Ho entin'ny firenena Afrikana amin'izay i Madagascar

1. namanabe ( 10/02/2009 21:19)
eh oui ! Izao foana no atao , miembotra lava , :?: didijadona , rotaka ,vakitrano ,akitifitra "bande sy role e ? iza indray izao no role amin'ity ?
Règlement de compte tsy misy fifarany !!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!

Dia rà mandriaka avy eo

Aleo samy ho faty ao daholo amin'izay dia hiditra ny Afrikana hintondra ny gasy kely manampahaizana . ;-)
répondu par xxx le 12/02/2009 00:49
2. xxx ( 10/02/2009 21:36)
Dia avy eo leo politika daholo indray ka.

Dia avy eo fanarenana ny simba.

Dia avy eo mivoatra kely.

Dia avy miady seza...
3. Andribe ( 10/02/2009 22:44)
nga moa ny gasy eropeanina :roll: :roll:
4. dadasy ( 11/02/2009 01:05)
Andribe:

nga moa ny gasy eropeanina :roll: :roll:

fanontaniana tsara apetraka io!
amafisiko hoe: ny frantsay dia anisan'ny eropeana, ny brezilianina dia amerikana tatsimo, ny kanadianina amerikana tavaratra, ny sinoa aziatika, ny tanzanianina Afrikana, ary ny malagasy?
5. xxx ( 11/02/2009 01:09)
Mahatsapà tena ho gasy dia ho avotra ny fanahinao.
6. namanabe ( 11/02/2009 08:49)
ny ao ambony no midecidé ny fanavotàna ny fanahy, valable ho an'ny rehetra

surtout ho n'ilay mitsàratsara fahatany , aza complexé e ! "Madagascara est

parmis les pays africains" , Gasy ny gasy kely fa tsy mbola niteny i

randriantsitononina hoe afrikana aho , fa hoy foana izy hoe " Je suis Malgache "

:lol:
7. namanabe ( 11/02/2009 09:04)
"Madagascar est parmi les pays Africains " tsy misy hidiran'ny fanavotàna ny fanahy , aza afangaro ny katsaka sy vonemba , io ihany no mahavoa ry be moraly nefa ny tenany aza tsy hitany . "Tu es fier d'etre Malgache".......Afrikana ve ianao dia hoy i Be moral hoe non!no!no! Malagasy aho kah !

;-) :idea: 8O
8. xxx ( 11/02/2009 09:25)
namanabe:

Ny fanahy no maha olona hoy ny ntaolo .
:idea:
9. namanabe ( 11/02/2009 10:10)
Hanontaniana i randriatsitononina hoe Malagasy ve ianao , dia hoy izy hoe Fanahy aho kah ! :

:lol:
10. xxx ( 11/02/2009 10:51)
Ka mazava ho azy ny fipetraky ny zava -misy @ izao fotoana izao ,ny fanahy maha-malagasy no atao tsinontsinona , Madagasikara tsy ho iafrika velively ary iafrika tsy ho Madagasikara izany na oviana na oviana Géographiquement parlant ,tsy maintsy esorina ny ahi-dratsy fa manimba ny tany .Ary izay mihintsy anie no mbola tarazo mianjady hatramin'izao é .Lazaina fa ny malagasy tokana ihany ary ho tokana hatrany ,amiko dia tsy midika izany hoe ireo olona mpiavy valovotaka dia tsy ho malagasy tanteraka izy ireny na inona ataony na inona ,ny firazanana malagasy ,ny fomba malagasy ,sy fiarahamonina malagasy , sns dia tsy ho latsaka an-tsain'izy ireny @ fotoana fohy akory ,ary tokony hahatsapa tena izy ireny fa manana fototra ivelan'ny firenena .Dia ahoana hoy ianao ra NAMANABE !
11. namanabe ( 11/02/2009 16:09)
Hanontaniana indray ranamana hoe Malagasy ve ianao dia hoy izy hoe mpanala ahi-dratsy aho

Ary be dia be izao ahi-dratsy ao izao fa tsy mety mandroso mihintsy i Madagasikara

Dia nanontany tena i mpanala ahi-dratsy hoe \"maro no efa nesorina fa mbola misy
foana \" ? Travailler plus pour gagner moins eh!eh! dia hoy aho hoe ! nanontania tena i mpanala ahi-dratsy fa sao dia izy kosa no tokony haha-tsapa tena hoy izy hoe Je suis Malgache dia ny hafa koa Malagasy fa rehefa lasa-ahidratsy ireny dia ahi-dratsy koa aho .

12. ndenn ( 11/02/2009 18:41)

Ka tsy miady anie izany resakao izany ranamanabe !ianao aza nilaza tery ambony hoe bandy sy role ,dé pan pan pan foana ,ka io arakaraky ny fandehan-javatra mitohy hatr@ niandohan'ny fanjanahan-tany ka hatr@ izao , tadidio fa voararan'ny mpanjanaka ny rafim-pitondrana tena malagasy nanomboka t@ io fotoana io ,ary nasaina nandika tandrametaka ny rafitr'olona tsy fantatra hoe nanao ahoana na nanao ahoana ny firenena .Dia izay no nitenenako hoe minoa ny maha gasy anao dia ho avotra ny fanahinao @ izao zavatra miseho izao .Dia niteny ianao hoe , ho entin'ny afrikana @ izay ny firenena , Amiko dia tsy manana fahatokisana ny malagasy ianao matoa miteny izany .Ary voaporofo anefa fa izany fitondran- tena izany no anisan'ny mampiraviravy tanana ny ankabeazan'ny vahoaka malagasy .Tsy mora ny manongotra izany @ izao , satria fantatrao fa na dia ny afrikana aza dia efa misy ihany ao mada ao (ankoatr'ireo efa valovotaka ) mampiasa ny volany .Ary ny tena olana dia misy @ izy ireny ny manao fanadiovam-bola ratsy ary ao @ firenena .Miandry anao @ tohiny Ranamanabe .

8)
13. xxx ( 12/02/2009 00:49)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2182