Isa sandoka ny an'i andrywui. Mbola manohana ra8 ny olona
1. tataka
(
11/02/2009 10:38)
Na halahelo aza ny TGV izay maika mafy haka ny fahefana ary tsy mahandry ny 2012 dia mbola maro ny manohana ny ara-dàlana. Manaporofo izany ny fiafian'ny olona amin'ny orambe eo Mahamasina izao io. Tia hampiakatra moraly andrywui dia mamafy lainga indray ary mampiseho isa sandoka.
répondu par xxx le 12/02/2009 00:44
2. rahiratra
(
11/02/2009 10:44)
Tsy ny fitarihana olona handroba sy hanao barofo ihany no hifaliana ry andrywui fa ny fitaizana ny olona hanara-dàlana. Maika ho aiza fa ny fampandrosoana ny firenena no mahamaika koa ahoana no entina miverina. taona 2009 ve dia na ny radiom-panjakana aza sahiarana fa may doranareo. Izany ve no lazainareo ahasoa an'i Madagasikara ry andrywui sa andry TGVendrana?
3. andrywui
(
11/02/2009 10:44)
tsy nianatra anga elah sa tsy mahay manao kaonty ry dondrona a! rehefa tsy mandinika de aza miteny fa vesa be elah !! mbola 5% ireo olona ireo !! mazava ?? ary na tsy hanao pourcentage aza aho fa conte de 1.000.000 de pers ny an'ny TGV teo Analakely ary 82.000 de pers na latsaka aza no mba eo a Mahamasina eo faizin'Andriamanitra amin'ny orana eo
4. penguin
(
11/02/2009 10:47)
Jereo fa andrywui valian'i andrywui io isa lainga io satria hiomehezan'ny pokona ka tsisy mpamaly dia valiana hangana mba hisy hanaraka. hehehehe
5. kidoropamba
(
11/02/2009 10:47)
Raha tsy teo TGV dia tsy nisy ny fahatongantsain'ireo MPANOHANA NY MPAMONO OLONA RA8 FA TSY ILAINA ITY RAVALONDOZA ITY.
"Tsapao tsara aloha ny herinao hoy levalo", hin!hin!hin!hin... io ary fa lery no mandraraka ao ampataloha isan'andro ary miantso vahiny hiaro azy.
Izao ny resany dia tsy hoe "tsapao aloha ny herinao" fa kosa hoe": ndao hanao negosiation". hin!hin!hin!hin!hin!
TAPAHO LOHA ANY IO LEVALO IO E

6. penguin
(
11/02/2009 11:05)
Tapaho ny lohany raha azon'elah fa ny nampalahelo dia ny olona tsy manantsiny no entin'elah any amin'ny faritra mafana nefa elah miala ilany ka any an-trano no miantso telefonina mitomany.
7. andrywui
(
11/02/2009 11:06)
Penguin ze marina de marina ihany fa tsisy lainga zany sady lehilahy lehibe sy vehivavy lehibe afaka manao kaonty no eto ary afaka maka renseignement kou fa 82.000pers no mahafeno an mahamasina !! izany hoe 3% zany satri tsy feno tsara ny terrain hi!hi!hi! azafady penguin fa mba tratrako tao elah ry akama a!! voa an ??
8. mion
(
11/02/2009 12:05)
Mi compre anlà ry andrywi raha 1.000 000 ny fanisan'là ireny ol teny @ 13 mai ireny, hita taratra eny ihany ny olona tsy manana afa-tsy CEPE
9. a256011
(
11/02/2009 12:40)
Vahoaka daholo na avy aiza na avy aiza ka. Ohatra ny zava-mitranga eny @ 13 mai, misy avy any @ faritany(Manamporofo izany ny sasany t@ ireo maty). Ka izany no maha-sarotra ny mi-évaluer hoe ny an'iza no tena betsaka, raha tsy fifidianana. Fa ny olana de ity: isaky ny firy volana ary isika de hanao fifidianana mba ahafantarana fa ny mpanohana an'iza no maro, ny mpitondra sa ny mpanohitra? Sao dia tokony hatsaraina ary ny technologie eto @ntsika de afaka mifidy isaky ny 3 volana ohatra ny any Souisse isika. Ahoana anefa ny ahatongavana @ zany? Ny antsika eto aza potehina ny zava-bita ()... Ahoana marina moa ny DEMOKRASIA e? Izay manana olana de manongana sa ahoana? Iza anefa ny olona (Firenena) milaza fa tsy manana olàna? Etats-Unis ve? La Frantsa ve?
Ny 4mi sahirana @ sakafo ho haniny...
Ny manana Radio sahirana @ vidin'ny pile ka mihena ny sakafony...
Ny manana Télé sy Frigo sahirana @ vidin'ny Jiro ka mihena ny sakafony...
Ny manana fiara sahirana @ vidiny carburant de mihena ny sakafony...
Ny mpanao politika sahirana @ seza de mihena ny sakafony ...
De hikomy foana ve isika izany fa tsy mba hisasatr mihitsy??? Raha tsy hoe angaha mahita mpitondra mahay magie nareo? Mahita ve nareo?
Momba ny DISO t@ nahafatesana olona koa:
Nahoana no tsy misy manameloka ny t@ 10 août ny mpanohitra(TGV), ary milaza fa ny t@ 07/02/09 tena famonoana feno habibiana???
Na ny Professeur Zafy Albert izay nampanantena t@ izany fotoana izany fa hanenjika ny nampitifitra t@ zany fotoana aza tsy nahavita n'inn ??? Sa ve rariny ny an-dRatsiraka t@ zany? (nefa samy nahafaty ihany, ary samy tsy nitam-piadiana na t@ zany ny olona, na t@ ty.)
Sa izany marina no atao hoe RIRININ-DASA tsy tsaroana...
Sao dia samy manana ny MARINA ary zareo fa isika no TSY MAHALALA @ zay de azo atao sorona foana...

10. madamakely
(
11/02/2009 13:25)
ngah moa tsy fantatrareo fa olona noloarana tany ambaninvohitra rehetra tany no nentina niakatra taty Tana, somary mba jereo ivelany fotsiny ho an'izay teny na ny fomba fiakanjo aza e! fantatra ihany ny avy any amin'ny tanana. hitsangatsangana aza atao ko! maika fa hoe sady nourri no vehiculé no payé, indray andro mahazo 75000 fmg, sady anjaran'ny olona tamin'ny banque centrale koa ireny e!
11. tsiafoi1
(
11/02/2009 14:20)
Tsara rehefa mahay mifampahery ny mpikomy fa saingy mifampahery ho amin'ny ratsy no olana ho anareo....
Tsy maninona zay isan'olona teny, na firy na firy, fa malagasy daolo reny fa tsy nisy vahiny afa tsy le mpanao gazety mpanely tsaho iny..... Ka tsy ny eto @'ny ville irery anie ny peuples e! 16.000.000 ny malagasy....
Mba logique ve hoe in-1 andro no nampandrenesana ny vahoaka, de hanam-potoana hanambazana vahoaka, izaram-bola sy hanaovana location....!!! Ny médias aza zara raha nisy Radio Mada sy TVM mitsitapitapy....Ny firaisankina de tsy lavina fa tena nisy tokoa, fa nisy ireo nentanim-pitiavana tsy nahalavi-tany, satria ny mita be tsy lanin'ny mamba, ary ny akanga maro tsy vakin'amboa.... Ka na orana mikija, na rivotra mifafy, ny fitiavana mahery tsy voasakana ankaso....
Maika moa fa raha nisy andro maromaro angamba nanomanana ny toy ireny, azo inoana fa ho feno hatreny ambava-tonelina....
Raha ny orana mikija indray no heverina ho ozona, diso hevitra enao fa ny fitsofan-drano anie ka mila rano e fa tsy danik'andro mahamay e!

12. news2dago
(
11/02/2009 18:29)
andrywui:
tsy nianatra anga elah sa tsy mahay manao kaonty ry dondrona a! rehefa tsy mandinika de aza miteny fa vesa be elah !! mbola 5% ireo olona ireo !! mazava ?? ary na tsy hanao pourcentage aza aho fa conte de 1.000.000 de pers ny an'ny TGV teo Analakely ary 82.000 de pers na latsaka aza no mba eo a Mahamasina eo faizin'Andriamanitra amin'ny orana eo
20.000.000 ny malagasy ary 0,05% ny 1.000.000 lazainao fa tetsy analakely? tadidio tsara fa tsy ampy ampahatelon'ny olona nilahatra t@ 2002 ireny olona zakan'i andry ireny izay mihena andro aman'alina noho ny toetra jiolamboto sy fampihorohoro ataony!
Mahereza manohana ny hevitra fa mahafinaritra ny fombanao mampahery ny mpanohana TGV kanefa aza diso adiresy sao dia mandrora mitsilany sy mamita tena eo!