Am'sabotsy
1. Optik
(
11/02/2009 17:50)
Fisaorana bedebe no atolotro ny garde présidentielle fa raha tsy ry zareo tsy ho fongotra sy ho lany tamingana ny mpangaro-paosy sy mpamaky trano eto @ ty tany sy fanjakana ty!
Miarahaba sy mitsapa alahelo an'ireo TGVôtany rehetra ny tenako na de zany aza.
Soa lavo hahay hamindra hoy ny fitenenana (ninan'fatiny zany !)
Raha mbola sahy de ndana koa andramo vakina ny lapan'Iavoloha !
Am'sabotsy ===> Iavoloha Allez,, courage!!!

répondu par xxx le 12/02/2009 00:30
2. heidi
(
11/02/2009 17:51)
aleo hanao e! tsy hitako no handeha hilaharana eny aloha....REHEFA VOATFITRA AVY ANY DE MIGAY GAY NDRAY hoe mpamono olona....
3. Noue
(
11/02/2009 18:00)
Optik:15H17 : La foule commence a se disperser dans le calme
Fisaorana bedebe no atolotro ny garde présidentielle fa raha tsy ry zareo tsy ho fongotra sy ho lany tamingana ny mpangaro-paosy sy mpamaky trano eto @ ty tany sy fanjakana ty!
Miarahaba sy mitsapa alahelo an'ireo TGVôtany rehetra ny tenako na de zany aza.
Soa lavo hahay hamindra hoy ny fitenenana (ninan'fatiny zany !)
Raha mbola sahy de ndana koa andramo vakina ny lapan'Iavoloha !
Am'sabotsy ===> Iavoloha Allez,, courage!!!
TSISY NANDROMBA , TSISY NANDORO , dans le CALME !!! > > > > > >
6. patrick2002
(
11/02/2009 18:38)
dia mampalahelo be ilay fisainana malagasy , tandremo ra havako fa fingika fingaka . fa izaho aloha dia tsy amin'izany ,i Andry no mitondra atsy ho atsy ary hirodana ny fitondrana mihosindra ,eto isika fa tsy hisalasala izaho hanohitra an'i Andry raha hamono ny malagasy mitovy @ izy na @ Aina na fitadiavana ,hoatry ny izao hataony ra-8 izao
7. xxx
(
11/02/2009 18:56)
patrick o!hojerena fotsiny zany reo mpandoba raha misy olona tonga ao an-tranonao hamaky ny tranonao na enao no matiny na izy no matiny dia ataonao ve lay jiolahy hoe ento daholo ny entana tompoko dia vonoy zay mianakavy!mino zah fa ampy kosa ny t@ 26 janvier e!ary ny maramila koa tsy handeha hanavaka hoe ty tena mitolona ty mpanondraba fa zay tratra teo aloa dia nanefa e
8. Andribe
(
11/02/2009 19:09)
TGVodiny ko TGVôtany ko Tena Gay Voatifitra Tena Grobaka Vody hahahahahah :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^)
9. Noue
(
11/02/2009 19:12)
xxx:atao ahoana fa zay aza no tiany kooo ! ny fanjakan'ny baroa eee
patrick o!hojerena fotsiny zany reo mpandoba raha misy olona tonga ao an-tranonao hamaky ny tranonao na enao no matiny na izy no matiny dia ataonao ve lay jiolahy hoe ento daholo ny entana tompoko dia vonoy zay mianakavy!mino zah fa ampy kosa ny t@ 26 janvier e!ary ny maramila koa tsy handeha hanavaka hoe ty tena mitolona ty mpanondraba fa zay tratra teo aloa dia nanefa e
10. patrick2002
(
11/02/2009 19:38)
[quote=xxx]
patrick o!hojerena fotsiny zany reo mpandoba raha misy olona tonga ao an-tranonao hamaky ny tranonao na enao no matiny na izy no matiny dia ataonao ve lay jiolahy hoe ento daholo ny entana tompoko dia vonoy zay mianakavy!mino zah fa ampy kosa ny t@ 26 janvier e!ary ny maramila koa tsy handeha hanavaka hoe ty tena mitolona ty mpanondraba fa zay tratra teo aloa dia nanefa e
[/quote
Raha misy mpangalatra ao antranoko mba miandry al;oha izao hoe maro sa betsaka ,mitondra fitaovam-piadiana sa tsia , fa ra tia olona nikasa hangalatra akoho izy nefa nokapainao ny famaky ny lohany ,mba mampalahelo ihany.
Fa hiverenako ny teny @ Ambohitsirohitra ,nisy fandefasana bombe lacrymogene ve aloha , nisy sommation ve aloha hanaparitahana ny olona ,betsaka t@ ireo anie no curieux eh! fa mety tsy mpanohana an'i TGV akory ,nisy ny mpanao gazety ny RTA maty voatifitra ,
Ary i Ambohitsirohitra dia tsy nisy miaramila nisodisody nitana basy mihintsy ,ay tireur embusque daholo no tany ambaravarakely rehetra ,
Raha ohatra hoe ,maty voatifitra ianao fa nandalo banky anakiray ,dia homeko tsiny ve ianao hoe efa hita fa banky tiany mpamgalatra ko inonano hatao eny .

11. heidi
(
11/02/2009 20:03)
5. Mpandefa : patrick2002 [ Valio ] 11-02-2009 19:38:53
Lohateny : Re : Am'sabotsy
dia mampalahelo be ilay fisainana malagasy , tandremo ra havako fa fingika fingaka . fa izaho aloha dia tsy amin'izany ,i Andry no mitondra atsy ho atsy ary hirodana ny fitondrana mihosindra ,eto isika fa tsy hisalasala izaho hanohitra an'i Andry raha hamono ny malagasy mitovy @ izy na @ Aina na fitadiavana ,hoatry ny izao hataony ra-8 izao
ka tsy mankasitra ny fitondràny dieny voalohany izahay ka!
12. patrick2002
(
11/02/2009 20:07)
ka izahay mankasitraka hanalana ny jadona sy ny fangalarana hataony ra-8
13. heidi
(
11/02/2009 20:12)
izany aloha dia ekeko zato isanjato fa tsy ekena kosa ny fandrombaham-pitondràna miaraka am herisetra sy ny fandrombàna 8)
vao tsy ao am fitondràna aza efa manao asa n'ny totakely kou vao maika fa tonga eo de asa fotsiny , fa dia tsy ravalo itsony no tahafina fa lasa roapolo :-D

14. Andribe
(
11/02/2009 20:59)
AZA ATAO SABOTSY RANGAHA FA ZA MANANA FOTOANA @ SIPA A MANJARY TSY POINCE :^) :^) :^) :^)