L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
1. zandikely
(
08/02/2009 20:57)
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
Dimanche, les Nations-unies ont appelé le gouvernement malgache à traduire en justice les responsables de la mort des 28 manifestants qui participaient la veille au rassemblement de l'opposition à Antananarivo. L'ONU a également lancé un appel au calme dans l'ensemble de la grande île de l'océan Indien.
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
Ny tena mampalahelo dia mbola samy miezaka manohana ireo mpamono olona ireo daholo ny andanin'ny sy ny ankilany. Vao efa herinandro efa anjatony mahery no maty. Andrasana efa tsy misy ho raisina vao taitra isika rehetra.
RY MALAGASY Ô, EFA LASA ADALA ANGE IREO OLONA ROA IREO DIA MBOLA TSY TAITRA IANY ISIKA

répondu par xxx le 09/02/2009 20:19
2. xxx
(
08/02/2009 21:01)
asa wa! ny ahy d ny tsy fahatongavan-tsaina ny malagasy rehetra no mahavaka ahy indrindra lé t@ ny ho eny Ambohitsirohitra
3. heidi
(
08/02/2009 21:06)
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
aleo samy ataon'ny ONU manifatiny any rehefa samy be mokondoho tsy mahalala afa tsy ny paosiny.....DE TSY MBA MENATRA VE?
4. xxx
(
08/02/2009 21:44)
zandikely:
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
Dimanche, les Nations-unies ont appelé le gouvernement malgache à traduire en justice les responsables de la mort des 28 manifestants qui participaient la veille au rassemblement de l'opposition à Antananarivo. L'ONU a également lancé un appel au calme dans l'ensemble de la grande île de l'océan Indien.
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
Ny tena mampalahelo dia mbola samy miezaka manohana ireo mpamono olona ireo daholo ny andanin'ny sy ny ankilany. Vao efa herinandro efa anjatony mahery no maty. Andrasana efa tsy misy ho raisina vao taitra isika rehetra.
RY MALAGASY Ô, EFA LASA ADALA ANGE IREO OLONA ROA IREO DIA MBOLA TSY TAITRA IANY ISIKA
Ny valin'ny tsy nanomezan-tsika tany an'i corée du sud io averin'i Val kim un @tsika io ,tsy mikorapaka fotsiny .Efa voaporofo fa misy mitady hanao ampihimamba hatramin'ny solitany malagasy any ho any .TSIMIRORO sy BEMOLANGA .
5. heidi
(
08/02/2009 21:50)
ka rehefa lozana miady ritra ve tsy aleo ho tantanan'ny hafa azy lozana varina lmiady seza eo
6. vale
(
08/02/2009 22:42)
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
Izaho tsy momba an'iza2 alou fa ny fantatro dia izay nahatonga ny fanafintohana dia ireo mpitady seza izany, ry zareo no si manifester, ary ny filohany no maniraka ny oul ho any an-dapa, iza izany no tena responsable fa tsy ny mpanohitra e? tgv .
7. Andribe
(
08/02/2009 22:49)
zandikely:
L'ONU demande que les responsables des morts soient jugés
Dimanche, les Nations-unies ont appelé le gouvernement malgache à traduire en justice les responsables de la mort des 28 manifestants qui participaient la veille au rassemblement de l'opposition à Antananarivo. L'ONU a également lancé un appel au calme dans l'ensemble de la grande île de l'océan Indien.
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
Ny tena mampalahelo dia mbola samy miezaka manohana ireo mpamono olona ireo daholo ny andanin'ny sy ny ankilany. Vao efa herinandro efa anjatony mahery no maty. Andrasana efa tsy misy ho raisina vao taitra isika rehetra.
RY MALAGASY Ô, EFA LASA ADALA ANGE IREO OLONA ROA IREO DIA MBOLA TSY TAITRA IANY ISIKA
ataon izy mitsam hoe ny vahoaka malagasy (na andian olona maromaro hilahatra teny) indray anie zao no diso eee ozy ry (zalahy) hie za nga ni forcer azy oe mandehana mamono tena dia ny ray koa neny hoe za nga nteny hoe mandehana eo @ zone rouge Bold textvaliny ny vahoaka malagasy no diso na ireo andian olona maromro no diso izy marina foana satria ny iray filoha ny iray mpitolona ny eo ampovoany miaramila :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) . Ka iza kosa aza no atao sorona eo omby ve. Ny mpanao politikafoana rehefa avy eo ry lerony mameno paosy de ze dila any dila =)) =)) =)) =)) ze gly any gly o^o o^o o^o o^o
8. xxx
(
08/02/2009 23:32)
Raha navela hiditra tao @ palais aza ny olona 20.000 iza no responsable,c'est logique tsy maintsy hyandriaka ny ra.raha mbola firenena eto ambon'ny tany tsy hisy hanaiky hoe hitondranao olona maro eny @ palais predentiel ka avela hitsofoka ao madiodio eny ,fa zavatra notadiavina iny mba hampandroso ny tolon'i ry tgv
9. patrick2002
(
09/02/2009 02:15)
marina aloha
Misy mahamarina azy ihany ,fa naizany aza hiala mora ve i ra-8 sa hiandry inona efa hita fa tsy zakany ny fitondrana.
sa ve hanao ohatry ny fomba fiadiny Ratsiraka hatao aloha izay hampahantra anilay firenena zay vao miala. @ izay tsy mahatanty izay mandimby azy eo.
fa zavatra notadiavina iny mba hampandroso ny tolon'i ry tgv Miverin
Misy mahamarina azy ihany ,fa naizany aza hiala mora ve i ra-8 sa hiandry inona efa hita fa tsy zakany ny fitondrana.
sa ve hanao ohatry ny fomba fiadiny Ratsiraka hatao aloha izay hampahantra anilay firenena zay vao miala. @ izay tsy mahatanty izay mandimby azy eo.
10. heidi
(
09/02/2009 03:08)
na milam aza ny firenena ny manadalondalo eny am devant ny palais dia fatsy tsy azo atao fa savy de bedesin'ny ireo mpiambina ireo koa indrindra fa rieto fokonolona maimbo herisetra , mazava ho azy anie ny zvtr mety hitranga e
ka tsy efa akaiky ve ny fifidianana manaraka e! miandry kely
fa angaha zay tonga eo tsy hampahantra an'i dago daholo?
Misy mahamarina azy ihany ,fa naizany aza hiala mora ve i ra-8 sa hiandry inona efa hita fa tsy zakany ny fitondrana.
ka tsy efa akaiky ve ny fifidianana manaraka e! miandry kely
fa angaha zay tonga eo tsy hampahantra an'i dago daholo?
12. ainaheri
(
09/02/2009 04:45)
Dia manontany aho hoe: Qui sont les responsables? Il n'y a que deux:
RAVALOMANANA ET ANDRY RAJOELINA
[quote=heidi] aleo samy ataon'ny ONU manifatiny any rehefa samy be mokondoho tsy mahalala afa tsy ny paosiny.....DE TSY MBA MENATRA VE?
Ngah misy fahamenarana zany tsony,samy miaro ny sezany ny voninahiny kou,ny vahoaka madinika atao fitaovanana no mampalaelo snifffffff
14. tsiafoi1
(
09/02/2009 06:43)
Pays manana ny souveraineté i Madagasikara ka tsy atao biby fampitahorana ny vahiny.....
15. xxx
(
09/02/2009 07:09)
Pays manana ny souveraineté i Madagasikara ka tsy atao biby fampitahorana ny vahiny.....
Double prezida, double PM, double maire, double lehiben'ny fokotany ve??
tsy mila mpandravona avy any ivelany???? :-D :-D :-D
17. mion
(
09/02/2009 08:24)
Tsy mbola nisy na taiza na taiza eto ambonin'ny tany ka ny manifestant dia hiditra am-boletra any @ lapam-panjakana.
Na t@ faha Mpanjaka aza dia voaheloka ho faty ireo mpanani-drova, ka mainka fa @ izao andro efa mandroso izao.
Tsy azo nihodivirana ny toy ireny, devoir ny miaro ny fiandriananm-pirenena, adidy tsy maintsy ataon'ny fanjakana hoan'ny Malagasy rehetra ny miaro ny firenena tsy ho lasan'ny mpandroba sy ny mpanani-bohitra. Ka loza hoan'izay nitondra sy nanosika ireny olona ireny ho @ fahafatesana . Maninona no tsy ireo mpitarika no nialoha lalana fa miafin-kafina any afara raha tena lehilahy? Naôna no vahoaka kely saina sy dondrona no natao sorona ho bouclier humain. Ary naôna no niverin-dalana nony efa tonga teo am-potony.
Very maina ny ranareo latsaka teo Ambohitsirohotra fa tsy asaian'ny mpitarika anareo vidiny sy hasina akory. Mihevera tena
Ka na inn na inn fomba nampiasaina de en etat de droit tanteraka ny fanjakana hiaro ny Lapa. Izay no nifidianan'ny Malagasy azy sy nametrahana fitokisana t@ Ra8.
Ka dia mahaiza mionona ianareo manamanjo, aza misosokalahelo intsony, ataovy tsara levenana ny maty de taizao tsara ny ankizy sisa velona mba ho tonga olom-pirenena vanona.

18. xxx
(
09/02/2009 20:19)
mba asionareo vaovao momban'ny fepetra noraisin'ny ONU ity svp rehefa fantatra izay tapakany ee! enga anie ka ilay TGVendrana io no hijinja ny fitsaran'ny ONU ity, ny tsara kokoa aza izy sy ny mpanosika azy mihitsy izany hoe ny ratsirakistes rehetra ao ambadik'izao fa fanetriben'ny firenena!!