NEGOCIATION TIM-TGV

1. ravatorano ( 12/02/2009 07:10)
Dialogue et négociation. Le dialogue a commencé. Mais, ce n’est qu’un début. La mission de médiation pilotée par Ban Ki Moon porte déjà ses fruits.

Ivohasina Razafimahefa et Monja Roindefo, chefs de délégations
3 représentants de chaque camp. Le premier rapprochement entre les deux camps protagonistes a eu lieu hier au siège de la Conférence Episcopale malgache à Antanimena. La première négociation s’est déroulée sous la houlette du secrétaire général adjoint des Nations Unies chargé des Affaires Politiques Haile Menkerios. Et en présence du représentant du PNUD Xavier Leus et de l’ambassadeur des Etats-Unis Niels Marquardt. La délégation du pouvoir a été dirigée par le ministre de l’Economie, non moins secrétaire général du TIM, Ivohasina Razafimahefa et composée de Jacques Sylla, président de l’Assemblée nationale, et du sénateur Noël Rakotondramboa. Tandis que le camp de Andry Rajoelina a été représenté par le premier ministre Monja Roindefo, chef de délégation, Nihry Lanto Andriamahazo (premier adjoint au maire d’Antananarivo) et Ny Hasina Andriamanjato (coordinateur général à la Commune urbaine d’Antananarivo). La rencontre d’hier a débuté à 9h. Le médiateur Haile Menkerios n’a quitté les lieux des négociations qu’à 18h. Rien n’a filtré de ce premier rapprochement entre le camp Ravalomanana et le camp Rajoelina.
« Solution malgache ». A partir d’aujourd’hui, avec l’arrivée du secrétaire d’Etat français chargé de la Coopération et de la Francophonie Alain Joyandet et du négociateur de l’Union Africaine Amara Essy ainsi que d’autres négociateurs de la Commission de l’Océan Indien (COI), les rencontres seraient multipliées pour aboutir finalement à un tête à tête entre Marc Ravalomanana et Andry Rajoelina. En attendant cet aboutissement, l’ambassadeur des Etats- Unis à Madagascar SEM Niels Marquardt n’a pas caché hier son optimisme devant les médiations jusqu’ici menées tant par la communauté internationale que par les quatre chefs d’églises du FFKM. « Avec les démarches qui ont été effectuées jusqu’ici, je pense qu’on trouvera la solution à la crise actuelle. », s’est exprimé SEM Niels Marquardt. Ce diplomate de souligner que cette solution sera une solution malgache. L’ambassadeur des Etats-Unis a sollicité les deux camps à faire preuve de la réelle volonté de dialoguer en cessant les manifestations politiques pendant qu’on négocie. En tout cas, tout dépend de Marc Ravalomanana et de Andry Rajoelina. Le dernier mot n’appartient pas aux six représentants qui se sont rencontrés hier à Antanimena.

RAJAOFERA Eugène
MIDI MADAGASIKARA
12/02/2009
répondu par tsinjo le 12/02/2009 09:56
2. bozyboleta ( 12/02/2009 07:42)
Hita @ zao mitsy ny maha-politika avo lenta sy ny maha-ao ambadika ny firenen-dehibe hafa @ ity raharaha ity. Ary tsy 1 ihany reo firenena reo fa maromaro.
Na dia ny safidy ny toerana nanaovana ny fifampidinihana aza dia efa mifono tetika maizina. Fa nahoana no tsy natao tany @ iray @ ireo hotely lehibe eto an-drenivohitra na toerana hafa mihitsy? Fa nahoana no tao @ conférence episcopale izay toeram-pivorian'ireo eveka??? TSY MAZAVA.

Raha tany @ firenena hafa no nisy trangan-javatra toy izao miseho eto Madagasikara izao dia efa ela no nanameloka ny firenen-dehibe fa fanonganam-panjakana ny fandrombaham-pahefana.
Fa iza t@ ireo firenen-dehibe ireo no sahy nilaza izany mazava teto?
3. agoago ( 12/02/2009 07:58)
Efa tsara aloha io no tsy misy, fa izy roalahy mihintsy no tsara mihaona. Izy roalahy irery tsy hatrehan'iza n'iza, avy eo vao miaraka amin'ny médiateurs sy ny équipeny avy satria mety manana resaka hifanaovana amin'izy roalahy irery anie ry zareo.
4. tsiafoi1 ( 12/02/2009 08:16)
Efa ela aho no niteny fa politika AVO LENTA...

Reo harena miavosa anie de tena mampitsiriritra e!
Raha adin'izy mianaka mirahalahy, efa ela izy ty no vita!
Reo mpampiady angely reo zalahy, tena tsy hita velively a!
Hita mazava aloa izao fa i Andry TGV no ampiasain'izy ireo...
Fa Ravalo koa tsy miery, sahy mijoro sy ho sahy...

Iza no tena tia-tanidrazana, aoka isika no hitsara!

5. tsiafoi1 ( 12/02/2009 08:28)
Efa ela no niteny fa POLITIKA AVO LENTA...

Reto harena be miavosa anie ka tena mampitsiriritra e!
Mody mpampihavana a! Mpampihavana atsy!
Kanjo, Zavatra hafa no kinendry!

Efa ela ity no vita raha adin'izy mianaka mirahalahy,
Saingy, BIZNA avo lenta moa, ka de ny vahoaka no voajinja...

Reto mpampiady angely ange zalahy, ka tena tsy hita velively e!
Mahay atsy sy aroa, de mampandry adrisa koa!

Hita mazava aloa hatreto fa i Andry TGV, no harato ampiasaina....
Ravalo koa tsy miery fa sahy Mijoro, Tena sahy....

Satria MASINA NY TANINDRAZANA
6. Oay ( 12/02/2009 08:31)
tsiafoi1:

Efa ela aho no niteny fa politika AVO LENTA...

Reo harena miavosa anie de tena mampitsiriritra e!
Raha adin'izy mianaka mirahalahy, efa ela izy ty no vita!
Reo mpampiady angely reo zalahy, tena tsy hita velively a!
Hita mazava aloa izao fa i Andry TGV no ampiasain'izy ireo...
Fa Ravalo koa tsy miery, sahy mijoro sy ho sahy...

Iza no tena tia-tanidrazana, aoka isika no hitsara!



Tia tanindrazana marina alou Ravalo ka tsy miery ary mijoro ka ho mariky izany fitiavantanindrazana izany d nalainy daholo i Madagasikara sy izay misy ao aminy mba ho fananany, d refa lasany d azony amidy @ Coréen hihihi... Madagasikara anefa vita baorina ka tsy azonao hidirina...Mahaleo-va mahalasana ry Malagasy fa Masina i Madagasikara ka izay rehetra mikasa hanao ratsy sy manao ratsy eo d tsy ho afa-bela

7. tsiafoi1 ( 12/02/2009 08:43)
Ankoatran'ny maha BIZNA AVO LENTA ho an'ny sasany ity raharaha ity, de tsapa ihany koa fa tsy lavitra fa manjohy akaiky izao raharaha izao ny resaka ADY ARA-PINOANA.

Eo anatrehan'izany de manainga antsika MPINO mba TSY HO KIVY, TSY HO KETRAKA, fa tsy mila fanahy osa Andriamanitra fa fanahy mahery ho enti-mandresy ilay ratsy...
8. xxx ( 12/02/2009 08:45)
ao fa efa mandé zao ny "OUI VAZAH, ENY TOMPOKO"
aza matahotra tsony sika menakavy, fa hivaha ny olana é. njôôôô, injisy mantsy. naninn ré ny FFKM teo aloha tsy nekena, fa refa zao tonga ny VAZAH, d nekena é? nekena, satria tsy maintsy hanaiky azy é!!!

TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MITSY SIKA MALAGASY

zany tsy angano, tsy arira, fa efa niainana, iainana, ary hiainana mandrakizay.
9. xxx ( 12/02/2009 08:55)
TIM Ouuust
TGV Arrete
10. tsinjo ( 12/02/2009 09:30)
directoire militaire no to ohatra milay kle :wink:
11. andrywui ( 12/02/2009 09:39)
Io ndray fa miteniteny foana ze azon'ny vavany ndray le tsinjo Ra8 iste mpanao jadona assassin !! mba hevero oa ze teneninlah avadibadio in-7 io lelan'omby io vao miteny fa directoire militaire ny lohabeanlah tsy misaina io ve no mba takatrelah farany ry babakoto
12. xxx ( 12/02/2009 09:41)
xxx:

TIM Ouuust
TGV Arrete

arema dehors
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
13. ravatorano ( 12/02/2009 09:47)
andrywui < mba ny hevitra nno venteso ry namana fa aza d analanao mafy mihoatra ny tokony ho izy i tsinjo ! lasa faniratsirana indray ilay izy :p
14. tsinjo ( 12/02/2009 09:50)
andrywui > mba misaina wa diso mifadibadika lotra ngamba ny lelan'lah ao ka lasa manoratroratra fona le tanana , efa miteny kou za fa aleko babakoto to zay alika otran'lah :-D :-D
15. andrywui ( 12/02/2009 09:54)
Ze voa manodidina !!! lery ane ravatorano no voan'ny fievre be halina tany mahamasina tany de za no niantsiny voalo tao e!! za anga no namizana anlaisany tamin orambatravatrabe tao raha tsy Andriamanitra ko za no hanalanlery vokona be !! ndana miainga any ary e!! ze voa manodidina !!
16. tsinjo ( 12/02/2009 09:56)
andrywui > la paix lesy a :-* za fona lazain'lah fa diso
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3574