HOY NY PRESSE INTER OE MPAMONO OLONA FAOBE RA8

1. andrywui ( 11/02/2009 09:54)
Tsy ny eto antoerana ihany fa ny firenena rehetra manaraka ny politika eto m/car any ivelany de vaky vava daholo fa genocide no nataon'ny mpitondra tamin malagasy !! ary na inona fiarovantena sy fialana bala amin'ny rànireo olona reo de genocide ihany no fantatrizao ttlo izao !!
répondu par xxx le 11/02/2009 13:03
2. andrywui ( 11/02/2009 09:56)
misy gazety sasany koa moa de efa nilaza fa tsy tafajanona amin'ny toerany ela tsony fa tsy maintsy haloan'ny vahoaka sy izao ttlo izao ny filoha mamono olona !
3. penguin ( 11/02/2009 10:03)
Na andrywui mivaly andrywui io na valian'elah irary 4 mifanesy dia mbola maro ny manohana ny filoha lany tamin'ny fifidianana aloha hatreto. Malagasy sy ny fampisehoana ny tompon'ny maro an'isa izao ka tsy izay vé le hoe DEMOKRASIA ? Sa Mahamasina io fa tsy 13 Mai ry dontokeliko an. hahahaha
4. andrywui ( 11/02/2009 10:14)
Penguin babakoto a!! lé 5 na 10% kely tam eleksio maire anie ireo mikiakiaka kely ireo e!!! ataovy ny calcul !! fa raha feno hipoka Mahamasina 82.000pers
-- ny an'ny TGV teo Analakely +de1.000.000pers == mbola ho lavitry ny afo ny kitay hi!he!hi!ha!
5. penguin ( 11/02/2009 10:19)
Raha tsy miditra anaty sain'elah hafahafa io dia haveriko: nilaza ny TGVoa fa tsy hisy olona ho ao Mahamasina nefa FENO MAHAMASINA. Ka nahita mialoha sa TGVoa ?
6. andrywui ( 11/02/2009 10:26)
ka le oe tsisy olona ho tonga ao mahamasina ane de oe zara ra hisy 15% tonga any é!!! kay vo maika aza 5% no tonga !! ha!ha!ha! votany kely !!
7. nyavo2000 ( 11/02/2009 10:35)
- Ze resk'él tsy olana e! Andry aminay no mpamosavy mpanao sorona vahoaka....

Ny an'là zao 10.000 max no tena mpanohana an'là, isao eny @ 13 mai ( teny aho ary niezaka nanao tombana, io 10.000 io aza efa majoréko be mihintsy an!)

Ny any Mahamasina, avy any aho, feno hatramin'ny pelouse nefa avy be ny orana, izany ny tena fitiavana an-DR8 sy ny légalité, fitiavana tsy misy ohatr'izany ry Papa.



andrywui:

Penguin babakoto a!! lé 5 na 10% kely tam eleksio maire anie ireo mikiakiaka kely ireo e!!! ataovy ny calcul !! fa raha feno hipoka Mahamasina 82.000pers
-- ny an'ny TGV teo Analakely +de1.000.000pers == mbola ho lavitry ny afo ny kitay hi!he!hi!ha!



8. ralalaina ( 11/02/2009 10:49)
film efa hita t@ fifidianana be ny tanana io ry nandra isany a!
9. tovogold ( 11/02/2009 11:55)
sao de i Andry TGV ihany ary ty mody manao pseudo Andrywui ty fa hita mints oe ts misy mande @ laoniny zay zavatra mivoka ny vavany
:^)
10. mion ( 11/02/2009 12:26)
za tsy gaga @ lisany tgvnandra raha sahymilaza chiffre 1 million lisany... aza aty anaty forum no manava-tena sy midehadehaka oe afaka fanadinana CEPE ka miseho mahay manisa. mba BEPC ahay alaina afaka 20 taona indray de @ zay isika miresaka CALCUL
11. xxx ( 11/02/2009 13:03)
raha miala ra8 dia i andry ve dia mba ahavita inona marina fa nisy tsy nety ny nataony ravalo fa raha i andry sy ry monja koa no hasolo azy aleko maty ho razana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2028