NY LALAN-TOKANA IMPOSSSIBLEN'I ANDRY TGV
1. nyavo2000
(
04/02/2009 06:29)
Amin'izao dia efa mivonana hanao ny governemantam-pikomiana i Andry Rajoelina,
Tsy tanjona io fa dingana hangalana fahefana tao aorian'ireo hevitra "impossible" notanterahina hatrizay. Ny tanjona dia ny hanana fahefana mahefa.
Na ho inona na ho inona lazaina dia zavatra roa no hataon'i Andry sy ny hiafarany:
* Satria mihena ny isan'ny mpanaraka dia , hiezaka ny hampiasa hery sy hampisy ny fifandonana hangalana ny fahefana , amboletra , fandrombaham-pahefana no atao.....rà mandriaka no hiafaran'izany, mety hahazo fahefana na higadra ihany koa.
* Satria mihena andro aman'alina ny olona mpanaraka dia mety halemy , tsy ho sahy hanohy intsony ny barofo satria efa ratsy laza noho ny 26 janv 2009, ny hany hatao dia mitady fomba hisian'ny fandaminana amin-dR8 mba hialana amin'ny fiampangàna marobe miandry azy homanin'ny fitondrana noho ireo heloka rehetra nataony. Ny fisian'ny governemantam-pikomiana no fomba iray ahafahana miady seza @ R8 ka haha-légale sy légitime ny hadalana nataony teto amin'ny firenena.

répondu par Andribe le 04/02/2009 13:37
2. penguin
(
04/02/2009 06:40)
Ny impossible aloha tsisy satria betsaka ny fanjerana fitondrana amin'ny endriny tsy ara-dàlana sy tsy ara-drariny nefa tafapetraka ilay olona sy ny tariny. Aty aoriana vao hazearan'ny hafa indray iny nanao fomba tsy mety iny izay nitondra antaonany vao lasa. Rehefa tsy voahomana ny zava-mitranga dia mora ny mamotika anao na manana ny marina aza ianao. Fa ny mpnendaka sy mpamaky trano ngah manana ny marina fa rehefa voa ianao dia voa.
3. tsiafoi1
(
04/02/2009 09:00)
Tsy zavatra tsy voafehin'ny Herin'Andriamanitra, koa manoloana izany toe-javatra rehetra izany de aoka hivavaka mangina ny ts11 avy....
4. penguin
(
04/02/2009 12:55)
Tsy misy tsy voafehin'ny herin'Andriamanitra tokoa saingy samy mampifangaro ny MARINA avy @n' Andriamanitra sy ny BAROFO avy any @'ny demony ka dia eto samy vaky loha eto isiaka. Izahy no mahatonga ny hafa hilaza hoe na 100 taona aza tsy ho lasa lavitra satria vao mandroso dia miverina dia eo samy manao dian'ampondra eo na ny manampahaizana na ny tsy ampy fianarana.