Mety tena aharitra ela ity crise ity satria....

1. xxx ( 10/02/2009 21:17)
Raha ny fijeriko sy analyse tsotsotra dia mety aharitra ity crise eto @ tanana ity, ny antony dia tsotra : izy mirahalahy dia tsy hay ampihavanana intsony(discussion et dialogue impossible) , i Tgv voadidina dinosaures maromaro , eny fa na ny Arema aza ao izay nifanandrina t@ Ravalo t@ 2002,i Ravalo ery ankilany milaza fa legal satria lany t@ fifidianana ary neken ny communauté internationale.


Izany hoe raha vizana ingahy Ra8 dia vita hatramin ireo orin asany mihintsy, ary raha vizana eo kosa ingahy Tgv dia na migadra , na exile politique,...

Dia misokatra ny pronostic ry zareo a!...Iza no ho gros outsider , iza no be côte kokoa ireto soavaly ireto?
répondu par xxx le 12/02/2009 00:48
2. rfsn ( 10/02/2009 21:39)
Ny vahoaka no maty sy mihinan'ny tsy fihinany...
3. patrick2002 ( 11/02/2009 02:26)
miandry an'i FFKM sy ny Force armees populaire izany kou izay hitongolanany ireo no haazo ny fandresena ,hitanao fa tato ho ato izay dia tao @ ministere de la defense tao no nisy nomination sy deballage rehetra ,mahatsapa ra-8 fa ho ratsy ity raha vao miodina eo io ,i ra-8 anefa efa tsy tiany miaramila satria ,ny azy famokarana ihany fa tsy mila an'izany miaramila izany fa mandany vola izany.
Raha ny FFKM sy ny Armees tsy maka position dia haaritra ela ity .
4. zoulou ( 11/02/2009 04:50)
sarotra ho an'ny FFKM ny haka position, nanohana andra8 ange ny FFKM t@ 2002 nefa jereo ity nafitsok'i Ra8 e! asa anefa a! Andriamanitra mahalala ny zava-drehetra fa dia ankinina aminy ny fandehan'ny fiainana.
5. tsinjo ( 11/02/2009 05:45)
raha ny fahafatarako alou de mizara 2 kou ny FFKM amizao ny KATOLIKA SY ANGLIKANINA dia momba ny TGV fa ny ambiny kous dia momba any FITONDRANA ka zay no mahatonga ny fahasarotany raraha amizao ,satrai tafiditra aminy resaka fivavahana le raharaha amizao
6. xxx ( 12/02/2009 00:48)
Oay lel'ena!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7027