EFA NIAFANA VE NY TAZO AZO TAMN ORANABE OMALY RY ZALAHY ? ?
1. andrywui
(
12/02/2009 16:47)
DE NAMPALAELO MIHITSY NY NIAFARANDRY ZALAHY TATO AMIN'NY FORUM TATO TANIKEO MARAINA !! FA TSY NISY TAFA TSANGANA TAO AMPANDRIANA !! NY SASANY TANY AMIN'NY HOPITALY !! NY SASANY ZARA RAHA NAHASORATRA KELY IRAY NA ROA DE NAMONJY NATORY NDRAY !! RANGORIVAO AZA VAO ZAO VO MBA NAHATENY KELY FA NIKILEZOLEZO KELY TEO
répondu par Andribe le 12/02/2009 23:01
2. xxx
(
12/02/2009 16:54)
Fa hay ve narary dolo nareo tato ry reto de nanafina tsy nisy niteny mba novangiana
3. pimaso
(
12/02/2009 17:00)
TSY NISY MATY MIHITSY ZAY TAO MAHAMASINA NA IRAY AZA
MISAOTRA @ FANONTANIANA
MAKA INDRAY MINISTERA DIA BE NY HO HALEVINA E!
MISAOTRA @ FANONTANIANA
MAKA INDRAY MINISTERA DIA BE NY HO HALEVINA E!
4. rangorivao69
(
12/02/2009 17:02)
mitaraina xxx le kary lahy nefa nedala ihany le xxx aza mba vendrana é,tsy hambara ve no midelira :-D :-D :-D
5. andrywui
(
12/02/2009 17:02)
poamaso !! tsy mila alaina fa tonga ho azy eo io ministera io !! fa efa tsisy heriny tsony io fanjakana ra 8 io !!!!
6. andrywui
(
12/02/2009 17:04)
rangory !! za letsy mba niarahaba anlah tatsy de niavonavonanlah tsy novaliana mitsy letsy !! nefa de samy mpiakama zao !!! mba niarahaba anlah tsy maty omaly teny mahamasina ane ah letsy e!!
7. rangorivao69
(
12/02/2009 17:22)
na akam'elah aza ah pehako elah fa toa diso lalàna,ka sao ndray hiantso vonjy aty, fomeko ny suppoko ndray ny vavan'lah :D
8. andrywui
(
12/02/2009 17:32)
ary elah tsa mety faly amiko mits ah !! efa mba niafana ve zao ny aretinlah sa mbola marary ny loha ??? mafy kosa iny orambe nivatravatra namely anareo iny ko aiza no tsy ho tratry ny fievre elah !! fa mihinana ganida matetika iany letsy 69 a! tsara reny !!!
9. rangorivao69
(
12/02/2009 17:47)
mety akama elah fa tsy misaina de bedesina ,EFA NITENY AHY ZAY :twisted: :twisted: :twisted:
10. pimaso
(
12/02/2009 17:50)
poamaso !! tsy mila alaina fa tonga ho azy eo io ministera io !! fa efa tsisy heriny tsony io fanjakana ra 8 io !!!!
TONGAVA DAHOLO INDRAY ARY ENY IAVOLOHA @ SABOTSY E!
EFA MANGIDIDY SAHADY INDRAY NY TANANAY @ BASY SY TAFONDRO
IZAO DIA IZAO HOY NY APOMBOLAHY AVY EO
MITSODRANO ANAREO ANY @ VARO TSY MIFODY I ANDRY TSY AFA T... M... B..

11. Noue
(
12/02/2009 18:26)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/4876/20090211mahamasina12qd5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/][IMG]http://img519.imageshack.us/img519/20090211mahamasina12qd5.jpg/1/w600.png[/IMG][/URL]
12. rangorivao69
(
12/02/2009 22:22)
MAZAVA LE LEITY LE SARY AAAAA!!!!!!! JEREO TY ELAH FRIZY POURRY ,ROVI-TSILIPO,LAMBA FIFIRANA NY NY ANARANELAH?ETO ANY INY RAKOFAN'NY MADAMAN-DRANGAH!!! :twisted: :twisted: :twisted:
ASIANA SUPPOKO NDRAY VE VAVA LAH,ROVITRA EO TENA :evil: :evil: :evil: :evil:
ASIANA SUPPOKO NDRAY VE VAVA LAH,ROVITRA EO TENA :evil: :evil: :evil: :evil:
13. Andribe
(
12/02/2009 23:01)
sao de mba misymanao krizy kardiaka eto nareo ka lasa martioran ny serasera fa tsy an dra8 na an i andry aza mba mora tezitra ihany fa moramora fa tsy misy mitifitra eto akory =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))