Vavolombelona, tonga saina dia mialà avy tao @TGV
1. NyMisaina
(
11/02/2009 23:13)
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia daroanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.

répondu par NyMisaina le 12/02/2009 22:07
3. Andribe
(
11/02/2009 23:28)
efa nahazo vola lry de mety gly tao ny havany de lasa nandevenana le gly le vola de tapaka tanteraka lery nony avy eo de niala tgv fa handeh tongotra hody any anjaramasinina :-D :-D :-D :-D :-D :-D
5. xxx
(
11/02/2009 23:55)
NyMisaina:Ka manao ahoana izany hoe voa ry ny misaina ? manenjika miadana angaha ilay afon'eritreritra ? Ny faharoa no saino @ manaraka ,aleo henjehin' ny omby masiaka toy izay henjehin'ny .... Natakalo materialy ny ain'ny mpiaramonina sy mpiray tanindrazana , dia avy eo ,hivavaka , hibebaka , etsetra ? teniko ity ! tandrify ny anao raha marina ny nolazainao ,zakao fa anjara !!
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia daroanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.
8. tsiafoi1
(
12/02/2009 06:17)
Misaotra anao ry NyMisaina. Aza manahy ny @'ny ainao, fa ny Tompo Andriamanitra efa momba anao sahady.
Maromaroa ny tahaka anao!
Madagasikara hilamina tokoa!
Maromaroa ny tahaka anao!
Madagasikara hilamina tokoa!
9. Oay
(
12/02/2009 07:37)
NyMisaina:
2000 hommes izahay, mandeha par groupe de 10, na 15 na 20. Mamaky izahay ,mamotika hatramin’ny farany, mandroba ny foule avy eo. Izay milaza fa tsy TGV dia daroanay, eny Ampefiloha no tena tobinay. 4×4 roa no mandeha rehefa mikisaka i Andry, ny iray misy ny essence fandorana. somary mifoka kely izay matahotra, rehefa atahorana hamely ny Miaramila selon ny resnseignement dia mitsondrano fotsiny i Andry fa tsy mankany. Nolazaina anay fa Cousin-ny Andry ny Général Faly Rabetrano ka tsy misy antahorana ny @ EMMONAT REG. Telomita sy ny Aeroport d’Ivato sisa tsy vitanay, Telomita moa iarahana @ Rolland Ratsiraka, fa nohon’ny olana teo @ izy roalahy dia niato io. Izao dia ejehina aho satria nitaky ny volako; Raha tsy mino ahy ianao dia mankanesa eo Ambohijatovo, Ambanin’ny OMNIS isakin’ny alohan’ny Miting fa ao no fizarana ny vola. Tsy nisy ny Miting Alakamisy sy Zoma fa nakambana Asabotsy ny fizarana ny vola fa efa nihena be niolona ny Atalata sy Alarobia.Ny tenue tratra ny teny Itaosy ka tsy afaka nanao io izahay ny sabotsy
Madio ny saiko zao fa nilaza ny zavatra rehetra tato ampoko zah. Afaka mamono ahy ialahisany izao; fa tsy hamonjy ny fihaonana, fizarana armes, any @ Alain intsony zah, n’inoninona ataonareo ahy. Anjaranao ry fanjakana sisa no miaro ny ainay izay miala tsy ho TGV intsony, raha vitanao io dia maro ny miala ao sady ny vola efa mihena sy tsy hita.
Angano ve io sa tena marina ry misy aina.Mba omeo sary izay rahalahy d ataovy anankiroa fa raha sary iray mety ho lainga, d iza ilay Alain, iza ny anarany, d miandry anao izany ry mahery fo an'ny filou, d aza manahy ianao fa omena aourta sy ronono d hosorana menaka ary hosesefana vary be hena d elefa ny rwandais hiaro anao sy ny fianakavianao.Minoa Fotsiny Ihany.
10. madamakely
(
12/02/2009 08:16)
Ahoana moa hoy i Eléonore RASOLOFOMANANA,: ANGANO ANGANO ARIRA ARIRA....
FABLE DE LA FONTAINE: il était une fois une grenouille appelée NYMISAINA......................
Porofo mivaingana omena: sary, feo, www,..... Fa IZAHO MADAMAKELY MITSY NO HIARO ANAO REHEFA MIVADIKA RA8 AHO.

11. xxx
(
12/02/2009 08:36)
ao fa efa mandé zao ny "OUI VAZAH, ENY TOMPOKO"
aza matahotra tsony sika menakavy, fa hivaha ny olana é. njôôôô, injisy mantsy. naninn ré ny FFKM teo aloha tsy nekena, fa refa zao tonga ny VAZAH, d nekena é? nekena, satria tsy maintsy hanaiky azy é!!!
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=TSY HIOVA MITSY SIKA MALAGASY
zany tsy angano, tsy arira, fa efa niainana, iainana, ary hiainana mandrakizay.

12. NyMisaina
(
12/02/2009 22:07)
Malalaka ianao mamaky ny hafatra hijery sy hiaina, hahita sy hi-respirer ny fomba fiandohan'ny meeting isaky ny vao hanomboka @ toerana anankiray: tsy mody tanam-polo ianao @ ny porofo zava-doza andrasanao...