inona kay
1. xxx
(
09/02/2009 10:09)
inona kay no mahatonga ny olona sasany ho tara be vô mahalala manao sipa?
ny zokinay lahy ohatra 30ans lery nefa de mbola tsy manao sipa fôna hatramin'zao: ry bôfy nefa te hanan-jary be ts'isy ôtrizany.
Lery angamba alo tsy P.D e !satria izy tsy manana toetram-bevivay fa de lelah e! tsy sarim-bavy satria iafandraisany dôly na lahy na vavy de namany dôly.
-Mety misy ifandraisany @ ati-doha na amin'ny hormes ve zany sa ahôna!

répondu par bradley7 le 15/02/2009 20:42
2. Mirananirina
(
09/02/2009 10:16)
Hatramin'izay mihitsy ve izy no tsy nanana?
Misy lhl manko variana mamelona sy mikarakara loatra ny fianakaviany surtout ny reniny,dia tsy miraika firy amin'ny vhv.na tia olona aza izy dia matahotra anareo havany.
Maninona raha asaina manao mopera e :) Sangisangy io an

3. xxx
(
09/02/2009 10:24)
Mirananirina>>> Tena efa hatram zay mits e! izy alo tsy variana mamelona sy mikarakara loatra ny fianakaviany: miasa izy, mianatra sady mi-bizina de tena hitanay mitsy fa milofo @ fitadiavana.Dz izy kou solitaire zay: tia mitokatokana! le Mr le seul no surnom amenay azy !
De zahay amin'zay de te hoitady fika hahatonga an'le lery ho taititra @ vehivavy: ohatra mi-planifier rencontre ho anazy ! fa mbola vinavina zany sady mety tsy ho mety satria c'est pas du tou poli! sa aôna ry reto!

4. peta83
(
09/02/2009 11:46)
Misy zokiko lahy zay ko tena mitovy @nenao zany.Izy ndray alo d mety efa nanana sipa fa za d bola tsy naita azy nampiaraka zany mitsy, d refa maita ny sipan'ny bandy akamany izy d maita kianina fona @le zanak'olona.D ny eritreritro zan d hoe miandry sipa pafaite aminy ve izy vo hanao sipa???b critere lotra zay anadahiko zay mantsy ra question-na vevavy ka mety zay angamba no mahatonga azy ela vo manana sipa.ka sode mitovy @zay cas ko zay ko ny cas ny anadahinao??
5. Mirananirina
(
09/02/2009 11:56)
tena mety izay ry xxx,itondray vhv matetika izy ,raha misy namanao tara aminy ohatra.Dia avela irery miaraka aminy ao.Tsy atao fantany be.Ohatra asanao makao ny namanao ,nefa ianao tsy ao fa izy no ao,dia mody miteny ianao hoe tara aho fa ho avy.Efa 30 taona kosa ,ka tokony hanana amin'izay e.
Mody miteny foana koa i mamanao ohatra hoe;izaho izany te hananjafikely,fa raha oviana ary,
Mody miteny foana koa i mamanao ohatra hoe;izaho izany te hananjafikely,fa raha oviana ary,
7. bradley7
(
15/02/2009 20:42)
xxx>>>>aza tairitairinareo kosa le fitiavany e! :D, io refa oav le tena izy de tonga eo fôna! sad matetk nge le smar tara2 reny vô maka tena tojo anlay tena tiany de fahasambarana ny tohony e! Le tonga de maika2 reny mants la plupar diso plan fôna ka lasa lany andro sy simba any amin ol ts ovadiny akory ny ftônany sn fiainany.... angataho amin'le Ray ao ambony fotsn ny ho anjarany mba ho avy am'zay fa io ntena mahalala ny mistern life tsika ety.... Ny vady hendry mants de lova avy amin'ny Jehovah.
mbô sosokevtr ny ah fa C vs ki voyé la réalité des choz an!!
mbô sosokevtr ny ah fa C vs ki voyé la réalité des choz an!!