Radio VIVA, ANTSIVA, TV + = RADIOS &TV MILLE COLLINES RWANDA
1. nyavo2000
(
11/02/2009 08:41)
Ny zavatra lazaina ao amin'ireo Radio ireo izao dia efa mihoatra ny loha mihintsy, efa mitovy @ ireny tany RWANDA ireny mihintsy satria eo no hanambarana hoe trano ary an'ananona ary misy izao dia lasa mirohatra any milisy sy ny bemoranga manafika ilay tranon'olona, tondromolotra fotsiny dia efa mihazakazaka ny mpandroba sy ny mpamono olona....
Rahonana ny olona miasa sy mianatra, ary vava be mihintsy ny an-dRAMERCI ao amin'ny VIVA. Ny mpivarotra ao amin'ny Pavillon sy eny analekly dia matahotra fa lazaina fa raha mivoha dia hoe tsy tompon'antoka raha voaroba sy very fananana eny.....tezitra ny madinika izay mitady ny hohanina anio noho izany ( mpivarotr'anana, sns...).
Soa ihany misy ireo tsy manaiky lembenana ka mitohy mivarotra....
AZA MANAIKY LEMBENANA INTSONY ! MIJOROA ISIKA REHETRA !

répondu par xxx le 11/02/2009 09:36
2. penguin
(
11/02/2009 08:54)
Radio mpi-paopy rivotra ireo ary mila mahafantatra ny rehetra fa mpifanandrana izireo ka izay endrika ahafahana mamely ny iray dia atao na hiverina hamely ny tena aza ny lainga sy zavatra tsy mari-pototra rehetra io.
4. penguin
(
11/02/2009 09:08)
Tsy lainga ny ahy fa eto anolohako no resahiko. Feno hipoka i Mahamasina izao ary na ny ivelany aza misy olona. Tsy radio ny ahy ity fa ny masoko roa.
5. andrywui
(
11/02/2009 09:21)
PENGOIN === aza hitako eny mahamasina eny aza elah fa tena ataoko lasa ganagana marin !!!
7. xxx
(
11/02/2009 09:27)
Nisy olona niresaka tokoa fa tahaka izao hono no naharaikitra ny adim-poko tany RWANDA . Dia sanatria ve izany no hiafaran'i madagasikara malalantsika ?
Izaho manokana rey olona dia mba tsy hanimba ny foko dia aleoko mandefa CD na koa mihaino record aho fa io zao hirahira .
Izaho manokana rey olona dia mba tsy hanimba ny foko dia aleoko mandefa CD na koa mihaino record aho fa io zao hirahira .
8. penguin
(
11/02/2009 09:28)
Samy maka ny azy ary maro an'isa no hifampiderana ka tsy izay vé le hoe DEMOKRASIA ry donto a. Hahahahah. Aza mijabaka owaowaoaoa
9. andrywui
(
11/02/2009 09:32)
mifaly amapaty ry le sorsiera mianakavy an !!! namono de avy eo mifaly ?? eo ambony lohanareo ny rànireo tsy manatsiny nalatsakareo ry lety a!! MPAMOSAVY
10. xxx
(
11/02/2009 09:36)
@ zao hita tsara hoe iza no mamimbahoaka e! fa ireo ao @ ireo radio voalaza ireo aloha de tsapa tokoa fa tena voavidy vola be tokoa e! de mitatatata milaza an'io antsaga rehetra io! mampalahelo a! ny olona tokoa jamban'ny vola