inona indray no vao2 tgv androany ?

1. xxx ( 10/02/2009 09:20)
firy ny nilahatra an'le greve general?,dia inona indray no vao 2 androany teny @ 13 mey.ny gouverenement tgv sy ny sisa
répondu par njara2007 le 10/02/2009 12:24
2. andrywui ( 10/02/2009 09:26)
avoahy ny PS de misy mamaly ianao !! fa sarotra ny miresaka amin kanosa
3. xxx ( 10/02/2009 09:31)
hay ve ialahy ee, :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
4. tsiafoi1 ( 10/02/2009 09:39)
Tsy mapte hiaino, resaka mandany andro!

Aleonay miasa ihany, de ny miasa hatrany
Hampandroso hatrany, ny fiainana ato an-trano
5. andrywui ( 10/02/2009 09:49)
ary niova gadona tampoka teo ty Tsyafoi ?? mahatsapa fa ratsy ny rà latsaka ?? tsy te hiangonan'ny rà eo ambony loha ??
6. njara2007 ( 10/02/2009 12:24)
inona no tian'ny xxx lazaina? Hoe: Mba nisy olona ve teny? Tsy fantatro aloha eh; fa raha mila an'le gouvernement 13 mai nareo d reto:
- Ministre securité interieur General Rakotoharimihantaharizaka qui vient du corps de la police nationale -
- Ministre Decentralisation Amenagement et territoire, Mme Andrianiana Harivelo -
- Ministre Interieur et reforme administrative Mr Masimana Manantsoa qui est l'actuel Dir Cab du Ministere
Ministre Finance et Budget - Benja Razafimahaleo (frere de Herizo Razafimahaleo)
Tsy asiako commentaire fa ozy fotsiny za hoe mba asehoy am'zay le anarana f'aza afenina :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9901