FJKM??
1. tenamalagasy
(
08/02/2009 16:35)
Malahelo mafy aho noho ny voina nahazo ny vahoaka madinika tsy manan-tsiny mafana fo mitady fiovana sy leo ka miantsampy amin'izay olona voalohany hitany.
Miantso an'Atoa Radavidson Andriamparany amin'ny maha membre ny biraon'ny FJKM azy mba hitaky ny fialan'Atoa Ravalomanana ao amin'nybiraon'ny FJKM na hametra-pialana amin'izany birao izany raha tsy manaiky izany fangatahana izany ny filohan'ny FJKM.I
o fiangonana io foana no nampiasain-dRamose hialokalofana sy handiovan-tena amin'ny aferany rehetra: - mandatsaka 10% any ingahy dia voadio ny bizness malotony rehetra, -mbola betsaka no mieritreritra fa olom-piangonana madio sy masina izy matoa eo amin'io toerana io.

répondu par Jackychan le 08/02/2009 18:49
2. MANAKASINA
(
08/02/2009 16:42)
azafady miangavy anao ampanajana aho, aza afangaro ny resaka politika sy ny fivavahana , io ihnay no manimba ny firenena
3. marozevo
(
08/02/2009 16:47)
Tsy tokony hafangaro tokoa ireo, sady misy toerana tokony hametrahana izany hafa.
4. ravakamalala
(
08/02/2009 17:05)
tsy izy kosa no manafangaro fa ilay izy mihitsy no efa mifangaro!!!!!
5. MANAKASINA
(
08/02/2009 17:09)
ialao ary ilay fifangarony e!, sika ihany no mampifangaro anio ry ravaka a
6. xxx
(
08/02/2009 17:21)
Raha ny tena marina tokoa aloha dia tokony hiala @ izany toerany izany izy e ! raha tena mivelona @ tenin'Atra e !
7. marozevo
(
08/02/2009 18:11)
Ny marina izany dia tsy "tenamalagasy", na isika no manafangaro satria efa mifangaro le izy satria nafangaron-dRangahy iry... Ramose manko e.
8. dadasy
(
08/02/2009 18:18)
Moa ve ny fialany amin'izany "toerana" izany no metimety kokoa sa ny fiovany ho amin'ny tsaratsara kokoa? Raha ny mivelona @ tenin'Andriamanitra araka ny nolazain'i xxx dia ataoko fa ny fiovana toetra, hifidianana ny tsara, no zava-dehibe, ary fanomezana ohatra ny hafa hanao toy izany koa. (ohatra, Zake na Zakaiosy Lk 19: 1-10)
9. Jackychan
(
08/02/2009 18:49)
tenamalagasy:
Malahelo mafy aho noho ny voina nahazo ny vahoaka madinika tsy manan-tsiny mafana fo mitady fiovana sy leo ka miantsampy amin'izay olona voalohany hitany.
Miantso an'Atoa Radavidson Andriamparany amin'ny maha membre ny biraon'ny FJKM azy mba hitaky ny fialan'Atoa Ravalomanana ao amin'nybiraon'ny FJKM na hametra-pialana amin'izany birao izany raha tsy manaiky izany fangatahana izany ny filohan'ny FJKM.I
o fiangonana io foana no nampiasain-dRamose hialokalofana sy handiovan-tena amin'ny aferany rehetra: - mandatsaka 10% any ingahy dia voadio ny bizness malotony rehetra, -mbola betsaka no mieritreritra fa olom-piangonana madio sy masina izy matoa eo amin'io toerana io.
Alohan'ny anomezanao tsiny ny Président Ravalomanana dia
mba diniho aloha ny vahoaka madinika tsy manan-tsiny mafana fo mitady fiovana sy leo, ary raha sahy mamaly ianao fa raha mananotanona ny trano fonenanao sy izay vady aman janakao reo, dia hampandroso azy ireo ianao hiara mipetrapetraka ao aminareo, fa tsy hiaro tena :
http://radotiana.blaogy.com/post/283/5991