MASTURBATION
1. xxx
(
07/02/2009 10:12)
Masturabation ndray no nde asiana resaka!
Teneno ato aby
-ny tombon-tsoa sy ny voka-dratsiny!
-ny genre-na olona mpanao azy!
-ny mahatonga ny olona hanao azy!
-sns..........momba azy!
c'est parti!
Teneno ato aby
-ny tombon-tsoa sy ny voka-dratsiny!
-ny genre-na olona mpanao azy!
-ny mahatonga ny olona hanao azy!
-sns..........momba azy!
c'est parti!
répondu par samienintsoa le 04/12/2015 14:25
2. heidi
(
07/02/2009 10:22)
MIsy fitoerana andefasana ny dinika toa an'ito dinika n'i xxx ito anie ato e!
3. xxx
(
07/02/2009 10:25)
aiza? atoroy ana ! any @ resa delahy sa any @ resa-behivavy! samy manao an'io dôl mantsy na lahy na vay!
4. xxx
(
07/02/2009 10:53)
Te hanjavona angaha ry xxx-mpandefa hafatra an??? eto amin'ny serasera ange tsy misy ireo zavatra lazainao ireo e!!!
5. xxx
(
07/02/2009 10:53)
any amin'nny dinika manokana :http://forum.serasera.org/?rub=dinika/topic&topid=t436228dd89a17
6. xxx
(
07/02/2009 10:55)
tsy nivoaka fa any am dinika manokana mande ry xxx dia resaka olondehibe na any amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy an!
mila mangataka fidirana amin'ny tompon'andraikitry ny rubrik
mila mangataka fidirana amin'ny tompon'andraikitry ny rubrik
8. ainaheri
(
09/02/2009 04:56)
heidi:
MIsy fitoerana andefasana ny dinika toa an'ito dinika n'i xxx ito anie ato e!
Efa oé c'est patiiiiiii ouzy xxxxxxx d alefanao any @ dinika manokana ndray izy :-D :-D :-D :-D :-D
11. bradley7
(
15/02/2009 18:45)
Manimba io fa aza manao anzany e!! na psycho na santé .... etc. ny moral ny relations humaines etc etc ts vôtanis iny!!
12. bradley7
(
15/02/2009 18:46)
Manimba io fa aza manao anzany e!! na psycho na santé .... etc. ny moral ny relations humaines etc etc ts vôtanis iny!!
13. gabidemony
(
17/02/2009 00:55)
ko eh ra alohan'ny hanao voyage iny ianao hono no mimastanao le jòba de ela vò tonga,ra tehanome fahafaham-po zany de hevitra mety.
Ra ny jòba no manao azy fa tsy ny tena akory
Ra ny jòba no manao azy fa tsy ny tena akory
14. soanja
(
21/02/2009 14:41)
xxx:
Masturabation ndray no nde asiana resaka!
Teneno ato aby
-ny tombon-tsoa sy ny voka-dratsiny!
-ny genre-na olona mpanao azy!
-ny mahatonga ny olona hanao azy!
-sns..........momba azy!
c'est parti!
Raha tsy tafiditra any amin'ny resakolon-dehibe ianao dia ity ny azo anabeazana izany;
Tsy misy tombotsoa loatra hoe ahoana, fa toy ny manisin-delo ihany na dia tian'olombelona aza ny manao azy. Ilaina anefa ny fitiavana ny tena satria io no diamondra goavana ho anao tompony.
Ny voka-dratsiny indray dia betsaka; raha atao be loatra dia lasa mahaza-dratsy tokoa ary mitaky matetika ny vatana. Manimba tokoa ny atidoha anefa ny fanaovana azy matetika satria lasa manakatra zavatra tsy zakan'ny saina ny atidoha hanome ireo tsapa tiana ho tsapa mahasambatra. Toy ny drogy tokoa ny fiantraikan' io.
Ny mpanao azy indray dia na dia ny zaza mbola marefo aza dia efa manao azy ary miakatra hatramin'ny be antitra. Eo amin'ny hatanorana alohan'ny fidoboky ny fitiavana voalohany no matetika hitrangan'ny fitadiavana azy matetitetika. Normal be izany satria mbola tsy misy tsinona ny firaisana amin'iny nefa ny vatanao efa mitady hatoy na masaka. Tadidio foana anefa fa tsy mahatsara ny fanaovana azy matetika.
Isan-karazany ny antony mahatonga izany: ny tsy fahampiana fitiavana misy mifandanja amin'ny lafim-piainana isan-karazany, ny fitiavana te hahalala sy jerijery zava-baovao, fanomezana fahafaham-po ny vatantsika izay tiatsika, ny fanalana izay mavesatra, ary ny tsy fahampian'ny fialamboly hafa azahoana manita-tsaina. Aza avela ho tampina ny domy tompoko!
15. kotobekibo
(
25/02/2009 23:24)
bradley7:
Manimba io fa aza manao anzany e!! na psycho na santé .... etc. ny moral ny relations humaines etc etc ts vôtanis iny!!
Lainga b hahahaha!!! :-D :-D :-D
" On n'est jamais mieux servi que par soi-meme " hoy ny vazaha .
Tsy midika izany fa ratsy ny RS .
16. FYHDYH
(
11/03/2009 08:15)
elana @ fanaovana firaisana aranofo directe sy fanaovana sipa na tsy fisian'ny partenaire tampoka @ fitoana tsy voafetra aleo mampiasa masturbation noho fitakian'ny organe ao anaty vokany lavitry SIDA ?VIERGE vierge lalandava,tsy misy accident ,vohaka tsy nirina ,ny firaisana aranofo directe dia natokana hoan'ny olna efa manambady OKAY!!
17. samienintsoa
(
04/12/2015 14:25)
tena ts mety le mimasta a! mahatonga accoutumance, mahakamo lava, tia tena, tsy manana courage, ary fahotana otran'ny fijanganjangana.!! tandremo