hijery spectacle tena aleha any mahamasina

1. ralalaina ( 11/02/2009 11:07)
olona hijery spectacle no betsaka tonga any mahamasina ankoatra anireo nontanterina avy any ambanivohitra, satria matahotra ny tsy ahazo olona ry MPAMONO OLONA dia nanafatra artiste malaza anao animation
répondu par xxx le 11/02/2009 16:09
2. andrywui ( 11/02/2009 11:21)
tena mazava ralalaina a!! misaotra amin'ny vaovao azo tany letsy !! rehefa mijery ny olona tonga eny marina hono de olona tonga de hita fa avy eny ambanivohitra no noterena hoeny !! ha ! ha!: ha ! ary spectacle bojy marina io kay le !! ary raha ny tena olona hiaino andra8 eo zany de mety ho 0,2% any mihitsy klé !! ny sondage an!! de rehefa oe vita zany ny fampisehoana de mipitsika daholo amzay ny pokna na ho voatoraka ra8 !! jereo fa tsy maintsy izay no hiafarany eo zao
3. xxx ( 11/02/2009 11:34)
ka tsy aleo mijery melky sy ndondolah sy tahiry toy zay sareraka :-P
4. xxx ( 11/02/2009 11:38)
ka tsy fitiavana hijery an'i Rossy koa ve no nahatongavana teny @ 13 Mai t@ sabotsy, nampanantenana mantsy ny vahoaka fa tsy maintsy ho tonga izy ,anefa avy eo sareraka no teny , de vahoaka romotra no niafarany de ireny ny vokany!
5. ralalaina ( 11/02/2009 11:51)
tsy mamaly ny oloka kanosa ohatranareo za,miafina ngamba taranaka mpamono olona
6. tsiafoi1 ( 11/02/2009 11:55)
Avy eny Mahamasina ny tenanay.... Ary dia miverina ato am-piasana indray mba hanohy ny asa, ary dia manararaotra mampita ny vaovao mahafaly ho antsika rehetra....:

- Voalohany indrindra de Isaorana lehibe Andriamanitra, fa Mahery indrindra Izy ary mamaly vavaka tokoa

- Mampietsi-po tokoa ny nahita ny malagasy rehetra, tsy hanavahana saranga, fa na tao anaty ora-mikija aza, de mahita enao ireny olona mihaja be ireny, manao costar, tsy mitondra elo, fa miara-miaritra sy miombom-bavaka, eo afovoan'ny kianja (teo moa no nisy ny tenanay)....

- Mampietsi-po tokoa ny niarahana-niredona ny "Zanahary ô! Tahio ny tanindrazanay"

- Mampietsi-po ny hafatra napetrak'ireo Ray aman-dReny amam-panahy....Ary samy nahazo ny HAFATRA FENO FAHENDRENA sahaza azy avy na ny andaniny Ray aman-dReny (Fitondrana), na ny ankilany (Mpikomy) ny tanora moa mazava ho azy @'ny ankapobeny.

Tantely amam-bahona ny fiainana...., Ary tsy maintsy mitraka na eo aza ny rahona midona, ny lalam-piainana hizorana koa mbola lavitra....

-Taorian'ny vavaka fahatsiarovana ireo namoy ny aina, ny vavaka ho an'ny Firenena, de niroso t@'ny Fanentanana hitraka sy hiatrika ny Fiainana i Ndondolahy AO VE E....! Teo no nangata-dalana tao anatin'ny vahoaka analin-kisa koa ny tenanay mba hamonjy indray ny asa aman'andraikitra....

MADAGASIKARA ANIE HILAMINA TOKOA!
7. andrywui ( 11/02/2009 12:08)
ha! ha! ha! de tena lohan'otrisy tokoa i tsyafoi nisy teny teto oe ningaina sy nentina daholo ny avy eny ambanivohitra de eo no eo ihany le maivana de fa oe manao kostar e!! mihaja be ee!! nefa de tambanivohitra daholo no notaomina tao!! 25.000pers hoy ny RFI ! ny an'ny TGV teo analakely 1.000.000de pers hi! hi! hi! sady nofaizin'Andriamanitra amin'ny ranonoram-batravatra ny demony !! itsyafoi anisan'ny voafain'ijehovah tao !!! hita mihitsy oe tsy nakasitrahan'ny jehovah tampoka teo de orambatravatra no nalefan'Andriamanitra hi!hi!hi!
8. marsika ( 11/02/2009 12:19)
Enao mitsy ry andrywui n tena demony an.fanga de ny oe 25.000pers ftsn ren f miôtra.sad betsak ko ne n ts afaka nakeny e.
Ny anareo TGVendrana ny androba iany ny ao atsaina
Nenay teny Mahamasina de ny filaminana ho an'i Madagasikara iray mantolo.
Ary na tsy mitovy aza ny evitr-tsika de za mirary oanao mba otahin'Atra fôna enao de mba o tojo filaminana eto Mkara miaraka @Ra8 e
9. xxx ( 11/02/2009 12:48)
efa henonay ry tsiafoi ny vaovao hoe mila hovaky mahamasina fa mihika ny olona hoe sambory i ANDRY.dia mbola misy manaratsy sy tia fandrobana sy gidragidra ihany milaza fa tsy nahazo kil!
10. ralalaina ( 11/02/2009 13:03)
olona voakaam ve no tonga tay mahamaisna dia hoe patati patata,tena dondrombelona mihitsy ireto mpiaraka aminy mpamono olona ireto
RAVALO TSY MAINTSY MIALA
11. tovogold ( 11/02/2009 13:11)
Ny zavatra marina koa anie de reo olona milaza fa manohana an'ity TGV ty de olona ts de mandefa eritreritra lavitra ny anio ihany e; izany no mahatonga azy tonga isaky ny fivoriana satria manantena fandrobana fona e!!!!
12. ralalaina ( 11/02/2009 13:14)
ilay olona mpanaraka andra8 no tena tsy misaina efa hita fa mpamono olona sy mpangalatra dia mbola harahina ihany
13. TWING ( 11/02/2009 14:12)
tsiafoi1. lol

manambola kosa aloha ny TIM nitondrana olona avy aty @ faritany e


za tsy miainaga any raha tsy TIM 3 na 4
atsasaka TIM ve? 25 000fmg ve no andehanako eny mahamasina @ ity orana be ity .misaotra fa tsy mahasolo fanafody e.

Mba asaivo miteny Jehova Andriamanitra amoha ra8 raha vitany izany.
na koa hoe Jesoa Kristy satria izy FJKM.dia hita eo ny tohiny
14. xxx ( 11/02/2009 16:09)
ralalaina; ary aza miteny maloto rehefa miresaka eto fa tonga dia hita be ny saranga misy anao amboary ny fiteny manaja olona fa mba misy net ihany ao an-trano(lay phrase ery ambony hoe tonga tay tao mahamasina)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0969