Fa ahoana io ?????
1. Noue
(
10/02/2009 11:11)
- Contre manifestation pour le président Marc Ravalomanana demain au stade de Mahamasina
dia mamaly ny sasany oe
Des proches d’Andry TGV condamnent cette manifestation car pour eux elle n’a pas eu l’aval de la CUA ni de la Haute Autorité de Transition.
rehefa ry tgv zany manao manifestation dia azo atao fa rehefa ny hafa dia tsy azo ???? mbola mitohy hatrany ihany ve ny fanjakan'ny baroa eee ????
http://www.topmada.com/

répondu par molota le 13/02/2009 12:27
2. molota
(
10/02/2009 11:18)
eny miitsy leitsy ry Noue , ra tsy hoe ny tgv ihany no afaka manao manifestation koh! :-*
3. xxx
(
10/02/2009 11:20)
de mbola maniry rà latsaka ihany ve ry le mpamono olona reto a !! tsy maintsy ho tezitra ny havanireo malagasy maty ireo de hamaly faty kou de aina firy ndray no tadiavinareo ho alatsaka ao ry demonia a!
4. xxx
(
10/02/2009 11:29)
Nahazo alalana rizareo TIM hivory ao Mahamasina rahampitso fa aza mandainga ry NOUE ah!
5. molota
(
10/02/2009 11:35)
tgvendrana an' lah no namono olona éé fa tsy izahay mihitsy, afaka makany elah dia mahazo 5000ar isandro ra hanao sorona ry leitia :-D :twisted:
6. andrywui
(
10/02/2009 11:39)
elah oa aza mitrerotrerona ry molota !! fa elah ve nahazo maps tany sa nitodian rànireo Malagasy sahady no toa lasa nipika zany oa elah ry molota a! kou te hamono olona any kou !zao nipika tao ny loha ! tia rà loatra
7. molota
(
10/02/2009 11:43)
elah oa aza mampimeh eo ra endry mba mandéhana manao sorona fa aza B resaka eto fotsiny :-D :evil:
8. andrywui
(
10/02/2009 11:51)
de raha makeny aho zany de ho vonoinlah ko zany aho ho ataondra8 sorona ??
fa elaisany ampitadiavana olona firy ho entina eny Alarobia atao sorona eny ry lety ?? de tsy mba enjehin'ny eritreritra ve nareo amzany rà nolona alatsakareo foana zany ?? sa mahafinaritra anareo ve le olona mitsipatsipaka miala aina ?? de nanao fety be zany nareo fa be no matinareo ??? otrinnn ny karamanareo amzany ?? sa de gogole be fotsiny !!

9. ari.malala
(
10/02/2009 11:54)
molota, efa manomboka mankaleo b ny mamaky ny post nao! eritrereto hoe manondro ny tgv enao d ny fanondro mitodika any am rgv fir n ny mitodika any amnao fir d iza no tena manin amizany? mba mieritrereta vo miteny d refa ts maita tenen tson d mangina fa aza manao disk goaka fa mankaleo b
10. andrywui
(
10/02/2009 12:06)
nitodian'ny rànireo Malagasy marobe no mampipika ny lohany toa io ry ari.malala fa aza de taitra aminio tsony a!
11. molota
(
10/02/2009 12:15)
rehefa tsy mahazaka dia aza mamaky napoteho ny ordi fa ZA TSY MAINTSY MITENY MAZAVAAA!!! ra tsy hoé TGaigy Vendrana koh :-D :twisted:
12. andrywui
(
10/02/2009 12:17)
io ndray ary izy fa romotra be ry ari.malala fa ndao hitsoaka ! nahazo maina tany angamba hi! hi! hi!
14. molota
(
10/02/2009 12:25)
katsaka ao anaty lapoaly izay tsy mahataty mipitika ry anona ra tsy hoé tgvendrna izahay kah ifoka maina koh! :{ :{ :-D :twisted:
16. molota
(
10/02/2009 12:33)
ra mba miteny V izahay dé hoé mifoka mainaé, mpamono olona é, mampiditra devoly é dé aona koh za akory tsy TGVendrana ka hoé Hamono olona sy hiteniteny fôna an! azafady!! :-D :twisted:
17. lovelyri
(
10/02/2009 12:37)
:-D :-D vraiment!!! mahazaka democratie marina ve ny aza isika gasy alou :/ :-D :-D
18. AnA
(
10/02/2009 12:39)
ari.malala:fa mis manery anao hamaky an-io nga ?????????
molota, efa manomboka mankaleo b ny mamaky ny post nao!
19. ifiona
(
10/02/2009 13:07)
aza miady re ry zareo fa zao mantsy no nahatonga an'io
ao @ topmada misy hoe:
# 14:30 - Andry TGV appelle à une journée ville morte mercredi: “demain, personne ne sortira de chez soi. Les travailleurs n’iront pas travailler et les élèves n’iront pas à l’école”
# 13:00 - Des proches d’Andry TGV condamnent cette manifestation car pour eux elle n’a pas eu l’aval de la CUA ni de la Haute Autorité de Transition.
ao @ sobika kosa misy hoe:
12H35 : Michèle Ratsivalaka va autoriser la contre manifestation de Mercredi ( 11h à Mahamasina ). Pas de déclaration du PDS Guy Randrianarisoa
zay aloha ny hatreo. :D

20. mion
(
10/02/2009 13:20)
Io ambohitsorohitra io de toera manan-tantara, ary tsy honohono ilay oe refa hanongam-panjakana de mandatsa-dra eo . Fantatry ny mpahay tantara izany fa efa hatram faha mpanjaka.
Ny mapihozongozona ny fitondran-dra8 de noho izy tsy nandatsa-dra teo (na tany an-kafa) talohan'ny naha president azy.
Naôna moa no tsy nampahalalaina ny vahoaka teo @ 13 mai fa "fady izany manani-drova izany" , saingy noho ny fitadiavan-tseza sy ambim-po diso toeran'i Foza orana de nalefany teny ireo vahoaka somary vendrana (ara-tsaina) hisorona ny tenany hoan'ny TGV, ary tsy mba nasiany teny kelyakory oe zone rouge ane io toerana io.
Naôana raha demokrasia no tadiavina no tsy mety miresaka fa lôzana mitady hevitra patati patatà etsy sy eroa mba tsy hisian'ny dinika.
Angà lisany mihevitra fa hisy tombontsoan'lisany majinika kely ireo eo aveo no mandeha hanao sorona ny tena ho an'ny jiolahimboto. Inty aho eto fa raha ahita lisany na ariary aza @ io TGV fozaorana io .
Tsy ho an'ny jiolahim-boto sy ny faikany mihitsy i Madagasikara tompoko, ary tsy ho an'ny frantsay na oviana na oviana fanin-telony indray.
Ho an'ze tsy mahalala: adin'ny franc maçon frantsay tandrefana sy tavaratra no mianjady any dago,