ZAY ARY NENAREO!!! NY TEO IHANY NO HITA!!! DISO LALANA ISIKA
1. gabidemony
(
07/02/2009 16:21)
Efa lany manja le fitokonana sy ny grevy ary mihafara t@ fatin'olona izany.
Tany aloha nisy lohateny nataoko zay hoe:"ahoana no hevitra hangalana
an'le8 teo ò fitondrana? " de nisy eritreritro t@zay hoe: Maninona raha tsy atao ohatra an'i ngiahy Kennedy,ho an'ny manambola toy ny ra tgv sy ny sisa ,afaka mampikarama olona manao ny mission.@zay tsy nisy izao fijaliana ao anatin'ny krizy be izao.Amin'izay tsy misy ny fiakaran'ny zavatra sy ny fatin'olona.
ISIKA VAHOAKA TSY MBA MIJERY NY ZAVATRA METY HITRANGA RAHAM-PITSO FA ENTI-PO BE FAHATANY KA ARARAOTIN'NY SASANY.
ISIKA DE OHATRA NY ONDRY (MOUTON)

répondu par Andribe le 07/02/2009 20:20
2. mosabe
(
07/02/2009 16:33)
Tadidiony 1991 , voatifitra dia maty, dia resy Ratsy iraka ,dia tonga ZAfy, dia nesorina Zafy ,dia niverina indray Ra(mangi)di(dy)
dia ireo maty dia ahoana ...
Mbola tsy demokrasia leilia ny tanin'ialahay ,ka raha vao misy mahatezitra an'alahy dia esory eo io ...
Ny demokrasia , dia resy ialahy @ fifidianana, ny zavatra voalohany dia manaiky ny faharesena, faharoa dia manaky ny echeance electorale , fa raha tsy izay dia afrikanina ,
ndao hifidy ,dia rehe resy dia ndao haka kobay fa tsy maintsy miala eo ireo ...
Iazo ny anyGuadeloupe grevy be depuis 20 janvier ...
moa ve izy nanome filoha vaovao ....
mba dinio ...
Izao koa Martinika fa tonga

3. jemimah
(
07/02/2009 16:42)
en plus anie lay vahoaka maty tsy lasa praiminitra akory ny fianakaviana na hoe lasa nanambola be e! fa lay mpanao politika no tafita dia ohatra zay hatrany dia tsy mety tonga saina ny vahoaka
4. xxx
(
07/02/2009 16:50)
ny frantsay no tena mpigrevy indrindra eto an-tany nefa hatr@ zay tsy misy resaka fakana fitondrana na fanonganana, d misy ny miteny hoe aza hampitoviana ny tany mahantra sy ny manana, misy fiteny hoe soa fianatra ka tsy hitako zay tsy hianarana any reny fa ireny no tena demokrasia!!
7. gabidemony
(
07/02/2009 18:58)
BE VAVA FOTSINY TSIKA TSSSSSSSS....!!!!!!!!!
Aleo zany ny havanao no maty toy izay ny Mpitondra Mandetika anao?
Itaro le saina fa io no anisany mahavoa antsika zatra mpam-pifangaro zvtr

8. gabidemony
(
07/02/2009 19:11)
Ra xxx fa iza zany no fitaratrao?!!! i ra8 sa i tgv zany raha tsy vaza...?!!!
Mba jereo ny chine anisan'ny firenena nahantra nitovitovy t@tsika nefa
@ zao mba jereo fa anisan'ny faha5 manankarena eran'izao tontolo izao...
ankoatry ny fireena sasany ....

9. mosabe
(
07/02/2009 20:07)
gabidemony:
Ra xxx fa iza zany no fitaratrao?!!! i ra8 sa i tgv zany raha tsy vaza...?!!!
Mba jereo ny chine anisan'ny firenena nahantra nitovitovy t@tsika nefa
@ zao mba jereo fa anisan'ny faha5 manankarena eran'izao tontolo izao...
ankoatry ny fireena sasany ....
Tsy mitovy hevitra aminao aho raha i Shina ...no resahina
Foyer de Civilisation io (comme l'Egypte, Mesopotamie ,et l'Inde ...) ,nous on n'a inventé ni la roue , ni le zero ...
Isika dia mihevitra foana hoe izay tsy vazaha dia ratsy...
I Japon sy i Shina ataontsika filamatra io anie fa firenena efa nadroso foana hatramin'izay nisinan'ny zanak'olombelona e, ary isika ...
10. Andribe
(
07/02/2009 20:20)
Ary reto koa miseho mahay miresaka daholo anefa tsy misy sahy mivoaka raha vao misy afokasoka mirehitra :^) :^) :^)