inona no mahatonga ny olona iray hanaiky an'i Satana
1. xxx
(
09/02/2009 15:10)
Araky ny resaky ny olona maro de misy zavatra iray tsy tokony ho azony nefa ampanantenain'ny Satana azy homena azy de ampanaoviny fifanekena sy fifanarahana ilay olona dia azony zay iriny rehetra ,mandrapatongan'ny fetra farany hakan'i Satana ndray ny zavany
répondu par belakely le 12/02/2009 15:30
2. princesseN
(
09/02/2009 16:05)
rehafa valabalaky ny la vie d tonga @ satana milaza an'ty zao sy zao ity!d iny f manaiky ko le olona!
ts aiko ra marina na diso f zay alou no reko matetika!

3. ikaretsaka
(
09/02/2009 17:27)
ny mahatonga azy amiko de ny fanomezana lanja bebe kokoa an'i Satana Vs Atra!
matetika raha vao misy zavatra 1 mitranga ohatra ka tsy ekeken'ny saina de tonga de Lesatana foana no ifantohan'ny saina , nohon'ny mijery sy mandinika ny hoe "inona no hafatra tian'Atra hampiseho @ izao tranga izao"

4. simplex
(
09/02/2009 19:08)
ary raha mahafetsy an'i satana izany dia lasa A/tra tampoka an :P
iza avy ilay devolivoly saina ato ireny hanaovako A/tra rapida :roll: :°) :lol: :lol:
^:^
5. soanja
(
09/02/2009 20:08)
SAFIDY no ananantsika. Na hirohitra hamonjy ny fanovan-dratsy na hitsinjo ny hatsarana hanaovana ny soa. Raha i Satana dia resaka fanilihana fisainana fotsiny fa tsy misy io akory. Raha misy asa ataonao nosafidianao nefa hitanao fa tsy mahatsara anao sy ny hafa dia tadidio fa misy zavatra hafa mihoatra lavitra noho ny tsapanao eo no tianao hotratrarina. Iny matetika mitranga avy amin'ny fitiavan-tena tafahoatra sy fankahalana ny hafa. Tsy aiza akory io fa anatinao ihany.
6. niryna
(
10/02/2009 06:06)
PrincesseN a> Ity misy fanazavana omeko anao
Satana dia misy ary efa im-betsaka izy no resahina ato foana ,voalaza ao anatin'ny baiboly volamena ihany koa izany ka azo amarininy ao anatiny ao ho an'izay tia mamaky ny tenin'Atra ,tsy ny fahaizana na ny fahalala amin'ny maha olona anefa no itondrana izany fa araka ny tenin'Atra izay voasoratra ao anaty baiboly ,tsy ny fandresena lahatra fotsiny hoe tsy misy izy koa anefa no ilaza fa tsy misy izy ,ny baiboly niteny hoe nisy izy dia nisy izy izany
Safidy tokoa io ka ho an'izay tsy mino fa miresaka amintsika Atra avy amin'io alalan'io Boky io dia mazava ho azy fa toy izany koa no safidy ananntsika ka afaka iteny isika hoe misy izy na tsy hino an'i satana koa .
Toy ny mpanankorontana rehetra ihany koa dia ampiasain'i satana ny olona na andrava ny tenin'Atra ,na anoro voana izay mifanohitra ny tenin'Atra .koa mitandrema hoy izy fa satana dia tsy tonga mba ampihavana fa tonga mba animba,amotika ary anatorotoro ireo izay mino an'Atra .
Mazava ho azy koa fa izay miaraka aminy dia tsy ataony na inona na inona fa any am-parany dia hiaraka aminy any amin'ny farihy mirehtra afo ny ekipany ary voalaza ao anaty baiboly izany fa aleo hazava ...aza ampitahorinao ny olona ,Atra tsy biby fampitahorana ,ireo ny ambetinteny eto rehefa miresaka an'isatana isika .
MIsy Atra ataovy ny fanandramana karohy izy avy amin'ny fanatonana azy ao amin'ny mangina ka mibebaha sy mifona ary antsoy izy ,midira ato am-poko ,ampifantaro ahy ny voninahitrao sy ny herinao .....amin'izay fotoana hinoanao Azy no omeny anao koa ny fanahy masina hiaraka aminao
Dia mazava ho azy izany fa misy ny mazava dia i kristy ary misy ny maizina dia satana ... kristy no jiro manazava antsika rehetra izay mitady azy
Kristy dia nalain'ny devoly fanahy ,fantantsika izany koa raha milaza aho fa tsy misy satana dia mamahan-dlalitra ny olona izany aho fa mampiseho fa mandainga ilay baiboly izay milaza ny fisiany
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=1&andininy=1-15&dika=
Efa im-betsaka no nafafan'ilay herin'ny maizina ny laiinga vary raraka ka ilaizany fa tsy misy izy,ahoana tokoa moa no iarahan'ny maizina sy ny tsy mazava ? Tonga tao amin'ny maizina izy fa ny maizina tsy nandray Azy .. izy no fahazavana 5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. 2[Na: tsy nahasakana azy].
Atra efa niteny fa misia ny mazava dia nisy ny mazava .,misy ny maizina dia nisy ny maizina .
Raha miteny izy fa nanao izao rehetra izao izy ary anisany ny anjely dia nahoana no ataoko hoe tsy nisy indray ny anjely ? satria nisy ny anjelin'ny fahazavana dia ireo izay niaraka an'Atra ,miaraka amintsika,manampy antsika amin'ny fiainana,mitaridalana antsika,mampahatsiahy antsika mba andeha amin'ny fahamarinana ary ao koa ireo anjelin'ny maizina dia ireo izay miaramilan'i satana :mandrava,mamotika,manimba ny olona sy ny voarin'Atra rehetra
Efa nieritreritra tokoa ve isika hoe iza tokoa ary ilay tena Andrimanitra ?mazava ho azy fa misy Atra hafa izany
Inona no atao hoe baiboly ? ahoana no itenen'Atra izany baiboly izany ? izay noteneny rehetra dia efa nisy tonga ary mbola ho tonga
Alll scriputure is God's breath ...na koa hoe Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, II Tim 3:16
Efa nanontany tena ve isika hoe ahoana no nanaovan'Atra izao tontolo izao ?
Maninona no feno fanahiana,fahoriana ,aretina,famonoan'olona ,fitiavan-tena ,fankahalana,fizahozahoana,fitenenan-dratsy,fialonana,fijangajangana,
fanaovana havana raha misy patsa na ny fanaovana ny hoe ny hazo avo alan'ny rivotra ny kely tsy mba mamindro ,sns tsy ho voatanisa ?
Ny fahotana no nahatonga ireo rehetra ireo ,koa izay rehetra ka mino an'Atra dia tsy ho avelany ho very ny zanany fa mahita foana izy hevitra hialany sy anoherany ny fahotana ary tsy manome izay zavatra tsy zakantsika izy . Voasoratra ao anatin'ny soratra masina koa izany
Io fahotana io no niandohan'ny fisian'ny satana izay namitaka an'i Eva avy amin'ny alalan'ny menarana ka nanaraka koa Adama ary dia isika rehetra izay teraka taty aoriana dia maty noho ny fahotana avokoa satria ny tenin'Atra dia mazava fa tsy misy manao ny marina na iray aza
.
Atra dia efa nametraka lalana ho an'ny olombelona hatramin'ny fiandohana kanerfa dia tsy nanaraka izany ny olona ary dia niteraka tsy fanajana,fihainoana an'Atra ka dia niajeren'ny fahatezeran'Atra ny oloa ary dia nitsiry ilay fahotana
mbola hitohy ny fanazavana
Atra dia manana ny hery rehetra ary nanao ny zavatra rehetra ,tafiditra tamin'izany koa ny anjely rehetra ary anisany anjelin'Atra no niandohany ka rehefa nialona izy ka haka ny toeran'ATra dia fantatr'Atra tokoa izany .Toa antsika rehetra izay manana ny safidy na anaraka an'Atra na anaraka an'i satana koa io ka dia nomeny safidy toa izany koa ireo anjely rehetra ary dia ireo no tsy mitsahatra manankorontana ,mandraval,mamono ny fanahy,miampanga ,manimba ny tontolo hiainana na vatana na saina ary indrindra ny fanahy.
Ireo no anjely nahidin'Atra tety an-tany ka lasa niaraka an'ilay anjely faran'izay tsara indrindra ary dia niofa ho losifera .
Vereno vakio ny baiboly dia ho hitanareo izany ,raha tsy mino moa akory atao baba fa dia izay izy izany .
Inona no mahatonga ny olona anaiky an'i satana ?
Ny vokatry ny ota dia fahafatesana .

7. niryna
(
10/02/2009 06:44)
xxx a manao fahagaga koa satana fa misy fetrany ny heriny.Mandripaka izy fa tsy mahay mamelona
Inona ary izany no atao hoe fahotana ? Izay zavatra eritreretina na atao na tenenina ka manohitra ny tenin'Atra na ny fisainana aza dia mety mamitaka a io no notenenin'i kristy hoe tsy izay rehetra mijangajanga akory no atao hoe manota fa na dia mitsiriritra ao am-po an'iny olona iny hianao ka manana fitsiriritana ao anaty azy dia efa mijangajanga fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, Romana 3:23
Tsy misy marina na iray aza ary ilay fahotana ao anatin'ny fo no mahatonga antsika anao zavatra tsy mety sy tsy mifanaraka ny sitropon'Atra toy ny mandainga ,miady ,masiaka ny hafa sns ...ary tsy misy na inona na inona ahafahantsika anala izany fahotana izany raha ny tenantsika irery no miady aminm'izany ka izany no ilaina an'Atra mba anampy antsika ahatohitra ny fakampanahy maro samihafa Atra irery no anafaka izany fahotana izany sy anadio antsika ho afaka amin'ny ratsy rehetra
Fa ny helokareo no efitra mampisaraka anareo amin'Andriamanitrareo, ary ny fahotanareo no mampiafina ny tavany aminareo, ka dia tsy mihaino Izy. Isaia 59:2
Noho izany dia tena ilaina no mangataka ny famelankeloka amin'Atra satria ny fahotantsika no mampisaraka antsika Aminy .
Inona ary no mahatonga ny olona anaiky an' satana ?
-maro tokoa ka santionany ireto no mba zaraiko
satria tsy mino ny fisian'Atra ilay olona aloha na mino fa tsy mahatonga azy ho Atra irery
ny zanak'Atra dia fantatr'i satana ka tsy ho azony intsony satria tsy izy intsony no mipetraka ao am-pon'ilay olona fa ny fanahin'Atra ka raha tena mino an'Atra ilay olona dia tsy anaiky an'isatana
-lambolamboany ka ampahafantariny fa tsy misy izy fa raha tsy mitandrina ilay olona dia hiaraka aminy any amin'ny afobe ,io mbola samy tsy mahafantatra izy fotoana hialany ny olona ka na dia eo ambavahoan'ny fahafatesana aza ilay olona no miantso an'i kristy dia ho voavonjy tokoa ary eo vao ho gina tsy ahateny intsony satana
-satria izy miroharoha ny sainy ,atao hoe mino kanefa tsy mandalina ny tenin'Atra na maka vatsimpanahy mikaroka sy mangetaheta ny tenin'Atra
izay itoeran'ny fonao no itoean'ny harenao koa ... mangetaheta any tenin'Atra hianao ? dia omeny anao tokoa izany,mankahala ny tenin'Atra hianao dia na izaho na hianao miaraka aminy na tsy miaraka aminy fa tsy misy ny eo ampovoany ,na mino azy izany na tsia dia izay koa no fomba iray ahazoan'ny satana azy satria tsofitsofiny ny atony dia matory tsy mandry lefona ,andaingany hoe tsy misy izy dia mino tokoa fa tsy afaka manam-porofo ny tsy fisiany;
- tsy te hiala ny fahotana na ny mifanohitra ny tenin'Atra fa ny fanahy malemy kanefa ny nofo no mahery dia voatohitr'ilay ratsy ka manaraka azy
ireo no mba fantatro ka zaraiko
Isaorana anefa Atra nandefa antsika ny zanany lahitokana mba amonjy antsika ary isika tsy miady amin'ny nofo aman-dra fa miady amin'ny fanahy ratsy ka dia mivavaha ho an'ireo izay mbola tsy nandray an'i kristy,mivavaha ho azy ireo mba ahiratan'Atra ny masom-panahiny ka ahalalany ny ratsy sy ny tsara ,ny fisian'Atra sy ny fisian'i satana.
fanontaniana manitikitika :
maninona Atra no manasazy ny mpanota
Ahoana no nataon'Atra ka nanomezany fampanantena antsika ny andfefa ny Mpanavotra antsika ?
Ahoana no nampisehoany antsika fa Atra i kristy ?
Maninoa Izy no antsony hoe Mpamonjy ? Mpamonjy ahy ,mpamonjy anao manokana ?
Dia manomboka eto dia mahafantatra hoe ahoana no hiadiana an'satana sy ny firongony ary ny miaramilany sy ireo izay olona ampiasainy hamingana antsika mba tsy izara ny tenin'Atra sy tsy hino ilay kristy mpamonjy sy mpanavotra antsika amin'ny fahotana ...rehefa manana an'Atra isika dia tsy matahotra intsony .
Matetika isika dia miliba ao anatin'ny fahotana ka izay resaka fahotana ka manembatsembana ny tombotsoantsika dia lazaintsika foana koa fa tsy marina ary moramora ho an'i satana no amingana antsika raha tsy manana ny sabatra izay nomen'Atra isika dia ny teniny izany,ny fahalalany izany teny izany,ny fampiasaina izany amin'ny fiiainana ary ny tena finoana fa misy Izy ary miaraka amintsika isan'andro izy dia ampadositra an'i satana ka tsy afaka ny andresy lahatra antsika intsony izy satria tsy manana anjara ato anantintsika intsony izy rehefa nomentsika ho tantanan'Atra amin'izay ny fiaiantsika fa tsy izy intsony

8. soanja
(
10/02/2009 06:51)
niryna:
PrincesseN a> Ity misy fanazavana omeko anao
Satana dia misy ary efa im-betsaka izy no resahina ato foana ,voalaza ao anatin'ny baiboly volamena ihany koa izany ka azo amarininy ao anatiny ao ho an'izay tia mamaky ny tenin'Atra ,tsy ny fahaizana na ny fahalala amin'ny maha olona anefa no itondrana izany fa araka ny tenin'Atra izay voasoratra ao anaty baiboly ,tsy ny fandresena lahatra fotsiny hoe tsy misy izy koa anefa no ilaza fa tsy misy izy ,ny baiboly niteny hoe nisy izy dia nisy izy izany
Safidy tokoa io ka ho an'izay tsy mino fa miresaka amintsika Atra avy amin'io alalan'io Boky io dia mazava ho azy fa toy izany koa no safidy ananntsika ka afaka iteny isika hoe misy izy na tsy hino an'i satana koa .
Toy ny mpanankorontana rehetra ihany koa dia ampiasain'i satana ny olona na andrava ny tenin'Atra ,na anoro voana izay mifanohitra ny tenin'Atra .koa mitandrema hoy izy fa satana dia tsy tonga mba ampihavana fa tonga mba animba,amotika ary anatorotoro ireo izay mino an'Atra .
Mazava ho azy koa fa izay miaraka aminy dia tsy ataony na inona na inona fa any am-parany dia hiaraka aminy any amin'ny farihy mirehtra afo ny ekipany ary voalaza ao anaty baiboly izany fa aleo hazava ...aza ampitahorinao ny olona ,Atra tsy biby fampitahorana ,ireo ny ambetinteny eto rehefa miresaka an'isatana isika .
MIsy Atra ataovy ny fanandramana karohy izy avy amin'ny fanatonana azy ao amin'ny mangina ka mibebaha sy mifona ary antsoy izy ,midira ato am-poko ,ampifantaro ahy ny voninahitrao sy ny herinao .....amin'izay fotoana hinoanao Azy no omeny anao koa ny fanahy masina hiaraka aminao
Dia mazava ho azy izany fa misy ny mazava dia i kristy ary misy ny maizina dia satana ... kristy no jiro manazava antsika rehetra izay mitady azy
Kristy dia nalain'ny devoly fanahy ,fantantsika izany koa raha milaza aho fa tsy misy satana dia mamahan-dlalitra ny olona izany aho fa mampiseho fa mandainga ilay baiboly izay milaza ny fisiany
http://baiboly.org/toko.asp?boky=JAONA&toko=1&andininy=1-15&dika=
Efa im-betsaka no nafafan'ilay herin'ny maizina ny laiinga vary raraka ka ilaizany fa tsy misy izy,ahoana tokoa moa no iarahan'ny maizina sy ny tsy mazava ? Tonga tao amin'ny maizina izy fa ny maizina tsy nandray Azy .. izy no fahazavana 5 Ary ny mazava dia mamirapiratra ao amin'ny maizina; fa ny maizina tsy nandray azy. 2[Na: tsy nahasakana azy].
Atra efa niteny fa misia ny mazava dia nisy ny mazava .,misy ny maizina dia nisy ny maizina .
Raha miteny izy fa nanao izao rehetra izao izy ary anisany ny anjely dia nahoana no ataoko hoe tsy nisy indray ny anjely ? satria nisy ny anjelin'ny fahazavana dia ireo izay niaraka an'Atra ,miaraka amintsika,manampy antsika amin'ny fiainana,mitaridalana antsika,mampahatsiahy antsika mba andeha amin'ny fahamarinana ary ao koa ireo anjelin'ny maizina dia ireo izay miaramilan'i satana :mandrava,mamotika,manimba ny olona sy ny voarin'Atra rehetra
Efa nieritreritra tokoa ve isika hoe iza tokoa ary ilay tena Andrimanitra ?mazava ho azy fa misy Atra hafa izany
Inona no atao hoe baiboly ? ahoana no itenen'Atra izany baiboly izany ? izay noteneny rehetra dia efa nisy tonga ary mbola ho tonga
Alll scriputure is God's breath ...na koa hoe Izay soratra rehetra nomen'ny tsindrimandrin'Andriamanitra dia mahasoa koa ho fampianarana, ho fandresen-dahatra, ho fanitsiana izay diso, ho fitaizana amin'ny fahamarinana, II Tim 3:16
Efa nanontany tena ve isika hoe ahoana no nanaovan'Atra izao tontolo izao ?
Maninona no feno fanahiana,fahoriana ,aretina,famonoan'olona ,fitiavan-tena ,fankahalana,fizahozahoana,fitenenan-dratsy,fialonana,fijangajangana,
fanaovana havana raha misy patsa na ny fanaovana ny hoe ny hazo avo alan'ny rivotra ny kely tsy mba mamindro ,sns tsy ho voatanisa ?
Ny fahotana no nahatonga ireo rehetra ireo ,koa izay rehetra ka mino an'Atra dia tsy ho avelany ho very ny zanany fa mahita foana izy hevitra hialany sy anoherany ny fahotana ary tsy manome izay zavatra tsy zakantsika izy . Voasoratra ao anatin'ny soratra masina koa izany
Io fahotana io no niandohan'ny fisian'ny satana izay namitaka an'i Eva avy amin'ny alalan'ny menarana ka nanaraka koa Adama ary dia isika rehetra izay teraka taty aoriana dia maty noho ny fahotana avokoa satria ny tenin'Atra dia mazava fa tsy misy manao ny marina na iray aza
.
Atra dia efa nametraka lalana ho an'ny olombelona hatramin'ny fiandohana kanerfa dia tsy nanaraka izany ny olona ary dia niteraka tsy fanajana,fihainoana an'Atra ka dia niajeren'ny fahatezeran'Atra ny oloa ary dia nitsiry ilay fahotana
mbola hitohy ny fanazavana
Atra dia manana ny hery rehetra ary nanao ny zavatra rehetra ,tafiditra tamin'izany koa ny anjely rehetra ary anisany anjelin'Atra no niandohany ka rehefa nialona izy ka haka ny toeran'ATra dia fantatr'Atra tokoa izany .Toa antsika rehetra izay manana ny safidy na anaraka an'Atra na anaraka an'i satana koa io ka dia nomeny safidy toa izany koa ireo anjely rehetra ary dia ireo no tsy mitsahatra manankorontana ,mandraval,mamono ny fanahy,miampanga ,manimba ny tontolo hiainana na vatana na saina ary indrindra ny fanahy.
Ireo no anjely nahidin'Atra tety an-tany ka lasa niaraka an'ilay anjely faran'izay tsara indrindra ary dia niofa ho losifera .
Vereno vakio ny baiboly dia ho hitanareo izany ,raha tsy mino moa akory atao baba fa dia izay izy izany .
Inona no mahatonga ny olona anaiky an'i satana ?
Ny vokatry ny ota dia fahafatesana .
Raha fantatr'Andriamanitra mialoha ve fa hanjaka i Satana dia nohariany? Inona no hevitr'Andriamanitra nanamboarany an'i Satana na dia fantany aza fa hanimba ny zavanohariany izany? Iza moa no nanoratra/ namitrana ny baiboly? Isika olombelona sa Andriamanitra? Tamin'ny andron'i Jesoa dia tsy nisy ny baiboly. Tsy mbola navondrona ny teny rehetra voalaza. Ka nahoana no navondrona izy izao? Tsy afaka maminany intsony ve ny olombelona tia an'Andriamanitra amin'izao fotoana? Tsy mandaitra amintsika intsony ve Andriamanitra ka tsy hanome sy hanoro ny lalana tsara izorana mifandray amin'izao vaninandro hiainantsika izao? Nisy nanesorana ve ireo filazantsara rehetra taloha? Tapitra ve ny fisian'ny filazantsara?
Matoa mbola mifandramatra/ misarantsaraka ny Kristianina amin'izao fotoana izao dia satria tsy ampy ny teny entin'ny baiboly hanome anao ny tena Fitiavan'Andriamanitra. Ilaina lalandava ny mijery ny asa tsara, hevitra tsara ary fitiavana misandrahaka eny amin'ny rehetra mba ahafahana mandinika. Tsy natao hianarana tsianjery ny tenin'Andriamanitra fa ampiasaina hitovozana fahalalana ary hikarohana izay mahasoa antsika olombelona. Tsy natao hamonoana Andriamanitra sy ny teniny fa natao hamelona antsika ao aminy amin'ny alalan'ny fitiavany.
Raha milaza fankahalana ny hafatro dia tsy manahy omeo ahy ny ziogan'ny Satana fa raisiko. Ny tenako rahateo tsy mino ny fisiany dia afaka mifandray amiko izay mihevitra azy ho Satana fa atoroko azy ny hatsarana hitako mamirapiratra nomen'Andriamanitra ahy. Satriko ny hamoaka aminao fa ny Fitiavan'Andriamanitra dia manerana ary ny fisiantsika dia tombony ho antsika sy ho azy avokoa. Matoa misy ny ratsy dia mba hahalalana ny tsara. Nomeny izany mba hanatsafidy isika. Nomeny izany hikarohantsika ny MARINA! Saingy isika olombelona nomena ny saina amin'ny mahasamihafa antsika.
Manafaka antsika amin'ny fanandevozana ny marina. Izy irery ihany no fahamarinana. Ny fahamarinana dia fitiavana. Ny ankoatr'izay dia hevitr'olombelona avokoa.
:-* :-* :-*
9. xxx
(
10/02/2009 17:01)
Nyrina a! mba ataovy fohy 2 refa manazava zany an ! satana ve inona no tena hananany , miankohofa eto anatrehako fa omeko anao izao rehetra izao , de anjaranao ny mandinika
10. ikaretsaka
(
10/02/2009 17:26)
soanja:
Matoa mbola mifandramatra/ misarantsaraka ny Kristianina amin'izao fotoana izao dia satria tsy ampy ny teny entin'ny baiboly hanome anao ny tena Fitiavan'Andriamanitra. Ilaina lalandava ny mijery ny asa tsara, hevitra tsara ary fitiavana misandrahaka eny amin'ny rehetra mba ahafahana mandinika. Tsy natao hianarana tsianjery ny tenin'Andriamanitra fa ampiasaina hitovozana fahalalana ary hikarohana izay mahasoa antsika olombelona. Tsy natao hamonoana Andriamanitra sy ny teniny fa natao hamelona antsika ao aminy amin'ny alalan'ny fitiavany.
Namaste
11. niryna
(
11/02/2009 17:52)
xxx:
Nyrina a! mba ataovy fohy 2 refa manazava zany an !
ity ary misy fampaherezana kely ho anao
Itako ny lalantsara ka izorako, azoko ny famonjena ka ho tanako
Fa raha izaho dia ny eo akaikin'Andriamanitra no mahatsara sy mahasoa ahy
xxx:
satana ve inona no tena hananany , miankohofa eto anatrehako fa omeko anao izao rehetra izao , de anjaranao ny mandinika
Matio 4: 3-10
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=4&andininy=1-11&dika=
3 Dia nanatona ny mpaka-fanahy ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto. :arrow: iza io mpaka fanahy io ?
Dia namaly i kristy : Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra" (Deo.8.3).
Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon'ny tempoly,
:arrow: aha ny tenin'Atra manambara amintsika fa ny devoly no nitondra Azy an'i kristy tany amin'ny tanàna masina .......hmmm misy izany ny devoly e ?
ka hoy ilay devoly tamiNy (kristy io an) Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: " Izy handidy ny anjeliny ny aminao; ....hmm ,nahafantatra ilay devoly fa zanak'Atra i kristy ....aha,ho an'ireo izay milaza fa tsy zanak'Atra i kristy dia io koa izany misy porofo,...
mahafanttatra ny tenin'ATra koa ny devoly ary tsy ao anatin'ny TV ihany izany fa ny TT taloha koa (Sal .91.11.12).
Izy (Andriamanitra Ray io an) andidy ny anjeliny hmmm misy anjely hafa koa izany e, anjelin'Atra sy anjelin'i satana hmmm aleo fa omeko ny scriputures izay mitady izany
Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: "Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao" (Deo.6.16). ..
Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, ....ka raha mbola tsy mino ny fisian'ny devoly izany dia tsy itako intsony izay ilazaina azy satria io mibaribary io indray ny asan'i devoly dia ny fanakana fanahy azy aloha ,dia ny fampisehoana ny fahefany rehetra ety an-tany ,dia ny fampisehoany fa manjaka amin'ity tany ity izy ka omena an'i kristy daholo izany raha hiankohoka aminy i kristy hmmm dia misy koa izany ny miankohoka amin'i satana aha !
9 dia nanao taminy hoe (satana ihany io an) : Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.
o la la hi,hi
Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: [b] fa voasoratra hoe; " Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo.6 13).
11 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.
vita tompoko
13. ari.malala
(
12/02/2009 05:54)
niryna:
xxx:
Nyrina a! mba ataovy fohy 2 refa manazava zany an !
ity ary misy fampaherezana kely ho anao
Itako ny lalantsara ka izorako, azoko ny famonjena ka ho tanako
Fa raha izaho dia ny eo akaikin'Andriamanitra no mahatsara sy mahasoa ahy
in no ifandraisan le tenin'le xxx sy ny valinteny eto? :-D
niryna:
xxx:
satana ve inona no tena hananany , miankohofa eto anatrehako fa omeko anao izao rehetra izao , de anjaranao ny mandinika
Matio 4: 3-10
http://baiboly.org/toko.asp?boky=MATIO&toko=4&andininy=1-11&dika=
3 Dia nanatona ny mpaka-fanahy ka nanao taminy hoe: Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, dia teneno ho tonga mofo ireto vato ireto. :arrow: iza io mpaka fanahy io ?
Dia namaly i kristy : Tsy mofo ihany no hiveloman'ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan'Andriamanitra" (Deo.8.3).
Ary ny devoly nitondra Azy nankany amin'ny tanàna masina ka nampitoetra Azy teo an-tampon'ny tempoly,
:arrow: aha ny tenin'Atra manambara amintsika fa ny devoly no nitondra Azy an'i kristy tany amin'ny tanàna masina .......hmmm misy izany ny devoly e ?
ka hoy ilay devoly tamiNy (kristy io an) Raha Zanak'Andriamanitra Hianao, mianjerà any ambany any; fa voasoratra hoe: " Izy handidy ny anjeliny ny aminao; ....hmm ,nahafantatra ilay devoly fa zanak'Atra i kristy ....aha,ho an'ireo izay milaza fa tsy zanak'Atra i kristy dia io koa izany misy porofo,...
mahafanttatra ny tenin'ATra koa ny devoly ary tsy ao anatin'ny TV ihany izany fa ny TT taloha koa (Sal .91.11.12).
Izy (Andriamanitra Ray io an) andidy ny anjeliny hmmm misy anjely hafa koa izany e, anjelin'Atra sy anjelin'i satana hmmm aleo fa omeko ny scriputures izay mitady izany
Hoy Jesosy taminy: Voasoratra hoe koa: "Aza maka fanahy an'i Jehovah Andriamanitrao" (Deo.6.16). ..
Ary ny devoly nitondra Azy indray nankany an-tendrombohitra avo dia avo ka naneho Azy ny fanjakana rehetra amin'izao tontolo izao mbamin'ny voninahiny, ....ka raha mbola tsy mino ny fisian'ny devoly izany dia tsy itako intsony izay ilazaina azy satria io mibaribary io indray ny asan'i devoly dia ny fanakana fanahy azy aloha ,dia ny fampisehoana ny fahefany rehetra ety an-tany ,dia ny fampisehoany fa manjaka amin'ity tany ity izy ka omena an'i kristy daholo izany raha hiankohoka aminy i kristy hmmm dia misy koa izany ny miankohoka amin'i satana aha !
9 dia nanao taminy hoe (satana ihany io an) : Izao rehetra izao dia homeko Anao, raha hiankohoka eto anatrehako Hianao.
o la la hi,hi
Fa hoy Jesosy taminy: Mandehana hianao, ry Satana: [b] fa voasoratra hoe; " Jehovah Andriamanitrao no hiankohofanao, ary Izy irery ihany no hotompoinao" (Deo.6 13).
11 Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.
vita tompoko
mdrr efa hoe atov fohifohy hono refa manazava! fa niryna v gasy sa ts gasy e!
14. ikaretsaka
(
12/02/2009 06:28)
Gasy tsy mahazo teny gasy sy kristianintianim-poana matahotra devoly somary jamba marenindrenina izay ny fahitako azy io
15. belakely
(
12/02/2009 15:30)
toriteny izany leaza!
eny @ teloambinifolomei no mendrika an'io :lol: :lol: :lol: