fanalana panda

1. paiso ( 05/02/2009 09:37)
Ahoana kay ny fanalana panda amin'ny laingon-tarehy . Produit naturel le tsy misy effet segondaire reny mba omena raha misy azafady
Misaotra tompokou
répondu par xxx le 12/02/2009 12:38
2. ni81 ( 05/02/2009 17:40)
Ahoana kay ny fanalana panda amin'ny laingon-tarehy . Produit naturel le tsy misy effet segondaire reny mba omena raha misy azafady
Misaotra tompokou
manatona dermato e
3. hana ( 10/02/2009 13:04)
faly miarahaba an'i paiso,
pour avoir une peau de pêche, izao misy torohevitra :
1- fisorohana panda : aza mitanin'andro, manaova satroka na mitondrà elo raha tena tsy afa-miala.
2- raha efa misy : hitako fotsiny ity fa izaho mbola tsy nanandrana.
Voatavo masaka (tsy ny ao anaty laoka no alaina fa andrahoina @ rano fotsiny) potsehina, mila 1 sotro fihinanam-bary eo. Ronono masaka 1 sotro, tantely 1/4 ny sotrokely, siramamy madinika tsy fotsy loatra raha mety 1/4 sotro kely. Ireo no afangaro, ahosotra moramora (massage doux) eo @ tarehy indrindra @ ilay faritra tiana ho diovina mandritry ny 15mn (mazotoa). Dia sasàna @ rano matimaty avy eo.
Tsy haiko hoe mila averina rahoviana fa io fotsiny ilay fanaovana azy.
mahereza eh
hana
4. samnic ( 12/02/2009 12:24)
bjr, za ko misy panda fa natoron'ny ol ana oe "tantely sy savony nosy" no aosotra refa avy sasana madio ny tare (sasana am rano matimaty sy savony nosy) d ajanona eo mandritra ny 20 mn d kobanina am rano mati2. efa manao za ary efa misy fivoarany fa mila faaretana.
toroevitra afa: osorana an le menaka am kapôty mbola ts nampiasaina) reny ono d sady manala panda no manadio tare. io no osorako am tareako refa avy manao an le mask eo ambony io za.andramo iany sao d mba maaso.
5. xxx ( 12/02/2009 12:38)
toroevitra afa: osorana an le menaka am kapôty mbola ts nampiasaina) reny ono d sady manala panda no manadio tare. io no osorako am tareako refa avy manao an le mask eo ambony io za.andramo iany sao d mba maaso.


"kapôty ny anay ... salama foana ny tenako..." iny indray no tsy hitako, ary raha efa niasa ????????? Dia inona koa ny azo ampiasàna azy io? :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6129