silence eloquant
1. BOYSGOSS
(
11/02/2009 10:41)
Mazava be izao hoe aiza no maro an'isa, fomba ny any ivelany ny manao sondage alohan'ny fifidianana ka ao anatina echantillon-na population iray dia jerena ny firona-kevitrany.
Nisy ireo olona nanaraka an'i TGV no nivadika ary zah dia anisany satria ilehio dia fitaovana nampiasain-dRadidy hanonganana fanjakana. Tsy vitsy no nisokatra ny sainy ka dia nisaotra an'Andriamanitra.
Raha toa io ny tanora ka mora vidina dia tsarovy fa raha ny tenany ary no amidiny dia tandremo fa hamidiny koa ny tanindrazana.
Amiko dia izao tsy misy mahavita ny vitan-dravalo fa na io Magro zay lazina fa azo t@'ny fangorona-karena ary dia mbola malagasy no miasa ao ary mbola gasy no mividy ao. Mba misaina ianareo TGV-iste fa nohajambaina @'ny fadisoana nataaon-dRA8 nareo tadidio fa olombelona tahaka ahy sy ianao izy ary izay tsy nanota no aoka no hitorabato azy. Za miteny fa raha zah no filoha dia hanangona zah.
Vita ny lalana ary nisy ny fotodrafitrasa vita, isika afaka mirehareha @ fandraisana any fivoriana UA saingy mbola be ny tokony atao anisany ny fampidinana ny vidim-piainan

répondu par xxx le 12/02/2009 00:43
2. kidoropamba
(
11/02/2009 10:45)
Enao tsy mbola nanohana an'i TGV ve izany fa ilay mpamono olona iny ihany ny anao. Io foto-pisainana mirefarefa @ tany sahala ny anao io mihitsy no tokony fongorina miaraka @ ndra8 mpamono olona satria KANOSA ianao io (tsy sahy milaza ny ao ampony sy miaro ny heviny) ary MPANDAINGA( efa nahazatra an'iTIM indray iny).
Mivavaha tsara fa "negociation" mikasika andravalo no tadiavin'ireto vahiny ireto FA TSY NEGOSIATION MIKASIKA IREO IZAY pokona NANOHANA ANDRA8 MPAMONO OLONA.

3. nyavo2000
(
11/02/2009 11:07)
lisany aloha dia mihevera tena dieny mbola tsy alsa 1.000 sisa ny eny @ 13 mai, manohana ny be sy ny maro fa tsy adala ny olona mbola mitady ny légalité.
Ny fanovana dia azo atao @ fomba milamina sy dmokratika fa tsy barofo....
4. BOYSGOSS
(
11/02/2009 11:13)
kidoropamba:
Enao tsy mbola nanohana an'i TGV ve izany fa ilay mpamono olona iny ihany ny anao. Io foto-pisainana mirefarefa @ tany sahala ny anao io mihitsy no tokony fongorina miaraka @ ndra8 mpamono olona satria KANOSA ianao io (tsy sahy milaza ny ao ampony sy miaro ny heviny) ary MPANDAINGA( efa nahazatra an'iTIM indray iny).
Mivavaha tsara fa "negociation" mikasika andravalo no tadiavin'ireto vahiny ireto FA TSY NEGOSIATION MIKASIKA IREO IZAY pokona NANOHANA ANDRA8 MPAMONO OLONA.
AZA MIAKA-POFONA IANAO, NY OLONA MISAINA DIA MANDINIKA SY MANARAKA NY HEVITRY NY OLONA TOHANANY ARY MANAO EVALUATION NY VOKANY. TSY ILAIKO AKORY IANAO HINO AHY HOE NANOHANA AZY NOHO NY MAHA TANORA AZY TOA AHY ZAH SAINGY OLONA MI-DERAILLER TANTERAKA IO. MOA VE IANAO MBA NANDINIKA HOE IZA NO AO AMBADIK’IO TGV-NAO IO ZAY NIVAROTRA NY CREDIBILITENY ?
ZAH TSY HANOME TSINY ANAO SATRIA IANAO DIA ANISAN’ILAY JAMBA.
IZA NO NAMONO OLONA ? I TGV.
VALIO ANY AN-TSAINAO ITY OHATRA ITY : “ IZA NO NAMONO NY OMBY ILAY TOMPONY NITONDRA AZY TENY @ ABATTOIRE VE SA ILAY TAO @ ABATTOIRE NITETIKA AZY ?”
RAHA TENA HENDRY IANAO DIA NANDRAY MICRO TEO @ 13 MAI DIA NITENY HOE ZONE ROUGE NY ANY KA METY HITERAKA FAHAFATESANA FA IANAREO REHETRA TEO @ 13 MAI DIA TSY NISAINA AKORY NY VOKATRY NY FIHETSIKAREO.
RAHA IANAO IO VE NO EO @ FITONDRANA DIA TSY HANANGONA ?
RA8 NA NAKA AZA DIA NANAO ZAVATRA.
ZAH SIORA MIHINTSY FA IANAO ZAO ANISAN’IREO OLONA MITADY FOMBA HANATEVENANA NY EFA HANANAO NA DIA HAMOIZANAO ZAVATRA IRAY LEHIBE @ FIAINANAO ARY TSY HIJERY AFA-TSY IANAO SA IANAO ANJELY SA ANDRIAMANITRA. AZA MISEHO MASINA IANAO
:D :D :D ;-)