mila hevitra reto a

1. tiara ( 08/02/2009 19:10)
manana namana zay za,sipa le iz,de mbola tsy nanao sipa mitsy iz nefa efa 25 taona.mila hevitra amiko iz de ahona?
répondu par ninichantal le 20/05/2009 06:23
2. simplex ( 08/02/2009 19:56)

manja sa tsy manja? :P
3. heidi ( 08/02/2009 19:57)
hevitra inona hono no ilainy aminao?
4. dadasy ( 09/02/2009 02:41)
simplex:


manja sa tsy manja? :P



=)) =))
ny lehilahy leitsy ka lehilahy ihany o o!!!
5. xxx ( 09/02/2009 08:27)
Efa mandondona varavarana zany ry tiara a! Araraoty fa tsy indroa mandry ambavahady ny valala
dadasy:
ny lehilahy leitsy ka lehilahy ihany o o!!!
6. Picsou ( 09/02/2009 10:05)
Lazao ny ilanao fanampiana.
7. Jhemas ( 09/02/2009 11:25)
tiara:

manana namana zay za,sipa le iz,de mbola tsy nanao sipa mitsy iz nefa efa 25 taona.mila hevitra amiko iz de ahona?


Hevitra tsara sady mahasoa anao no hatolotro anao, mba tsy hampiasanao saina b loatra d asaivo miaraka amiko io sipa io fa na izaho ko aza mitady sipa mafy sady am zay 25 taona, mety b amiko izy zany
8. kotobekibo ( 10/02/2009 17:21)
raha te ho faramalemy izy d vonona aho hanome stazy manokana gratos :-D :-D :-D
9. maryline ( 10/02/2009 21:35)
Manao ahoana daholo!
Sambany aho vao niditra tato amin´ity forum ity , ity Antson´ny nofy ity no nidirako voalohany , mikasika ilay namanao, mety misy zavatra manahirana azy angamba eo amin´ny fiainany ohatra fiankanjoana, henatra , na koa mety tsy mahatoky ny tenany izy ; raha sahala amiko dia tsy misy mahakivy izany satria araka ny fitenintsika malagasy hoe: "Ny vodin- tsobika aza manana ny tandrifiny" dia mahereza hono hoe.
10. fitiatantely ( 13/02/2009 08:29)
Fa ngah koa izy tsisy mpikôty mintsy? :roll: :roll: ts azoko koa izy zany, ny zaza vao 12ans aza efa misy mikôty sy manao sipa ko maika fa 25ans? sa misy olana hafa ts hanaovany sipa? sao de mba izy mintsy aza no ts mbola mazoto hiditra am fitiavana e?
Ny an'i tiara ko mo ts mba hazavaina tsara le olana fa ts azonay mintsy zany
11. THNA ( 13/02/2009 11:23)
Lazao le sipa oe tokony efa fotoanany amzay e! :*
12. kotobekibo ( 13/02/2009 18:51)
Lasa izao @ izay hoe , fa sao d feno trano-kala ao ny hiafaranizy ity =))
13. Ravalaka ( 14/02/2009 20:25)
FA aiza izy no mitetraka ? Izy angaha fatra-pandà :{ ? Ratsy tahrehy :x ? tsy misy mpijery :oops: ? Sa miafina :-o ?

Aiza aloha izy no mipetraka sao dia misy azo anamboarana azy ihany ?
14. Mirananirina ( 18/02/2009 11:14)
Inona ilay hevitra tadiaviny e,te hanao sipa ve izy sa inona?
15. fitiatantely ( 19/02/2009 08:14)
:-D :-D izy no nanontany de lasa le mpanomé hevitra ndray no be fanontaniana :-D :-D nivadika ny rasa
16. xxx ( 19/03/2009 08:18)
Mbola virijiny ve aloha izy koa! Tsy ahy mantsy :oops:
17. ninichantal ( 20/05/2009 06:23)
Asa alou na hevitra inn no tadiavin'lay 25ans vierge e! na hevitra inn no tena tadiavainao atoro azy koa fa ita alou fa misy banga ao d omeo hevitra kely iany nareo so mety ety : raha fitiavana no tadiaviny d fanapahankevitra no tokony raisiny oe ol inn no tena oh mba manaitra azy na mba iriny (efa fantany v ?) inn ny pb ny (so d ara tsosialy v , sa ara pinoana v sa ara pirazanana v ? sa lay mahataitra ny fony tsy sahiny antsoina ?
Manapaha hevitra oe d andramo ka izahao fa refa tojo n yratsy d aloavy fa tojo n ytsara d tiavo d courage fona oe fa lalampiainana misy fiakarana sy fidinana d tiavo daolo oe ny zvtr rehetra kasainao atao d mandé ho azy ny atao. mahita solution fona ra tojo pb, maka lesona fona eo @ zvtr nodiavina fa expérience eo @fiaianana na ara kasa io na ara pitiavana d ilaina vao manao décision @ fanambadiana oh. Na andé lavitra aza enao vo ahita expérience d mandéhàna fona fa ho itanao fa hisy zvtr ivaingana fona eo @ fiainanao. d aza manenina zany mitsy fa soa lavao ahay amindra, soa kendra ahay mitsako. Fianarana ané ny fiainana e, tsy mety tapitra fa mahita zvtr vao2 fona.
Mila namana fona eo @fiainana oe f'aza mandé irery zany mitsy na tsy vady aza fa namana d mitadiava namana mahatoky fa tsy lé profiteur na profiteuse reny an.
d bnn chance & bn courage fona oe d bnn réussite koa zany e.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3444