FITIAVANTANINDRAZANA SA ...
1. xxx
(
08/02/2009 11:30)
Nanome baiko an i miaramila tia tanindrazana ny deba tamin ny andro fahiny hoe tofiro de nitifitra ny miaramila tia tanindrazana, nanome baiko toy izany koa izao ra8 hoe palao de nipalaka ny miaramila tia tanindrazana, ary rehefa hoaloan ny vahoaka ihany koa ny filoha iandry tgv de mbola hanome baiko an ireo miaramila tia tanindrazana ireo vonoy de mbola hamono koa ireo e... fitiavantanindrazana hafa mintsy ty ka, ... rah tsy hoe mitombina tokoa le feo mandeha fa mercenera ireo... mercenéra ve moa ho tia ny tanindrazanao...
répondu par Mirananirina le 08/02/2009 14:52
2. gabidemony
(
08/02/2009 12:06)
Ireny olona ireny (mpitondra)de tsy ao @ sainy tsony le fitiavan-tanindrazana rehefa tonga eo @ toerany f'efa resaka fotsiny.
lasa FITIAVAN-TENA.:-o
Ny miaramila mitifitra hoe tia tanindrazana... 8-) amiko ireny miaramila
hitan-tsika eny an-dalam-be ireny le mitifitra sns...ireny de fòrsè no anany
an'ireny,fòrsèn'ny sefony colnel io na general...raha tsy manatanteraka de
mihinana noho izany voatery.
Mba miasa saina ko ireny miaramila kely ireny, sao de misy havany na ny zanany ao anatiny olona izay ho tofirina ao....nefa
Ny mapome anefa de ireny mpitarika sy mpibaiko ireny tsy hita eny @
laharana voalohany rehefa raikitra ny sangay (korotana)

3. Simpona
(
08/02/2009 13:42)
Tsy afaka ny hanatena filoha tena tia tanin-drazana mihitsy ary ve ny Malagasy.
Ireo mpitondra rehetra ireo ve efa hatrany am-boalohany no tsy tia tanindrazana fa miatsara velatsihy fotsiny ?
Aiza ary ny hiafaran'ny Malagasy raha izany :?: :?:
:cry: :cry:
Ireo mpitondra rehetra ireo ve efa hatrany am-boalohany no tsy tia tanindrazana fa miatsara velatsihy fotsiny ?
Aiza ary ny hiafaran'ny Malagasy raha izany :?: :?:
:cry: :cry:
4. Mirananirina
(
08/02/2009 14:52)
Tsy nihomehy indray aho raha tsy iny. :lol: :lol: :lol:
Raha eo aminy fitondana tokoa ve io tgv io dia hisy hanafika dia tsy hanome baiko hoe tifiro.Mety baomba mihitsy aza ny azy :x :x :x
Raha eo aminy fitondana tokoa ve io tgv io dia hisy hanafika dia tsy hanome baiko hoe tifiro.Mety baomba mihitsy aza ny azy :x :x :x