Tolona TGV

1. xxx ( 05/02/2009 14:47)
Ra ny marina lou ry reto e mlay be minty lé tolona TGV an. Ze olona miara mitolona aminy de hita hoetena tia tanindrazana sady izy irery ihany no sahy nanohitra ny dictaturan'i Ra8. Hita manomboka eto fa ze mbola mifidy andra 8 de ireo izay nahita tombotsoa ihany sy ireo havany fa ra ny rehetra dia efa tofoka. Hita kou fa lery tena tsy ti any fivoaran'ny sasany mintsy fa refa tsy anazy de akatony. Zany no mahatonga hoe izy ihany no mivarotra yaourte sy menaka. Vao may magro sy tiko de tsisy minana yaourt sy menaka tsony ny gasy. Zany refaz tia tena ka.
Vao mba nanao panneaux publicitaires aux normes internationales TGV de nosakanany satria tsy izy no manao azy. Zany ve de Président.
Tsy mlay mintsy e! trop tia tena lotra.
Vive TGV
répondu par ndenn le 05/02/2009 16:27
2. tsiafoi1 ( 05/02/2009 15:06)
Train mi-déraillé!
3. nyavo2000 ( 05/02/2009 15:13)
Ze kamo miasa l'ty no tsy andR8 an!

sy ze mpanao bizna tsy mpanara-dalana dia very fihinanana.
4. patrick2002 ( 05/02/2009 15:35)
nyavo2000 ohatra mazoto miasa mi-corrompre fonctionnaire gauche sy droite.
NB jerevo fantatro tsara i Nirhy Lanto.
5. MANAKASINA ( 05/02/2009 15:47)
tolona diso lalana io ry zareo ,
6. ndenn ( 05/02/2009 16:27)
Tsy mazava ny hevitra ô ! ampio teny misimisy ry xxx ,tsiafoi ,manankasina .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1011