AIZA I RA8 NO TSY MBA MIARO SY MANAMPY ANAY VAHOAKA????
1. xxx
(
05/02/2009 17:08)
Amin'izao andro sarotra toa izao indrindra Atoa Prezida no tena ilana ny fanampianao sy ny fiarovana avy aminao.
Toa tsy hita na heno na koa tsapanay vahoaka fa manana filoha izahay amin'izao vanim-potoana sarotra izao.
Inona re antony hisitrihanao an-davaka toy izao????
MILA VONJY IZAHAY TIM

répondu par xxx le 06/02/2009 07:24
3. xxx
(
05/02/2009 19:09)
tsy misy action mihintsy tokoa ilay Ra8 an??? tsy mandray andraikitra tsy manome soso-kevitra fa dia midongy be ao fotsiny!
6. tsiafoi1
(
06/02/2009 06:00)
Mifandray akaiky @'ny olona manaraka akaiky ity tantara ity aho fa stratégie daolo izany rehetra izany....
Didi-maso alam-bolom-bava maharetra fa hanana ny soa e!

7. penguin
(
06/02/2009 06:50)
Fa Ra-8 no nanakorontana ny vahoaka sa ny vahoaka no tarihin'ny olona hifandoro sy hifanimba ny fananany. Ny TGV sy ny tariny nandrisika ny olona hiady no mahavaha azy fa izay manamboatra simbaina koa akory atao.
8. diamondra27
(
06/02/2009 07:21)
avelao aloha ra8 hisotro ronono dia hanana force tsara de hitanareo ny vokany
tsy oe rehefa misy manao pression de iny dia manaraka ny jeux ny provocateur fa ny olona misaina tsara dia mangina ary mandinika
tsy hoe rehefa mangina dia resy , hatramin'izao dia mbola izy aloha no mitondra ny firenena
ary raha ny fahafantarako ny tantara hatramin'izay dia ny vahoaka no manongana ny fanjakana fa tsy andian'olona
ny mahagaga ahy fotsiny sy tsy mbola reko dia asa na nisy fitsapana alahelo ho an'ny fianakaviana voan'ny fahavoazana ary iza marina no naniraka sy nandoro ireny mpivarotra sy mangazay may ireny fa toa samy mifanilika izy 2 lahy ary samy miaro ny tenany , ny ahy moa dia tsy mino resaka raha tsy misy porofo , ankety fa ny faits dia ireny hita ireny : may kila ny olona na dia hoe voalaza fa olona voakarama aza
azo lazaina hoe suicide ihany izzzzzany amiko raha hoe voakarama hamono tena
le tgv aloha dia misy mahatsara azy amin'ilay fihetsika sahisahy saingy tsy mba nisy nanome hevitra ve sa tsy mba nanaraka ireny évenement sy histoire de madagascar hoe alohan'ny nandraisan'i ratsiraka ny fanjakana dia i tompokolahy Ratsimandrava no nitondra ny fitondrana teto madagascar nandritra ny andro vitsivitsy ary novonoina mba hanjakan'i deba
tsy hitsara aho saingy mba mianara ihany rey olona histoire any ampianarana fa so misy mahasoa e,
raha toa ka tena nifanaraka tamin'ny hevitry ny vahoaka ny fitokonana tetsy am place 13 mai tena mety nilay ty tantara ty saingy nivadika resaka pouvoir sy tia kely ka tonga de kobon'ny vahoaka.

9. xxx
(
06/02/2009 07:24)
Vu sur http://www.rfi.fr/actufr/articles/110/article_78082.asp
Les avertissements du FMI et de la communauté internationale
par RFI
Article publié le 06/02/2009 Dernière mise à jour le 06/02/2009 à 03:49 TU
Alors que la Grande Île attend avec un peu d' inquiétude le rassemblement annoncé pour ce samedi par le maire déchu Andry Rajoelina, les bailleurs de fond ont bloqué 35 millions de dollars d'aide en décembre, reprochant au président Ravalomanana de mélanger les caisses de l'Etat avec celles de son entreprise.
..........
............Un chèque de la Banque mondiale de 80 millions de dollars, prévu pour avril, pourrait aussi ne pas être signé..........
Commentaire : Niels Marquart, ambassadeur des Etats-Unis à Madagascar
« Le moment est propice pour écouter ce que dit la population... Il faut réagir avec une meilleure gouvernance... Le choix des magasins brûlés était un message assez fort, il ne faut pas mélanger affaires privées et affaires d'Etat »
mbo diniho ihany ka,