PDS Antananarivo Renivohitra vaovao

1. bozyboleta ( 03/02/2009 11:51)
Reko @ radio antsiva zao fa Andriamatoa Rivo Guy Randrianarisoa no PDS vaovao ho an'Antananarivo Renivohitra.
Asa ndray aloha io zay fahamarinany satria ny radio koa moa efa tsy hay intsony izay tena izy aminy.
répondu par molota le 04/02/2009 16:43
2. bigup ( 03/02/2009 12:48)
reko tamin'ny rfi teo ihany koa fa nosoloina vao haingana teo hono i Andry ary ny rfi mampiasa ny hoe ex maire
3. TWING ( 03/02/2009 14:02)
dia inona koa hono?
4. nyavo2000 ( 03/02/2009 14:04)
Ka manin moa, tsy mety amin'i Andry ange ny manao cumul de fonction sady voararan'ny constitution izany,

i Andry filohan'ny antokon'olona 5.000 eny @ 13 mai, efa mba mibaikobaiko eny izy zao !
5. TWING ( 03/02/2009 14:13)
nyavo2000 ataovy 2009 @ zay e
lol ilay antokon olona fa ny any @ sisiny adino
6. Noue ( 03/02/2009 14:22)
15H00 : Guy Rivo Randrianarisoa serait le nouveau PDS de Antananarivo. Andry Rajoelina serait donc destitué de son titre de Maire
7. bozyboleta ( 03/02/2009 14:24)
I sobika koa io nilaza izay, fa mbola source officieuse daholo aloha fa tsy officielle e.

15H00 : Guy Rivo Randrianarisoa serait le nouveau PDS de Antananarivo. Andry Rajoelina serait donc destitué de son titre de Maire ( info officieuse non confirmée pour le moment ).
:-D :-D nyavo>>> tsy mety marina tokoa le cumul de fonction e!
8. Noue ( 03/02/2009 14:30)
tsy maintsy officielle io eee! tafahoatra loatra ny zavatra nataony le bandy kely io kooo :-D :-D :-D :-D mais n'empêche oe mba mampalahelo ihany lery fa nolalaovin'olona sasantsasany nataony pantin dia niaka pofona dia inona no niafarany zao ee ????
9. bozyboleta ( 03/02/2009 14:56)
Ka zao aloha votsotra ny mairie. Ny tena anefa ty prezida ny rue publique mety ho voatsoka koa kelikely eo :lol: :lol:

Povtip :cry: :cry:
10. penguin ( 03/02/2009 15:03)
Efa Président Andry TGVendrena izy koa inona no ilainy izay Maire intsony. Fahananan'ny olona dia mandeha. Sa mbola hitomany Maire fa tsy hibaiko an'ny Ministera rehetra ? Sa misy Maire mibaiko ny rehetra eto Madagasika ?
11. Noue ( 03/02/2009 15:32)
"bozyboleta":
Povtip
=)) =)) =)) =)) =)) =)) mampalahelo eee
12. tsiafoi1 ( 03/02/2009 16:30)
Mila ampanaovina entraînement aingana @'ny fanangonana fako aloa zany PDS vaovao zany fa tena efa tsy laitra intsony le bacs à ordures eran'ny tànana... Sao de miala tany indray ny "arme biologique" ny sasany hoe : Misy peste ono eto Tana e....., de vao maika tsy tafa eo indray ny Sommet africains
13. xxx ( 03/02/2009 16:37)
Akory atao moa fa mbola tanora saina loatra , androany mila GVT de transition rahampitso te ho PM rafak 'ampitso te ho président à 34 ans

Baikobaikoin ny dinosaures sy ny mpitady seza

Nefa tokony haka lesona koa RAMOSE satria hay pire noho ny bomba atomique tao NAGASAKI sy HIROSHIMA ny pokona rehefa tezitra :idea:
14. Noue ( 03/02/2009 17:31)
xxx:

Akory atao moa fa mbola tanora saina loatra , androany mila GVT de transition rahampitso te ho PM rafak 'ampitso te ho président à 34 ans

Baikobaikoin ny dinosaures sy ny mpitady seza

Nefa tokony haka lesona koa RAMOSE satria hay pire noho ny bomba atomique tao NAGASAKI sy HIROSHIMA ny pokona rehefa tezitra :idea:
zay indrindra manko eee! raha mbola tsy tonga saina à zao io dia tsy ho tonga saina intsony eee


15. molota ( 04/02/2009 16:43)
Mba mangataka an'ny TGV mba hanomana LIVE @ 14 fev :*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0509