Programme kainjan'ny 13 Mai amin'ny Samedi
1. jiimm
(
04/02/2009 16:04)
1ère partie cabaret spectacle miaraka amin'i Sareraka
2è partie animation discothèque miaraka amin'ny DJ Andry TGV
Entreé gratuite
2è partie animation discothèque miaraka amin'ny DJ Andry TGV
Entreé gratuite
répondu par nyavo2000 le 05/02/2009 11:16
5. xxx
(
04/02/2009 20:54)
Possible hiaka tsehatra ao koa Rossy satria hiditra ao @ governemanta vaovao
6. zoulou
(
05/02/2009 04:45)
Nareo zany no tena organisateur an! milay hihihihihih, de tena le fanaonareo mitsy reo sa; izay be ao ampo no avoakan'ny vava e! de nareo ihany no miampanga ny ataonareo. tohizo fa tsara, mahazo 19/20
7. nyavo2000
(
05/02/2009 05:49)
- Ka ny olona ange hijery fety sy hitotorebika e!
Inon no hiraharahian'ny kil izay governemanta de la RUE PUBLIQUE any.
- Remarque kely fotsiny: tsy haiko na compatible i Rossy sy ny DJ Andry TGV...
lasa mandrorona be ilay DJ
Inon no hiraharahian'ny kil izay governemanta de la RUE PUBLIQUE any.
- Remarque kely fotsiny: tsy haiko na compatible i Rossy sy ny DJ Andry TGV...
lasa mandrorona be ilay DJ
zoulou:
Nareo zany no tena organisateur an! milay hihihihihih, de tena le fanaonareo mitsy reo sa; izay be ao ampo no avoakan'ny vava e! de nareo ihany no miampanga ny ataonareo. tohizo fa tsara, mahazo 19/20
8. yuka
(
05/02/2009 06:28)
zay tsy tia bemiranga sy fozaorana eee!
TGV=TAIN'ALIKA SY VOAMADILO KA SADY MASISO NO MARIKIVY!!!! :twisted: :twisted:
TGV=TAIN'ALIKA SY VOAMADILO KA SADY MASISO NO MARIKIVY!!!! :twisted: :twisted:
9. Dmon
(
05/02/2009 07:14)
ouahahahahahaahhaaahahahhaaahaha ary yuka efa nihinana sy nioroka le!!
beurkk!
beurkk!
10. xxx
(
05/02/2009 07:34)
Eny ny fotoana e, ze hitotorebika mitotorebika, ze hanangana gouvernemanta manangana ny azy,
zah ve? ho any aho ka
Aninona ? hanangana gouvernemanta.
ooooooooooeeeeeeeeeeeeeeeeee
zah ve? ho any aho ka
Aninona ? hanangana gouvernemanta.
ooooooooooeeeeeeeeeeeeeeeeee
11. Dmon
(
05/02/2009 07:42)
tokony gaoverinemasaka no ajoron'lery kle! @ zay mety mba hilay fa tsy atao manta tsony toy ny mahazatra ouahahahahahahaha
12. xxx
(
05/02/2009 07:48)
ka gouvernementa no entina eny fa eny izy no atokona, tay maintsy masaka io ka.
14. tsiafoi1
(
05/02/2009 10:16)
Za zô mbô efa manangona an'le kapila mangirana le regarega nivoaka farany reny mbô atao kadô ho an'i ngahy présidà kanoa.....Sô mba misy table de mixage sy ny tariny any mbô atao location fa tsisy hokosehan'ingahy présida DJ
15. nyavo2000
(
05/02/2009 11:16)
I lahiniriko, ndrema sns izany no midainsa miaraka amin'ny bemiranga...
Ohatry ny hitako ny fandehan-dry zalahy miomboho scène mandihy maka sary ny jomaka mijery tonga eny
tena efa miova filamatra le DJ.....
Ohatry ny hitako ny fandehan-dry zalahy miomboho scène mandihy maka sary ny jomaka mijery tonga eny
tena efa miova filamatra le DJ.....
