TGV mpamitaka

1. jiimm ( 04/02/2009 14:19)
demokrasia no takiana hay didy jadona no atao.
répondu par tidegrow le 06/02/2009 14:27
2. xxx ( 04/02/2009 14:28)
didy jadona @ aôna mo! hazavao ny hevitrao andriamatoa! sôde ny tsy izy no izy!
3. tataka ( 04/02/2009 14:36)
Fa inona ny hoe "Izaho no mibaiko ny rhtra" ? Sa misy fihainoana ny hafa izany ?
4. nyavo2000 ( 04/02/2009 14:53)
Ie demokrasia ny hoe "tsy mahazo miasa ny mpiasa, tsy mahazo mianatra ny mpianatra", izao no BAIKOKO.....k'ra tsy kisoan'ilery ny ol ko
5. mathla ( 04/02/2009 15:39)
jiimm:

demokrasia no takiana hay didy jadona no atao.



ka zay nge le demokrasian'ny DJ e. Izy no mibaiko de ze hira alefany eo no arahn'ny mpandihy rehetra. Izy no mapirevy zao.
6. vahiny2004 ( 04/02/2009 15:52)
mathla:

ka zay nge le demokrasian'ny DJ e. Izy no mibaiko de ze hira alefany eo no arahn'ny mpandihy rehetra. Izy no mapirevy zao.



Tsy ratsy :-D :-D :-D
7. vale ( 04/02/2009 17:40)
xxx:

didy jadona @ aôna mo! hazavao ny hevitrao andriamatoa! sôde ny tsy izy no izy!
mi- chauffe be mintsy kay ry xxx rehefa mba atao azy koa le oe : mpanao didy jadona!!!


:-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. xxx ( 05/02/2009 07:16)
Didy jadona zao no hialana
Vive TGV
Miala Ra8 (Ouuuust)
9. tidegrow ( 06/02/2009 14:27)
ity nyavo ity angaba mitady seza ao am tgv ao ka miteniteny foana .inona mo no antony andefasan'ny viva ny moba an'i ratsiraka t@ stationany.efa hanogampanjakana ny ao andohany ny marina dia ilay mibaiko azy izay efa fantatsika tsara iza dia ilay izy hatrizay sady malahelo toerana.vailo aloha io fanontaniana io oe famaninona no korotanina @ resaka ratsiraka ny saimbahoaka? satria fantany fa tsy maintsy andray andraikitra ny fitondrana dia eo amzay izy ny manararaotra .raha mano analyse ny zavatra niseho anie ianao dia maza fa tsy hay mihintsy zay tadiavin'andry e! sokafy ny radioi e! ko inona no nandehanana teny @ mbs nefa ny viva no nihidy sa any @ mbs ny lakikeany.misaina vao manohana fa sao rovipataloha eny @ 13 mei fotsiny sady lany andro ko .
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.053