Ligne TGV Iavoloha
1. xxx
(
03/02/2009 10:23)
Mbola tsy ampy ihany ve ny aina nafoy hatramin'ny nanombohan'ity korontana politika ity satria dia hitondra olona eny Iavoloha indray zao ny TGV-n'Ingahy DJ Rajoelina, tsy efa tokony haka lesona t@ 10 août koa ve ny vahoakan'Antananarivo ? Aza manaiky hanao sorona!
répondu par pimaso le 03/02/2009 14:37
2. nyavo2000
(
03/02/2009 10:52)
I XXX mihintsy izay pro TGV izao no miteny amin'i Andry RAJOELINA hoe aza entina eny Iavoloha izahay.
Ho ahy manokana d'efa film efa nandeha izany, anisan'ireo mpitarika teny mantsy ny tenanay ary saika nitondra faisana tamin'ny hafanampo be tsy @na pà. Ny tena saika maty, nefa ny zavatra notadiavina tsy azo....jereo ny tantara fa ny convetion du 31 oct 1991 no nampisy ny filaminana rehefa saika nalain'ny miaramila dia i Jly RAMAKAVELO ny fitondrana fa tsy ny 10 août velively.
Ireo naratra sy maty t@ ireny aza hatramin'izao tsy misy te-hahalala, inona no mba nataon'i Ndrema, zafy albert sns...
Aty aoriana vao tsapa fa hadàlana be izany handeha ho eny Iavoloha eny.
Ho an'ny Olona mety handeha eny tsarovy fa "zone ROUGE" eny , ka manana halalana hitifitra ny miaramila raha mijabaka eny.
Aoka ho fantatry i Andry izany, ary nampahafantarina mialoha fa dia mety ratra sy fahafatesana no miandry raha miadaladala eny...
Dia izao raha tena mpitolona mahery fo ledala, dia izao, izy no tokony ho 1ère ligne fa tsy ny vahoaka madinika no atao sorona klédala aty @ faraparany miafinafina.
Raha hoe handeha eny aloha ny TGV dia tsy mino aho hoe ny vahoaka tsotra ny ho eny fa mety olona efa nokaramaina sy vonona ny ho amin'izany no ho eny: Jomaka be dia be mpipetraka manoloana ny meeting ireny, ireo jiolahimboto, ex militaire na réserviste, ireo mpianatra tsy ampy taona tsy mahalala izay ambonin'ny tany ary mety ho lehilahy ny 3/4.
xxx:
Mbola tsy ampy ihany ve ny aina nafoy hatramin'ny nanombohan'ity korontana politika ity satria dia hitondra olona eny Iavoloha indray zao ny TGV-n'Ingahy DJ Rajoelina, tsy efa tokony haka lesona t@ 10 août koa ve ny vahoakan'Antananarivo ? Aza manaiky hanao sorona!
3. rabingogilabanga
(
03/02/2009 10:58)
tsy efa tokony haka lesona t@ 10 août koa ve ny vahoakan'Antananarivo ? Aza manaiky hanao sorona!
satria hanka lesona ny t@ 10 août koa izany i RAVALO dia hitifitra, noho i andry manka lesona t@ 10 aaoût sahala @ ZAFY
aminao izany I Andry joue ZAFY
de i RAVALO joue RAtsiraka
Ny Grevy general tao France t@ 29/01/09, de la republique à la Bastille, dia CRS sy Police-mpanjakana, no miaro ny mpilahatra, izay nilahatra nanohitra ny mpitondra, fa tsy hoe ny polisy sy CRS no mitifitra ny mpilahatra. IZANY NY @ tany Demokratika sy Mandroso
4. nyavo2000
(
03/02/2009 11:06)
K'aninona eny Iavoloha e! sa handroba indray ! tsy hitako mihintsy hoe milaza efa manana fahefana sy mibaiko k'hanina eny ?
Samihafa mihintsy ny grève syndicale sy ny grève politique miampy coup d'état, le tany frantsa aloha tsy nisy resaka hoe alaiko ny fanjakana de zah no mibaiko....
Mba misaina tsara Rabingogilabanga f'aza manao sain-jaza, ataovy fotsiny hoe misy olona mandeha misisika hiditra ankeriny ao an-tranonao, avelanao ve sa tsia satria hoe demokrasia sy fanehoan-kevitra no atao.

5. rabingogilabanga
(
03/02/2009 11:11)
ataovy fotsiny hoe misy olona mandeha misisika hiditra ankeriny ao an-tranonao, avelanao ve sa tsia satria hoe demokrasia sy fanehoan-kevitra no atao.
cet argument a été utilisé par RATSIRAKA didier, lors de la tuerie d'Iavoloha en août 1991.
6. nyavo2000
(
03/02/2009 11:20)
marina ny an-dRadidy, ny olona ( tao anatin'izany izahay) no enti-kafanapo te handeha eny, kanefa ry zafy sy ndrema no te-hahazo seza...
avy tsy hita izay nanaovana ny mpitolona
avy tsy hita izay nanaovana ny mpitolona
7. ANARIM
(
03/02/2009 11:36)
ra mitonatonana toa vinanto koely tsy maha re fosa any antranoko aloha dia pehako avy hatrany (na dixit radidy na dixit ratsididy)
8. ari.malala
(
03/02/2009 11:44)
rabingogilabanga:
ataovy fotsiny hoe misy olona mandeha misisika hiditra ankeriny ao an-tranonao, avelanao ve sa tsia satria hoe demokrasia sy fanehoan-kevitra no atao.
cet argument a été utilisé par RATSIRAKA didier, lors de la tuerie d'Iavoloha en août 1991.
zany hoe ny ani rabingogilabanga zany azo idirana "ankeriny" foana ny tranony ra vo miresaka demokrasia??? hafa kely ny demokrasianareo!
9. tsiafoi1
(
03/02/2009 12:11)
Aaaaaaah le même scénario de 1991
Ka tena tsy nisy nivaona zay nolazaiko tany aloha rehetra hoe :
1991 : Nitaingina gorille ny dinosore politika (Ndrema sy ny tariny...)
2009 : Nitaingina cheval blanc ny dinosore politika (Ndrema sy ny tariny...)
Objectif : Miverina @'i Deba sy ny tariny ny fitondrana, plus loin (saribakolin'i renimalala)
Ka sokafy tsara ny mason-tsaina ry Antananarivo a! Mbola hovoafitaka indray ve!!!!!

10. zoulou
(
03/02/2009 12:40)
nareo angamba no manaiky tangenam-bozona, fa refa tsy mety ny ataon'ny mpitondra tsy maintsy mihetsika. tsy adala daholo ireo olona milahatra mitaky fahafahana ireo fa asakasakareo efa tsara mpiantoka angamba
11. tsiafoi1
(
03/02/2009 12:48)
fa asakasakareo efa tsara mpiantoka angamba
Ka zahay ihany no mpiantoka ny tenanay, fa tsy manam-potoana hiandrasana mana hilatsaka eo @'ny 13 mai zahay. Ze hifanosehanjareo mpiady seza any.... Aleonay miasa fa TIME IS MONEY!
12. zoulou
(
03/02/2009 13:04)
enga anie ka ho marina izany, ny olona voatolotra kely avy amin-dra8 manko ny fijeriko azy no mbola mankasitraka azy amin'izao, ny anay ny tanindrazanay aza efa tsy namelany raha tsy lasany ka ataoko ahoana no mbola hanohana azy, fady io, tsy mbola tratran'izany ianao ka toa mahay miresaka, efa victimen-dra8 aho ka leomboanana tsy zava-boribory intsony,
13. pimaso
(
03/02/2009 14:37)
Zone Rouge = " ce qui entraine les peuplent a ce massacre sera juger à la cour criminelle
les GP : Gardes Presidentielles vont tirer à sang froid tous ce qui osent y essayer
chantons ensemble : "Que la paix soit sur le monde"...
;-)
;-)
;-)
les GP : Gardes Presidentielles vont tirer à sang froid tous ce qui osent y essayer
chantons ensemble : "Que la paix soit sur le monde"...
;-)
;-)
;-)