Efa mibaiko ve ny TGVé ééé?

1. penguin ( 03/02/2009 14:30)
Iza izao no voabaikon'ny TGVé ééé? F'angah tsy voabainareo ndray ny Tafika rehetra é ? Dia ny mahantra ihany zany no atao sorona hakana seza vé ééé ?
répondu par Noue le 03/02/2009 15:21
2. karavasy ( 03/02/2009 14:32)
Na ny vadiny aza ve ho voabaikony ? an an an an mifanaraka fa tsy mifampibaiko kan an an. Lavasanga keliko an an
3. nyavo2000 ( 03/02/2009 14:39)
LOHA-BALALA indray ny fiteny ka entin'ny TAINY fotsiny. Diniho tsara ange ny valala e!
4. Noue ( 03/02/2009 14:42)
izy no mila baiko fa tsy hibaiko zany eeee!
5. penguin ( 03/02/2009 14:50)
Hahaha maty aho ry loham-balala éééé. Baikoy ary ny rehetra ééé.
6. molota ( 03/02/2009 14:52)
Mibaiko ny mpiasany aza tsy hain lé TGVendrana ko in? :lol:
7. tataka ( 03/02/2009 15:10)
Mibaiko hoe ataovy feno fako ny tanàna, dory ny fanan'izay tsy akama vé ny TGVé ? Ny mpanao savony akama tsy dorana an an an!!!
8. Noue ( 03/02/2009 15:21)
mila fahaizina kely io fa tsssss
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 2.3297