May tao Farafangana ny ATRn i AIR Tiko ....

1. xxx ( 04/02/2009 08:52)
Araka ny vaovao mari- pototra dia may nodoran ny mpirotaka tao Farafangana ny ATRn ny TIKO
répondu par xxx le 05/02/2009 10:59
2. xxx ( 04/02/2009 09:02)
zay ahay no tokony ho dorana fa tsy ny an'ny vahoaka tsy mieritreritra politika ary.
3. xxx ( 04/02/2009 09:13)
xxx:

zay ahay no tokony ho dorana fa tsy ny an'ny vahoaka tsy mieritreritra politika ary.



itako!
4. TWING ( 04/02/2009 10:07)
tohizo ny lalana e
5. xxx ( 04/02/2009 11:28)
AMIN'NY MANARAKA DIA I RA8ANANA MIHINTSY NO TOKONY HO DORANA VELONA EO @ ANJELIMAINTIN'ANOSY.
6. xxx ( 04/02/2009 12:09)
tokony dorana any daholo aloha ny fananany vao dorana izy ka hihhihiihi
7. xxx ( 04/02/2009 12:35)
ka tsy efa nodoranareo daholo ve ny fananany ry xxx a! de faly @ fahavoazan'ny sasany fotsiny, mba mivavaka ve ianao io?
8. penguin ( 04/02/2009 14:16)
Berasaka anie ny xxx é. Atsy ambadika izy milaza fa ny TIM ihany no mandoro sy manimba avy eo indray mifaly fa hoe nodoran'ny mpirotaka ny ATR. Izay lé olona tsy azo henoina satria mamahan-dalitra olona.
KA TSY NY TIM IHANY INDRAY NO NANDORO AZY ARY SAIKA HAMONO TENA TAO NGAH.
Aza miresaka vavaka amin'ny olona hanindrona antsy ny kibonao fa lany andro eo ianao.
9. xxx ( 04/02/2009 16:51)
avionn ny aeromarine an ilay Karana Asgar Barday nitondra minisitra TIM no nodoran ny olona tao Farafangana io
10. badanne ( 05/02/2009 10:04)
KOA RA MAY NY ATR DIA IZAY MITONNDRA EO KOA ANIE IZANY HO MAY FANANANA DAHOLO EH
DE RAHA MITONDRA EO I TGV KA MIFANARAKA @ IERO VAHOAKA DE HO MAY KOA IZANY NY INJET DE INONA NO INTSONY KO NY AMINY AVY EO
MADAGASKAR IZANY TOKONY HIOVA ANARANA OH : EL FOUER
ILE AU FLAMME :*
11. xxx ( 05/02/2009 10:59)
ka tsy efa nodoranareo daholo ve ny fananany ry xxx a! de faly @ fahavoazan'ny sasany fotsiny, mba mivavaka ve ianao io?

ka reefa tsy hainy ny manome ny volam-bahoaka ho an'ny vahoak fa ampiasainy ho an'ny tombotsohan'ny tenany de aleo doran'ny vahoaka any
@ zay samy tsisy manana. :^) :^)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2915