Ndao hiaraka hivavaka ho an'ireto 29 enfants disparus ireto
1. xxx
(
03/02/2009 07:56)
Manentana antsika rehetra hivavaka ho an'ireto 29 enfant disparus ireto tao ao anatin'izao kriszy izao!
http://www.midi-madagasikara.mg/midi/
Tompo ô, tsy mendrika hiantso ny anaranao aho ary mangataka ny famelana ireo hadisoana rht vitako ary mamelà ahy hangataka aminao ny @ ireto zaza ireto, mba hamelanao ihany koa ny helon'Izy ireo sy hiarovanao azy ireo tsy ho ampiasaina @ zavatra ratsy. Matoky anao aho fa tsy misy tsy hainao ho atao"! A@ alalanao ry Jesoa KRisty no angatahinay izany! Amen!
"Raha misy roa na telo de...ho eo afovoany aho".
Misaotra

répondu par xxx le 05/02/2009 10:44
2. Lejoba
(
03/02/2009 11:49)
inona ary ity mivavaka dia miafina ity ry xxx? Maninona koa no atao anonyme izy io, angaha izany mahamenatra?
Entina am-bavaka ny ankizy, sy ny lehibe eh.

3. princesseN
(
03/02/2009 12:23)
"Jesosy ô!izaho koa dia mba mangataka aminao ny mba hitahianao azy ireo any @ izay misy azy any mba homba azy ireo Ianao,ary mba hanampy sy hampahery ireo ray aman-dreniny ihany koa Ianao.Dia misaotra indrindra ry Tompo ô! Amen!"
4. xxx
(
04/02/2009 05:36)
Misaotra antsika izay nandray anjara, tsy mahamenatra fa le pseudo(ko) no tsy mendrika de aleo ary xxx fa tsy mampiova n'inona² izany !!!!!!!
Mahagaga ireo disparition ireo ary nefa tsy hita akory hoe anisan'ny maty ve na tsia ireo zaza! Hono² ary sanatria ve de nisy nanao sorona? Noho izany aleo mivavaka handresena ny ratsy!!!!

5. xxx
(
05/02/2009 10:44)
hiara hivavaka aminareo aho rankizy fa kosa milaza marimarina aho fa nalaina tamin'ny fanararaotana tamin'ireny sahotaka ireny ireo ankizy ireo ,za manao oe sorona no nilaina azy ireo!!!
-rehefa ho tapitra fe potoana hitondran'ny olona na hivrenan'ny harenany na hakan'ny satana ny harena zay nampindraminy azy de mila sorona vaovao indray ny demony!
ka raha tsy mahafoy ny olontianao hatao sorona ianao de atao fois 6 ny isanjaza takiany ao anatin'ny 6 andro hanavaozany ny pactes diabolique!! nefa
----hiara hivavaka aminareo aho rankizy!--- mangataka aminao aho Jesosy Kristy Zanak'Andriamanitra velona mba ho voaray ho anisan'ny ho mpandova ny Fanjakaanao ireo zaza ireo raha sanatria ka nosomparana no tsy ahitana azy ireo ka ianao Tompo malala o no handray azy ireo indray ao Amparadisa ,misaotra jehovah Tompo o! amin'ny Anaran'ny Jesosy tompo , Amen