Kidoro mbola velona.
1. kidoropamba
(
09/02/2009 11:58)
Ahoana izy izany Ravalo a? Rava teo ny nafenina rehetra dia latsaka ilay saron-tava an?
TSY HAMELANAY ALOHA ELA FA MIOMANA E.
Mbola vao manomboka ny raharaha. La Gera no tadiavinao dia omena anao satria ny hanavotra an'i Gasikara no tanjonay. Tsy matimaty foana ny ain'ny olombelona fa ho avy aminao ny Tody e.
@ manaraka indray e.

répondu par xxx le 09/02/2009 16:11
2. nyavo2000
(
09/02/2009 12:01)
Alefaso leitsy ny tsy fanarahan-dalana an!
Nitsapa ilaisany ka nahita, dia tohizo...
F'angaha de tsy misy lalan-kafa mihintsy ankoatry ny fanaovana sorona ny vahoaka e! nefa milaza ho marani-tsaina daholo ?

3. xxx
(
09/02/2009 12:04)
Aza malaky miantso tody,fa noho ianareo no nahatonga ny olona(vahoaka) maty,nefa ianareo tsy misy maty.Dia manantena ny hahazo toerana vetivety?
Aleo ho hisy ny fifidianana fa tsy fanjakany baroa akory izy ty.
Hanavotra any gasikara :roll: :roll: :roll:
Hanimba hoe.Avelao ny taninay fa aza kitihana

4. hery
(
09/02/2009 12:10)
Mazava ho azy fa mbola velona ny Kidoro :-) dia i Andry Rajoelina koa mbola velona. Mbola velona daholo ireo misaina mitarika. Fa ireo olona araraotina asaina manafika no matimaty fahatany.
Misy TODY tokoa io ka.
Samy hotsarain'ny tantara ihany...
Misy TODY tokoa io ka.
Samy hotsarain'ny tantara ihany...
5. xxx
(
09/02/2009 12:11)
kidoropamba:
Ahoana izy izany Ravalo a? Rava teo ny nafenina rehetra dia latsaka ilay saron-tava an?
TSY HAMELANAY ALOHA ELA FA MIOMANA E.
Mbola vao manomboka ny raharaha. La Gera no tadiavinao dia omena anao satria ny hanavotra an'i Gasikara no tanjonay. Tsy matimaty foana ny ain'ny olombelona fa ho avy aminao ny Tody e.
@ manaraka indray e.
ntso mampalahelo be le argumenao
7. xxx
(
09/02/2009 13:08)
kidoropamba:
Ahoana izy izany Ravalo a? Rava teo ny nafenina rehetra dia latsaka ilay saron-tava an?
TSY HAMELANAY ALOHA ELA FA MIOMANA E.
Mbola vao manomboka ny raharaha. La Gera no tadiavinao dia omena anao satria ny hanavotra an'i Gasikara no tanjonay. Tsy matimaty foana ny ain'ny olombelona fa ho avy aminao ny Tody e.
@ manaraka indray e.
Omeko 1 milliard de dollards ingahy Kidoro pamba dé omeko jet privé iray ,dé omeko bateau de plaisance dernier cri ,dé omeko actions privilegiés @ CAC 40 ,WALL STREET , NIKKEI , DOWJONES , dé omeko ho vadian'ingahy Kidoropamba ny zafikelin'i mère theresa ,dé omeko ho an'ingahy koa ny 100% ny kapitalin'ny FMI , BM , BCA ,BCE , BCEA , BAD ,dé omeko ny Basilique n'i vatican ,dé avelao zà mbô hitondra anavotra tanindrazana .Raha tsy ampy an'ingahy Kidoro izany dia mbôla ampina @ manaraka .
:lol: :lol: :lol: :lol:
9. kokoloina
(
09/02/2009 13:20)
nyavo2000:
Alefaso leitsy ny tsy fanarahan-dalana an!
Nitsapa ilaisany ka nahita, dia tohizo...
F'angaha de tsy misy lalan-kafa mihintsy ankoatry ny fanaovana sorona ny vahoaka e! nefa milaza ho marani-tsaina daholo ?
Aina solon'ny aina,maso solon'ny maso,ahoana no anomezanao baiko hitifitra olona ,izay tsy mitondra fitaovam-piadina na dia vongam-bato iray aza?
Zo ny olona rehetra ny mangataka ,ary tsisy mangataka votahamaina
ka tsy rariny raha voatifitra no valiny nefa hatr@izay be marenina ny fanjakana
10. tidegrow
(
09/02/2009 13:25)
mahita vato fona reo in-piry moa no nisy tolona fa vetivety dia feno torabato sa mbola tsy nisy zany
11. ngoiha
(
09/02/2009 13:37)
Ataovy ihany ry vendrana isany a,ataon'ny ol tohotra fiankarana fotsiny,dia lasa daholo,ampirisihina ho vonoina fotsiny ianareo fa ianareo mihintsy no tsy tonga saina,mandehana indray rehefa miteny izy hoe :andao hoany Mazoarivo sy Iavoloha sitrany mba kely sisa ny gasy velona ,mba mora2 ny fiainana am'zay satria kely sisa ny ol velona.Mba oa tonga saina TENENINA FOANA FA EEEEEEEEEEE ANARINA FOANA FA EEEEEEEEEEEEEEEE
Ndana ihany e,matin'ny 2000 kely dia lasa miseho bokony eran'ny tanana mandroba sy mamotika.Tezitra ve fa tsy nibanaka ny BANK CENTRAL efa ao ny tafika fa aza reraka ny makany intsony.
Zao koa no tsarovy TGV koa anie manana basy e ka aona moa no nanendrikendrika fotsiny fa ny tao ambohitsirohitra ihany no nitifitra???
Dia ny zao Andry Tgv SAMBORINA FA IZY NO NANIRAKA ANAREO TENY ,IZY ANIE TSY TANY E FANTANY FA ZONE ROUGE IO TSY TE HO FATY IZY D INAREO NO ..................
Zay e mazotoa m'grevy fa ho avy eny ny MANA

12. tidegrow
(
09/02/2009 13:44)
marina izany sady rehefa migrevy foana dia rehefa tonga ny fin de mois de mandray karama hoatra ny olona nilofy niasa nadritra izy ny grevy .anarany mba tanora fa tsy tonga saina akory :twisted:
13. kidoropamba
(
09/02/2009 14:13)
Tsy maintsy fongorina Ravalomana afa tsy misy lalankafa izany eo e.
Fantatr'i levalo fa raha mirodana eo lery dia vita ny aminy. Tsy misy hanaiky an'ingahy levalo hijanona eo izany. Izay tsy sahy aoka hiatakataka fa mbola vao manomboka ny ady amin'ny jadona.
Niala izao ramatoa Cecile. Tsara. Efa mitsingevaeva koa razokin'ny be Marisely ka miantso an-tarobia isanandro.
Mampitandrina ihany aho: Tandremo fa tena ataonay mahamay raha tratrin'ny vahoaka eo an. Aleo mametra pilana amoramora sahala amin'dramatoa Cecile. Fa raha tsy izany dia tapah'ny olona loha eo fa tandremo.
MIALA RAVALO A. MIALA RAVALO.

14. andrywui
(
09/02/2009 14:17)
salut lesy kidoro ary taiza foana koa ary lety !!!!!
tsy ampy anlery zany ireo zaza 29 nataony sorona tam 27 janvier reny fa mbola nampiany sorona hafa ndray hitazonany fitondrana forcé io ! fa na innn na inn hataonao eo ny pactes satanik atao de misy fetrany avokoa fa tsy avelany ho eo ela zany ianao ra8 a!! FITO taona ihany zay no isan'A/tra fa angalarin'ny Satana hanaovana pactes amin olony !! efa zay no fifanarahanao taminy fa ra mbola hanoy eo ianao de mila olona amampolony maro ndray Satana

15. kidoropamba
(
09/02/2009 14:30)
Mbola manao meeting isan'andro ka tsy afaka nisera tato ato. Saika noraofin'ny balan'i DEMONY LAHY RAVALOMANANA INY t@ asabotsy fa Andriamanitra mbola niaro.
MILA VITAINA HAINGANA ny @ ity DEVOLY RAVALOMANANA ity FA MBOLA MITADY Rà lery halatsaka hijanonany @ fitondrana.
Io fa nametra-pialana ny andriambavilanitra ARY NANAMBARA FA RAVALOMANANA NO NANOME BAIKO HITIFITRA VAHOAKA TSY MANANTSINY.
Nisy olona tao @ Radio antsiva t@ asabotsy iny nilaza mazava hoe: VONONA NY HANAO HUMAN BOMB izy ka hanapaoka ny BAOMBA raha MANAO BAIN DE FOULE ingahy levalo. Tandremo levalo fa tezitra ny pokona ato an.
MIALA RAVALO A! MIALA FA NALOAM-BAHOAKA!

16. tsiafoi1
(
09/02/2009 15:06)
Calme fotsiny fa Ra-8 tsy maintsy hiala fa TSY MBOLA IZAO NO FOTOANA. Ngah moa misy mitondra à vie zany eto e!!!! Ataovy fa miampy mandat raika eo io vao tapaka lalan-drà eo ry Maihol sy ny mpaminany sandoka rehetra!!!
Manaraha ihany ny ara-dàlana de milamina fotsiny fa mbola misy 2ans vao vita ny mandat 2012

17. andrywui
(
09/02/2009 15:23)
ity ndray le Tsyafoi mpivavaka misy tandrony mankasitraka tanteraka ireny vono olona reny ony izy !!!! tena afabarakanao eto ny versets biblik fa mba ajanony amzay !!! demony tia rà latsaka ! tia faty olona !!! sy famonoana olona !! tia aina alatsaka !!! mpanao Blasfemia
18. xxx
(
09/02/2009 16:11)
kidoropamba:iza @ ireo ??
Mbola manao meeting isan'andro ka tsy afaka nisera tato ato.
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/3079/raw0174jj7.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img300/raw0174jj7.jpg/1/][IMG]http://img300.imageshack.us/img300/raw0174jj7.jpg/1/w320.png[/IMG][/URL]