Témoignage iray t@ raharaha 2002 mety ahaliana ..

1. xxx ( 02/02/2009 21:13)
Ity misy témoignage sy fomba fijery ny raharaha 2002 ,Dr RAZAFIMAHALEO moa izy ity ,@ teny frantsay fa mino aho fa fijery anakiray afaka manazava ihany koa ny zava-misy hatramin izao 2009 izao

Mila source sonore (casque na haut parleur)

http://gael.mocaer.free.fr/video-chaos3.html
répondu par xxx le 03/02/2009 12:05
2. sitlo ( 03/02/2009 03:15)
mila fanazavana misimisy fa tsy hay mihitsy ny tiana ahatongavana.
3. xxx ( 03/02/2009 07:10)
Mazava be mihitsy fa aiza ny tohiny.
4. xxx ( 03/02/2009 09:49)
xxx:

Mazava be mihitsy fa aiza ny tohiny.


Lava moa izy ity eo @ 57 min fa sombiny no azo alefa eto: MADAGASCAR 7 MOIS DE KO notontosain i GAEL MOCAER izy ity ary mitantara ny raharaha 2002 ,ny fizotrany ary ny niafarany ary misy témoignages maromaro ao toa an ingahy BEKOTO(MAHALEO) ,DEBA,JENERALY ANDRIANAFIDISOA,DR RAZAFIMAHALEO (izay hitatsika io), LAURENT ( AREMA MORONDAVA)...


Ary documentaire tsara ananana
5. xxx ( 03/02/2009 10:15)
Misaotra an'i xxx nanokatra dinika.
6. ANARIM ( 03/02/2009 11:41)
tsy mahasokatra aho fa mikatso b, loza koa fa efa tokony isolo fitaovana! snif
7. xxx ( 03/02/2009 12:03)
sitlo:

mila fanazavana misimisy fa tsy hay mihitsy ny tiana ahatongavana.



Mila tandremana ihany ny droit d'auteur sy ny droit de diffusion dia sombiny no azo alefa e
8. xxx ( 03/02/2009 12:05)
ANARIM:

tsy mahasokatra aho fa mikatso b, loza koa fa efa tokony isolo fitaovana! snif



Tsy mety misokatra ve ny anao ?Tena efa harafesina fa mila menaka isankarazany :°)

Mety efa ela tsy niasa

Mila QUICK TIME izy ity e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0459