Garde veine

1. fatritra ( 07/02/2009 18:54)
Salama e,
Fa hono wa re olona, inona no tena hevitry ny " garde veine ", zany hoe ny asany am olona tsy salama. Serum izy io. misaotra e
répondu par elyzo le 06/03/2009 07:14
2. ikaretsaka ( 07/02/2009 22:34)
za t@ nisy fotoana narariako izay natao.. "Pick line" ny anarany @ teny Anglisy. karazana systeme IV (saingy tuyau fa tsy fanjaitrana serum ) atsofoka eo akaikin'ny soroka eo izy io, dia mandeha manaraka ny lalandra dia ny farany tonga ary akaikin'ny lalandra vaventy any akaikin'ny fo dia misy ohatran'ny valve kely izay eo @ soroka.

dia iny fotsiny no connectevany @ tuyau rehefa ilaina ny manao intra veineuse anao.

Ny ilavana azy dia eo no administrevana ny fanafody ranony (intra veineuses, serums)... mba tsy hanindromana ny "veine" anao isaky ny mihetsika rehefa mampiditra fanafody any amin'ny lalandra anao any .. hampihena ny risque haha loadoaka ny lalandra nao !
-> izay no mahatonga azy hoe "garde veine"
3. ikaretsaka ( 07/02/2009 22:37)
PICC Line fa tsy pick (fa vakiana hoe pick)

azafady
4. elyzo ( 03/03/2009 09:16)
Faly b za ra amba aty mada misy anzany!! Surtout am pédiatrie na Neonatale; amzay tsy mila manimba veine fona tsony!! Misaotra anao nizara!
5. xxx ( 03/03/2009 09:53)
Ny fahalalàko azy ny garde veine dia dispositif médical iray hahafahana manana accès @ veine n'ilay olona en cas d'urgence.

Ny bevohoka izao asiana sérum ho garde veine

Alefa @ garde veine ny fanafody

Ny an'i Ika izao angamba satria narary naharitraritra dia atao an'io. Olona marary tsaboina no asiana garde veine, fa tsy zavatra mipetraka eo amin'olona en permanence io

Asa na azo antsoina hoe garde veine ny cathéter
6. elyzo ( 06/03/2009 07:14)
Raha ny fahalalako n garde veine alou d sérum izy io na liquide de perfusion izay alefa amin'ilay olona marary mety mbola hilàna voie veineuse am manaraka, ka mba tsy hanindromana azy foana am sisa mbola ho avy dia tazomina eo io catheter io na fanjaitra am veine io mba tsy hahatsentsina azy e! zany we andefasana liquide zany fa am débit faran'izay kely mba hitazomana ilay veine fotsiny!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1908