Hono wa eeeeee

1. yonikafopl ( 09/02/2009 11:51)
Faits Divers
Ambohitsorohitra

Polisy roa sy zandary voatifitra
Tsy avy aty amin’ny vahoaka mpitolona ihany no nisy naratra sy namoy ny ainy fa nisy ihany koa ny avy amin’ny mpitandro ny filaminana. Iray no maty ary roa kosa no naratra tamin’izy ireo. Isan’ny maty, lavon’ny bala tamin’ny sabotsy teo, teny Ambohitsorohitra, ny Inspecteur Principale de Police Ranaivoson Andrianantenaina Josefa, miasa ao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika. Manamboninahitra iray hafa avy ao amin’ny polisim-pirenena sy zandary iray avy ao amin’ny EMMO-Nat kosa no naratra ary nalefa notsaboina teny amin’ny HJRA. Efa tsy dia misy atahorana ny ain’izy ireo amin’izao fotoana izao. Ny vatana mangatsiakan-dRanaivoson Andrianantenaina kosa dia efa nalefa any Toamasina, toerana niaviany.

Aina R.


Araka io voalaza io, de hono wa eee, ny miaramila namany ve no nitifitra ireo sa nisy nitondra basy ry zareo nde hananibohitra de nitifitra???, sa balle perdue no nahazo anreo??????
répondu par Mirananirina le 09/02/2009 16:36
2. nyavo2000 ( 09/02/2009 11:58)
Tsy hay intsony rehefa ao anatin'ireny zavatra ireny...iza no mitifitra ?

Mba meteza koa ianareo @ toeran'ny miaramila na polisy amin'ny adin-tsaina goavana ao anatiny sy ny tahotra amin'ireto andian'olona efa vonona dia vonona ny hiditra sady izay indray lehilahy ny 4/5 n'ny tonga teny.
3. Mirananirina ( 09/02/2009 11:59)
Hita izany fa efa vonona ny hanafika ry zareo tgv,tsy maintsy ireo no nitifitra fa iza indray e?????Dia namaly ny tetsy andaniny.Ito ilay tonga aminy fitenenana hoe:ny lehibe no miady ka ny ankizy no voatorotoro
4. patrick2002 ( 09/02/2009 12:02)
io anie ilay hoe tsy fantatra intsony hoe qui est contre qui ?
mniteny anao izaho izao isika sy ianao polisy ,izaho miandany @ TGV ary Ianao miandany an'i ra-8 ,halefa hanao mission isika hitifitra ny mpomba ny TGV ,mazava loatra fa izaho tsy hitifitra ah! , fa misy mahita hoe ary ialahy toa tsy manatanteraka baiko dia eliminer-na
5. penguin ( 09/02/2009 12:05)
Tsy mpananibohitra fa HAKA NY FANANANY NY TARIKA TGV. Tsy mitifitra ireo fa madio tsisy pentina ary manakaiky ny zanak'Andriamanitra. Ny asan'ny devoly no mamono olona. Miala ny asan'ny ratsy dia aleo hiasa ny masina fa hivoatra i Madagasikara.
Ny diso afaka terena ho marina ary any aoriana miverina diso ihany.
6. xxx ( 09/02/2009 12:15)
haka ny fananany @ ahoana aza??????????????? fananandrainy sa fanana-dreniny ny ao ambohitsorohitra
7. penguin ( 09/02/2009 12:23)
Ny diso afaka terena ho marina ary any aoriana miverina diso ihany rehefa tonga saina
8. xxx ( 09/02/2009 12:31)
patrick2002:

io anie ilay hoe tsy fantatra intsony hoe qui est contre qui ?
mniteny anao izaho izao isika sy ianao polisy ,izaho miandany @ TGV ary Ianao miandany an'i ra-8 ,halefa hanao mission isika hitifitra ny mpomba ny TGV ,mazava loatra fa izaho tsy hitifitra ah! , fa misy mahita hoe ary ialahy toa tsy manatanteraka baiko dia eliminer-na




misaotra anao nanoro sy nanisy jiro, fa tena marina tokoa izany!
9. heidi ( 09/02/2009 12:56)
Polisy roa sy zandary voatifitra
Tsy avy aty amin’ny vahoaka mpitolona ihany no nisy naratra sy namoy ny ainy fa nisy ihany koa ny avy amin’ny mpitandro ny filaminana. Iray no maty ary roa kosa no naratra tamin’izy ireo. Isan’ny maty, lavon’ny bala tamin’ny sabotsy teo, teny Ambohitsorohitra, ny Inspecteur Principale de Police Ranaivoson Andrianantenaina Josefa, miasa ao amin’ny Fiadidiana ny Repoblika. Manamboninahitra iray hafa avy ao amin’ny polisim-pirenena sy zandary iray avy ao amin’ny EMMO-Nat kosa no naratra ary nalefa notsaboina teny amin’ny HJRA. Efa tsy dia misy atahorana ny ain’izy ireo amin’izao fotoana izao. Ny vatana mangatsiakan-dRanaivoson Andrianantenaina kosa dia efa nalefa any Toamasina, toerana niaviany.


izany kq hoe vahoaka tanam-plo tsy manantsiny e! oy e oy e! anefa hita izao fa ny hanafika sy ny hanararaotra handroba toy ny natao tam 26 no tanjona
10. tidegrow ( 09/02/2009 13:40)
ny mahagaga .azy ny miaramila ny andry hoe miavaka no tsy nialoha lalana teny e! fa nahoana ny vahoaka no atao sorona foana
11. MANAKASINA ( 09/02/2009 14:57)
sao mba diso lalana ary ity tgv ity, tsy tokony ho eny ambohitsorohitra izy, fa eny @ garany soarano fa eny misy lalamby izay azony aleha,
12. Mirananirina ( 09/02/2009 16:36)
:lol: :lol: :lol:
message
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1125