Mba gasy ve R8 ?

1. lemats ( 12/02/2009 12:10)
Amin'nny fo tsy miangatra no hametrako io loha-havitra io @ maha gasy ahy koa.
Moa ve mba mitovy fisinana @ko ianareo ?Raha @ko aloha toa tsy mety ireny hetsika natao tao mahamasina ireny fa toa lasa aloha be loatra satria vao tsy ela anie no nisy malagasy maro namoy ny ainy t@ 07/02/09(tsy hanameloka an'iza aho ) ary mbola misaona ny havan'ireny maty ireny eny fa ny gasy sasany mpiray tanindrazana koa,nefa indrisy fa toa tsy tsapan'ny mpitondra (r8) izany fa ny azy ihany no tsapany,mba gasy ve manao toa izany?Nefa d mba nilaza fa miara-hory @ ireo tompomanjo (mpiatsara velatsihy).Ny 11/02/75 koa nahafatesan'i Gal Ratsimandrava, toa ninia tsy tsaroana io daty io nefa mba filoha ihany,izany v ka gasy? Aiza ilay soa-toavina malagasy,sa kosa ny fahorian'ny sasany hafalian'ny sasany? Raha zay aloha d hangina aho !
répondu par Andribe le 12/02/2009 23:13
2. madamakely ( 12/02/2009 12:16)
ny tena malagasy dia manome hasina ny razana fa asakasany io!
3. peta83 ( 12/02/2009 12:25)
Marina mitsy ny nolazainao saingy ny mapalaelo,refa zavamarina toy izao de tsy misy mpiresaka fa ary @ wawa ary iany ry zareo no mande.Andriamanitra no tompon'ny aina ka na "zone rouge io na zone franche na zone ina" eo anatrehan'A/tra izany dia heloka avokoa, Izy ary mbola miteny antsika olombelona fona hoe "aza mamaly ratsy ny ratsy "ka asakasak'izay faly @fahorian'ny hafa indrindra fa GASY toa ny tena, eny fa na dia atao ary hoe "nangarom-biby an-davaka" ary izy ireo."Ahy ny famaliana hoy Jehovah"
Ary ny zavatra tiako ho lazaina farany de zao tsy tokony hiditra lalina betsaka @resaka politika isika fiangonana ary tsy tokony hiseho omban'ny atsy na aroa fa tokony hitrotro am-bavaka ny firenena Malagasy satria latsaka an-katerena i Madagasikara.Hevitro manokana izany!
4. andrywui ( 12/02/2009 12:26)
tena gasy Ravalo kah !! gasy fa gasy pams !!betsaka ane ny pams e!!! mandihy ambony fasana ! de mifaly be rehefa misy maty ao an-tanana ! de nofaizin'Andriamanitra tamle ranonorambatravatra amzay ny farany !!!
5. Andribe ( 12/02/2009 12:26)
ravalo tsy gasy fa saringasy mazava be angamba ny valiny :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
6. tsinjo ( 12/02/2009 12:34)
FA INN NY FAHITAN'LAH AZY IO ??? CONGOLAIS SA JAPONAIS SA THAILANDAIS SA INNN NO MBOLA ANONTANIALAH IANY OE MBA GASY VE RAVALO ?? :-D :-D :-D :-$
7. tsinjo ( 12/02/2009 12:38)
hihiihihi serieux za eto lol , efa tam lundi ny deuil national fa oe efa mitohy ny fitokonana manomboka ny mardi ary tsy itsahatra , vao naheno anefa ny TVG oe hanao demo de force ny miaro ny ara-dalana de izy nanao ville morte iny , de avy eo ndray oe mbola deuil national ndray e , tssss , mivadibadi-dela otrizany le tsy milay :-D
8. bozyboleta ( 12/02/2009 12:50)
Ny maty maty ihany.
Ny fiainan'ny velona mitohy koa fa tsy hoe "TERENA" hitomany an'ireo eo akory mandritry ny taona ary tsy misy hidiran'ny hoe maha-malagasy akory izany.
Izaho koa malagasy fa za tsy nitomany, tsy mitomany, ary tsy hitomany olona te-hisangy @ fahafatesana. Toy ny efa nilazako t@ dinika tato koa hoe za tsy nalahelo, tsy malahelo ary tsy halahelo fa sitrapo ny an'ireo.

Iantsoy tody indray koa aho.
9. andrywui ( 12/02/2009 12:50)
fa itsinjo ve alou efa mba metimety alo zao e!! naalaelo anlah ane letsy aho ra naeno tam penguin oe efa tsy mahatsiaro tena ony elah halina !!! fa aona elah zao lety ???
10. tsinjo ( 12/02/2009 12:53)
andrywui > efa oe le nampidiranlah le suppo iny de efa ok kou :-D
11. andrywui ( 12/02/2009 12:58)
ha ha ha !! hay ve sitrana elah e!! ra le nampidirako anle supo zany no nahatsara an'i tsinjo de faly aho !! de mandehana ndray miaritra ranonorambatravatra otranle omaly iny fa tsy hitsabo anlah tsony ah !! fa minoaho fa fay elah zay ry tsinjo kah !! i penguin atsy zao vao nifona tamiko teo fa tsy ho eny a Mahamasina tsony hono lery fa fay tamle fievre be nahazo azy tany omaly !!!
12. soali ( 12/02/2009 13:06)
ho anao ry tsinjo!
ny handatsaka rà foana ve no ilainao e?
ny antony nanaovana ny mercredi teo ho deuil, na ville morte de ny mba tsy hirotahan'ny vahokan-dra8 sy ny tgv

aza manao ny olona ho tsinotsinona fa na bandy kely otran'ny fitenenana aza izy mba misaina sy hendry fa tsy otranreo goaika antitra tim mba lehibe taona ihany nefa laozana miady am bandy kely!! :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
13. tsinjo ( 12/02/2009 13:34)
soali:
ho anao ry tsinjo!
ny handatsaka rà foana ve no ilainao e?
ny antony nanaovana ny mercredi teo ho deuil, na ville morte de ny mba tsy hirotahan'ny vahokan-dra8 sy ny tgv

aza manao ny olona ho tsinotsinona fa na bandy kely otran'ny fitenenana aza izy mba misaina sy hendry fa tsy otranreo goaika antitra tim mba lehibe taona ihany nefa laozana miady am bandy kely!!



otrany aona alou le fisainana bandy kely?
mandroba fananan'olona ve ?
manery ny olona tsy hiasa ve
manery ny olona tsy hianatra ve ?
mandrahona ny taxi sy taxi-be izay miasa ve?
maniraka ny olona hanao ny tsy fanao ve ?
ireo ve ilay fisainana tsara alahitahaka ?
14. andrywui ( 12/02/2009 13:39)
tsinjo == mpanaradrenirano fotsiny !! ze ataon'ny olona de mba atao ! olona firy ary no efa matinra8 ???? fananan'olona firy no efa norobainy teto m/car ?? sa odiana tsy hay Masina daolo ireo Actin nataony reo
15. tsinjo ( 12/02/2009 13:46)
ANDRYWUI : r8 letsy bainina mbola tsy namono olona a ? izay no tsy amatarako azy we firy .ary ra ny fananan'olona norobainy mbola tsy nisy .
16. andrywui ( 12/02/2009 13:50)
aleo ary ho tanisaina ra mody faninnn i tsinjo :
- 3.000 lahy mahery no matiny tam 2002
--100 mahery no efa matiny hatramzao (ambohitsirohitra ,ireo zaza 29,ravolomaso,andrianaivo ...)
---ny tanin'olona amanjato hekitara tao Alaotra , tanin'olona tao Ankorondrano analavory ,tanin'olona tao Analalava- Antonibe .....
mbola ampiana ve letsy ry tsinjo ????
17. sehenou ( 12/02/2009 22:49)
mazava b gasy toa antsika i ravalo fa saingy RAVALOTSYMANANA INDRAFO
18. Andribe ( 12/02/2009 23:13)
ravalo be fahavalo tsy mivalo tsy mifanakalo fa mpampisa dahalo etsy andraharo de my soron oul alaharo fa tonga te toraka kiraro de avy eo manao risoriso @ kabaro ary farany dia miiala @ be sy ny maro fa tsy tsara ny mifangaro fa misy fofona kiraro sady lery saropiaro no be alaharo nefa mbol be mpiaro na de manana assurance aro etsy andraharo ka lasa resakooooooooooooooovy =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0553