Tsy hisy ny samedi noir ! L'ONU envoie un émissaire

1. Noue ( 06/02/2009 06:19)
comme nous sommes incapables de nous trouver un émissaire au sein de notre société, l'ONU a décidé d'en envoyer un. Il s'agit de Haile Menkerios ( à g ), qui devrait être à Tana samedi jusqu'au 10 février ! Il est prévu qu'il rencontre toutes les parties du conflit actuel. Sa présence pourrait appeler au calme et a la non violence. Andry Rajoelina ne pourra pas se permettre un "Samedi noir" sous peine de ne jamais être reconnu par la communauté international. Mais le simple fait qu'il devraient se rencontrer constitue une reconnaissance de fait de sa force politique.

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i564613_hailemenkerios.jpg[/IMG]
répondu par xxx le 06/02/2009 11:08
2. ifiona ( 06/02/2009 06:32)
ah. Tsy hoe maniry loza fa tokony asiana samedi noir kely anefa ( tsy hoe fandorona trano sy fandrobana na fahafoizana aina fa ohatra hoe manif be) @ zay discrédité tanteraka i andry tgv. Ho toy ny ahoana marina moa zao ny olona ho tonga ao @ 13 mai radem?
3. penguin ( 06/02/2009 06:54)
Sao ny dikan'ilay "samedi noir" no tsy fantatra ?
4. ifiona ( 06/02/2009 07:09)
penguin: ye toa ilay dikany angamba no tsy mazava amiko. Lé izy misy fandorana sy fandrobana ve no mahatonga azy ho noir? satria io mantsy en référence @ ilay jeudi noir tany Wall street, nefa tsisy fandorana trano tany raha ny fahafantarako azy.
5. xxx ( 06/02/2009 07:21)
zao bainn ààà, sika matahatra vazah, na vazah mainty io, na vazah fotsy. isika tsy ahavita hiresaka, raha ny eto a-tanana no hampifanantona. fa rehefa tonga ny avy any an-dilambato, d miresaka.
jereo ngé, ary tadidio, fa tany dakar vo nilamina ny t@ 2002 é!! tsy namorona aho an. tantara izany.
raha androany zao io emissaire io no tonga, d efa hafa ny resaka etsy @ 13mai, sy avy eny mavoloha demain. samby ho eto ngé sika é.
donc, zé nilaza tary @ dinika hafa tary oé, i lafrantsa no ao, firenen-dehibe zao no manohana, i ledidy no mampihetsika. resa-be zany. fa sika mbola tsy afaka foana le fitaizana taloha.
dé aza mikorapâka, fa efa toetrany io é. kalme ftsn. na samedi noir io, na ho semaine noir io, na ho mois noir io. zao ihany
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=SY NY MANARAKA REHETRA
sika tsy hiova mintsy, milamina kely io refa avy mandalo ra-VAHINY, d ny eo ihany no eo.

mazotoa é.
6. xxx ( 06/02/2009 07:32)
Ka tsy midika ve izany ry xxx fa ohatra ny saka sy alika ny malagasy???? tsy afaka ny hiara mitoetra fa mila ambenana sao mifandramatra?????? aoka letsy!!!! Silaka be ny Tanana an????
7. Noue ( 06/02/2009 08:29)
sady ho ravan'ny cyclone sy ho ravan'ny ONU zany io samedi noir io eee

[IMG]http://photomaniak.com/upload/out.php/i564640_reunionsat.jpg[/IMG]
8. xxx ( 06/02/2009 09:07)
EFA MILAZA ANKOLAKA NY VOHARY FA HOE " MBA MAHALALA MENATRA RY RA8 FA EFA BE NY AZONAO KA MIALA @ ZAY A"
9. penguin ( 06/02/2009 09:25)
Disobe fa ny voahary manampy ny mpitondra ary milaza hoe mijanoana eo Ra8 fa ravan'ny rivotra sy orana ny tangorongorona. Hehehehehe
10. pimaso ( 06/02/2009 09:30)
eh bien voila !
11. Noue ( 06/02/2009 09:33)
aleo kosa aloha tsy hisy zany samedi noir zany eee ! inona indray ny zava-hiseho @ io ???? dia possible mahintsiny oe raikitra indray ny fandrombahana, dia iza koa no mahita fa hisy hamono ao i tgv dia azera @ ravalo ny fahadisoana eee ????
12. xxx ( 06/02/2009 09:33)
Angle mivilana be mihitsy izany hitazananareo azy izay dadatoa pinguin a!! Raha avy eny Mavoloha aza ianao no mitazana dia mbola milaza ankolaka sy mandraoka an-dr8 ny cyclone. Mety bala maso anagamba ialahy ka tsy omena tsiny.
13. rabaradaka ( 06/02/2009 09:35)
Ka saika hoe hijery Rossy ange ireo émissaires ireo e ! Nefa ity ny cyclone efa akaiky. Dia ahoana no hatao ? I Ravalo zao mivavaka mafy mba ho avy ny cyclone, i TGV ndray manozona mafy mba ho lasa ny cyclones. Ary enao ?
14. xxx ( 06/02/2009 09:45)
IZAHAY DIA MIVAVAKA MAFY MBA HO LASAN'NY RIVOTRA I ANDRY ARY RAVALO MBA HIANJERA MIARAKA @ FORCE ONE
15. Noue ( 06/02/2009 09:50)
dia mba mitombona sy mety ve zao vavakao zao eee ????
16. tsiafoi1 ( 06/02/2009 10:09)
Sabata rahampitso, sabata fitsaharana nomen'i Jehovah Andriamanitra ho anao, Mandehana mivavaka ho an'ny firenenao, Mangataha fifonana sy famelan-keloka ho an'ireo Mpitondra isan'isany (na i Ra8, na i Andry), mivavaha ho an'ny malagasy rehetra. Fa matoa nitranga ireny toe-javatra ireny, de misy antony avokoa....
Izaho sy enao no tian'Andriamanitra hitodika ka tsy ho variana @'izao fiainana izao, zay mety hiova ao anatin'ny indray mipi-maso monja....
17. xxx ( 06/02/2009 11:08)
ary tsiafoy zany ngé, efa somary vizaka iany é. to somary efa manary ny finoany an'i ra8, aoka marina é. mampalaelo ngé lery raha ialaozanareo eo é.
sa rehefa oé ho avy ny emissaire VAZAH, dé dikan'zay, aleo ho afa-baraka any, fa raha samy gasy tsinona, tsy hidinika mihintsy ny 2 tonta B loha.
inona zany no ilana ny FFKM, nikaon-doha mafy, mba hiaonan'ireo B loha ratsy reo? sa efa mahatsapa, fa na ny FFKM aza, zarany nisy an'zao, mba namoahany ny tao ampony tsy niloka. satria tadido, fa olombelona reo mpitarika reo. mba leon'ny fanindrina maherivaika natao azy koa izy??!!!

aoka mbo samy handinika
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1828