Ho sokina nanani- bato ny gasy ka ho tapi- dalan-kaleha!
1. xxx
(
05/02/2009 22:26)
Nasiany délestage ... Tsy nisy rototra ! Volabeny iray ho azy iny satria ny vidinjiro nihalafo kanefa tereny ahena ny consommation ny olona , ary olon ny TIM foana no napetrany tao.
Teo koa ny lasantsy tsy nety nidina mihintsy nefa @ izao aza 35 na 40 dollars ny baril , ary variana ny vahiny tonga eto hoe mitovy ny vidin n\'y litre any Europe ny eto n\'efa tsy mitovy ny fahefa-mividy, vola be koa io
Niitatra sy nihamaro ny Magro ary namono tsikelikely ny mpandraharaha malagasy , tsy nazava intsony ny fifaninanana !
Natao vola baoritra ny vola malagasy aiza ve koa 10.000Ar lasa vola tokana
Sns...Nekena daholo izany rehetra izany nandritra ny 7 taona!...
Izao nisy raharahan i Daewoo sy ny Force 2 vao may volotratra ny gasy !
Ny olana dia izao : raha hijanona eo @ fitondrana izy 3 taona izay mbola ampy hampitondrany faisana ny gasy angalany vola hanarenana ny simba !Marina fa eo ny assurances nefa tsy @ 100%.
Raha forcena hi démissionne izy ! Iza @ ireo pretra sy pasitera ary maseran ny 13 mai ireo no potentiels afaka hitondra? Eny fa na ny exiles politiques aza manana passées ratsy!
Moa raha Fiasco toy ny t@ 1991 ny TGV et Cie , sady hamaly faty ny pro TIM no handrodana koa ny mpitondra
Ka hoy ny tenin ilay namana izay hoe: boka mitolom- boalavo ka ny masoandro maty no mampalahelo e!
Ary ny akoho tsy naneno toy izay efa ao @ Magro!
Alao hery ary Tompokolahy sy Tompokovavy fa masaka no loha omby e!

répondu par xxx le 06/02/2009 09:11
2. zoulou
(
06/02/2009 04:05)
xxx:

"Manantena na tsy misy ho antenaina aza", ahoana izany resy tsy miady izany e! ny diavolan-ko lava ny lalao mbola ho ela fa ny aina no matezà
3. tsiafoi1
(
06/02/2009 05:44)
(Force one, Daewoo, delestazy, fahantrana eee!!!!) Tsy efa tokony ho soloina ve le kapila mangiranareo fa efa midilotra tsy mety mikisaka intsony!!!! Vizana be ra-DJ mikosoka azy???
Ho ela velona ny filoha Ra8 de mbola ampiana mandat 1 indray

4. nyavo2000
(
06/02/2009 09:06)
Na fan-7 aza ny mandat tsy olana rehefa mbola milay ny ataony ....
Mikasika ilay vola gasy= vola baoritra, dia tadidion'ilay isany tsara fa vokatr'izao korontana izao dans 2 ou 3 mois di hihavizana ny vola gasy io....indrindra raha mbola tsy mivaha ny krizy ary mijanona ny volan'ny FMI sy BM.

5. xxx
(
06/02/2009 09:11)
nyavo2000:
Na fan-7 aza ny mandat tsy olana rehefa mbola milay ny ataony ....
Mikasika ilay vola gasy= vola baoritra, dia tadidion'ilay isany tsara fa vokatr'izao korontana izao dans 2 ou 3 mois di hihavizana ny vola gasy io....indrindra raha mbola tsy mivaha ny krizy ary mijanona ny volan'ny FMI sy BM.
Hay izaho izao mikaràma 500.000fmg ,taloha t@ andron ny 25.000fmg mbà falifaly ery mbà matevitevina , izao ve rangahy azo isaina @ ratsan-tanana sisa ilay vola .
Ary ny loza rehefa mandeha taxi be vao maraina raha 10.000ar ny volanao ,ompa sisa no tsy lazain ny resevéra noho ny tsy fanana majinika