AINA PAZZAPA & TOVO J'HAY

1. gabidemony ( 09/02/2009 17:27)
Tena aòna tena tsy azoko mintsy tsony ko reto panakanto reto
fa de òtran'ny de mifampihinakinana aby ka!!!!
nefa ny sasany zany de efa manambady aman-janaka de raharaha sa d'efa ao anatin'ny zava-kanto avokoa izany?

izao zao ity i Aina pazzapa misipa @ tovo j'hay ary gaga mintsy ny tenako
fa d'efa tsa miafina koa raha iny izy ireo nanao fampisehona tao paris,de hita hoe miaraka mintsy nefa tovo j'hay manam-bady aman-janaka ao dago ao,sa ve koa de hoe anisan'ny zavakanto daòly zany???
T@io fotoana io de be voka be i Aina ay nade ny resaka fa tena zanak'izy mitsam' kay io zaza ao an-kibo io,@ zao mo zany efa teraka le zaza...

Nisy fotoana koa i Joika sy francsia.....i joika ko efa manambady aman-janaka

D'efa samy ao! no mifam-pihinana
répondu par bradley7 le 15/02/2009 21:49
2. ni81 ( 09/02/2009 17:30)
Ilay Aina metisy amerikana ve izany resahinao izany?
3. ikaretsaka ( 09/02/2009 18:21)
na tsaho na tsy tsaho de efa nisy foana izany mpamakanto mifampivady sy mifampiteraka izany ka... na t@ ireny Ratsimbazafy e railovy e sns ireny aza...
ary na aiza io na aiza an, mahagaga
4. gabidemony ( 10/02/2009 11:31)
ie le metisy amerikanina iny mintsy :-o
5. ni81 ( 10/02/2009 12:23)
Fa angaha moa tsy hoe lasa nianatra any amerika izy iny teo? Sa any fa tonga nihira taty Frantsa?
6. hana ( 10/02/2009 13:09)
mahatanty ihany aloha izay manambady mpanakanto eh
7. kotobekibo ( 10/02/2009 17:51)
Tsy ny ao dago ihany fa efa fomban'ny rehetra io , tsy mahagaga :
ohatra Laura Smet zanak'i Johnny Hallyday sy Nathalie Baye...
8. rudy85 ( 11/02/2009 15:53)
tsy marina hoe niteraka i aina,fa resa be fotsiny zany,fa ny azoko ambara dia miaraka ary dia tsy miafina mitsy ry zareo 2 rehefa miaraka.
9. xxx ( 11/02/2009 16:04)
ary aona zany i Ditra fiancé an'i Aina amzao ?? aiza lery ?? sa efa miritra hitsaka any !!
10. bradley7 ( 15/02/2009 21:49)
ki!! tsao kos zan oe ef terak zany ka! le tratra n faptàtana sa nfanoroka sa .... nanin tko le ilazana oe miaraka reny ol reny e!??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2579