EFA BETSAKA IREO MATY ENY ANTANINARENINA
1. tsinjo
(
07/02/2009 11:51)
efa betsaka ireo maty eny ambohitsirohitra amizao ora anoratana izao?
répondu par agoago le 07/02/2009 13:46
3. klitika
(
07/02/2009 13:14)
Nga moa tsy izay no tanjona dia lazaina indray ny fanjakana rehefa avy eo hoe mpamono olona
Ny mpanao politika mihintsy no maloto saina eto amintsika. Ekana fa tsy tiam-bahoaka i Ra8, fa izay no ilana fifidianana tsy amerenana azy amin'ny toerany intsony. Toa ny hoe tsy tian'ny Amerikanina i Bush, saingy izany akory tsy midika hoe nilahatra ny amerikanina dia naka ny white house tamin'izany andro izany.
Tena film ilay izy
Fa nymahonena moa dia ny vahoaka foana no maty dia atao kilalao ny fatiny, atao resaka rehefa avy eo.
Fa ry zalahy mianonkanona any amin'ny villa misotro whisky isan-kariva

4. agoago
(
07/02/2009 13:46)
Samy manana ny fotoana sy ny toerana hahafatesany avy ny olona tsirairay, ka ny olona maty eny dia izay zany no voasoratra handaozan'izao fiainana izao, niantson'Andriamanitra azy.