Hiverina ireo rehefa vita ny mission-i TGV

1. Noue ( 07/02/2009 21:39)
Ils reviendront dès que TGV et Monja auront fini leur mission.

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i566710_coupleratsiraka.png[/IMG]

C'est tout à fait naturel,et cela s'appelle: l'alternance. Démocratie oblige!!!

zany hono eee !!!!

répondu par ndenn le 08/02/2009 08:53
2. Zazala ( 07/02/2009 21:53)
Io anie ka président tena nitondra i Madagasikara e! Moa ve ka tsy tokony hisy place kely tokony hipetrahany eto?
3. marozevo ( 07/02/2009 22:55)
Kôzy raha tsy aleoko ndray aza le-io toy izay le efa ao. io anie tam 75 no nanomboka fa 91 vao nitifitra vahoaka e. Ity vao tsy ampy valo taona akory dia firy no efa maty.
Raha eo amin'ny resaka avonavona indray dia itovizan'izy roalahy ireo ihany, fa le ao izao tena nampiesona mafy kosa e
4. ravakamalala ( 07/02/2009 23:18)
iza no manana porofo hoe iza marina no nitifitra voalohany?
5. ravakamalala ( 07/02/2009 23:20)
nisy tandimerina tampoka aho !!! tsy hiako hoe naninona tampoka teo?????? ..........

[size=10px]franchement, quel horreur!!!!!!!!!!!![/size]
6. marozevo ( 07/02/2009 23:20)
Za aloha tsy manana porofo e. Fa tsy hoe izay nitifitra voalohany no tsy maintsy diso.
7. zama91 ( 07/02/2009 23:32)
tsy maintsy misy ny tany tandalana ,ka anjarantsika tsi1 no mieritreritra hoe ,iza no diso,amiko manokana dia i ra8 no preisidant legitimine
8. xxx ( 07/02/2009 23:39)
Noue:

Ils reviendront dès que TGV et Monja auront fini leur mission.

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i566710_coupleratsiraka.png[/IMG]

C'est tout à fait naturel,et cela s'appelle: l'alternance. Démocratie oblige!!!

zany hono eee !!!!

Un très très beau couple diabolique ,plutôt oui
:{
9. marozevo ( 07/02/2009 23:44)
Ekena fa Ra8 no président legitime, ary izany indrindra no maha-responsable azy manoloana izao. Tsy afa-bela koa anefa i TGV nampiditra olona tao amin'ny Zone rouge, nefa izy toa tsy niditra (raha tsy diso aho : Mba amarino raha diso). Tsy afa-bela koa i Ratsiraka, Manandafy, Pierrot, Dollin, Monja, ianao, izaho.
10. ndenn ( 08/02/2009 00:31)
marozevo:

Ekena fa Ra8 no président legitime, ary izany indrindra no maha-responsable azy manoloana izao. Tsy afa-bela koa anefa i TGV nampiditra olona tao amin'ny Zone rouge, nefa izy toa tsy niditra (raha tsy diso aho : Mba amarino raha diso). Tsy afa-bela koa i Ratsiraka, Manandafy, Pierrot, Dollin, Monja, ianao, izaho.

Anjaran'ny tsirairay ny mirona avia na avanana na ihemotra na androso ,na iakatra na idina araky izay tiany aleha ,tsy ifanerena mivantana izany na ankolaka .Ny résponsabilité morale indray dia sahiko ny miteny anao fa ny sain'ny tsirairay no tsy maintsy hanenjika ny olona rehefa tonga ny fotoana voajanahary nalahatry ny avo, ka hitsarana tena alohan'ny fitsaran'ny lanitra .Noho izany tsy azo atao dia tsy azo atao tokoa ny mitsara sy manendrikendrika mialoha ny olona nanota na nangalatra na namono ,na nampanota, na nampamono , na nampisoloky .Anjaran'ny mpanao lalàna ny manao famotorana ny momba izany ,raha mbola eto an-tany ,fa tsy anjaran'ny vahoaka .Ary mbola hafa ihany koa ny fitsaran'Andriamanitra sy ny Zanahary.

8) 8) 8)
11. patrick2002 ( 08/02/2009 02:00)
Noue : ny mahagaga ahy aminao ah! dia mankahala tanteraka an'ity rangahy ity ianao ,nefa dia ilay olona tohananao aza mbola pire noho io rangahy io ,@ fanararaota-pahefana .
Raha manontany anao izaho izaho hoe Iza no diso t@ 10 aout ,afa no havalinao
12. dadasy ( 08/02/2009 02:50)
ravakamalala:

nisy tandimerina tampoka aho !!! tsy hiako hoe naninona tampoka teo?????? ..........

[size=10px]franchement, quel horreur!!!!!!!!!!!![/size]

=))
Aza mba manapa-tsinay moa ry ravakamalala a! efa gravy ange le situation e! nefa moa mahafinaritra fa de tension foana ve no iainana e! asiana tsiky kely ihany de ampy!
13. ndenn ( 08/02/2009 03:01)
patrick2002:

Noue : ny mahagaga ahy aminao ah! dia mankahala tanteraka an'ity rangahy ity ianao ,nefa dia ilay olona tohananao aza mbola pire noho io rangahy io ,@ fanararaota-pahefana .
Raha manontany anao izaho izaho hoe Iza no diso t@ 10 aout ,afa no havalinao

Tsarovy tsara kosa anefa r'ingahy raha tadidinao ny tena fandehan'ny tantara herinandro alohan'ny 11 fevrier 72 ,dia ny niakaran'i Ratsimandrava teo @ fitondrana .Rapport historique tsy maintsy pris en compte iny evenement iny . Nanaraka izany ry Sibon guy sy ny sisa .Avela hivalona ho tantara ve ?
8)
14. naughtyboy ( 08/02/2009 03:43)
tsy mahaafaka ny ratsy vitany le8 zany ,ary ahoana zany nanaovany reo zanadambo nampandry tany ny tany atsimo raha niakatra t@2002 i le8,ampiana fianakaviana marobe ny mosary noho ny ampihimamba nataony ny orinasany sy ireo voatifitry ny commandos RFI na zone rouge na tsia ,misy fitaovana azo ampiasaina erantany anakanana izany tsy andatsahana ain'olona indrindra fa tanampolo ny vahoaka fa ilay mpanome baiko mihitsiny no efa ratsy oe vonoy....
15. dadasy ( 08/02/2009 03:44)
ndenn:

patrick2002:

Noue : ny mahagaga ahy aminao ah! dia mankahala tanteraka an'ity rangahy ity ianao ,nefa dia ilay olona tohananao aza mbola pire noho io rangahy io ,@ fanararaota-pahefana .
Raha manontany anao izaho izaho hoe Iza no diso t@ 10 aout ,afa no havalinao

Tsarovy tsara kosa anefa r'ingahy raha tadidinao ny tena fandehan'ny tantara herinandro alohan'ny 11 fevrier 72 ,dia ny niakaran'i Ratsimandrava teo @ fitondrana .Rapport historique tsy maintsy pris en compte iny evenement iny . Nanaraka izany ry Sibon guy sy ny sisa .Avela hivalona ho tantara ve ?
8)

Ahitsiko kely fotsiny ny daty fa resaka tantara no resahina eto: 11 fevrier 1975 angamba no tian'i ndenn lazaina?
16. ndenn ( 08/02/2009 08:50)
dadasy:

Ié 11 Fevrier 75 marina fa diso fanoratra azafady .
17. ndenn ( 08/02/2009 08:53)
Mbola nisy koa ny 13 mai 72 . :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0713