Tsy Firenena fa Akanin-jaza ngôda be Madagasikara
1. sivisma
(
31/01/2009 23:56)
Any ka ny fanolohana filoha dia hoatran'ny manolo couche-njaza.Ny filoha raha teo moa mieritreritra ny tenany fa izy irery no mahay mihira an'i ra frera zaka ô!!!!!!! :lol:
Ny jamba ndray moa zao dia milalao lamasinina ndray zao no fialam-boly:tézévé hono ny an'azy.Asa ngah raha jamba mitondra tézévé zany ...mba mankaiza loatra:ambondrombe?
Dia zany sy zany sisa ny firenentsika,tsy haiko tsony na ny mpanao pôlitika no mahay mandrotsirotsy na isika vahoaka no dondrona sy donto matoa manaiky an'izao mahazo antsika izao.

répondu par badboy le 01/02/2009 11:17
3. bidon
(
01/02/2009 05:46)
...ny vahoaka...la plupart sans education fixe...dondrona...ts mandefa saina lavitra....tsy mahay afatsy ny mimenomenona....
4. badboy
(
01/02/2009 09:08)
Ka ampianaro ary izahay fa efa tsapanareo hoe dondrona eh!! Sady fiteny malagasy ilay hoe ny adalan'ny tena no tafindamba, ka dia miandryanareo manampahaizana izany izahay hampahay anay handalina sy hisaintsaina!!! Nareo anefa toa tsy hita fa toa milevina any @ firenena misy TGV daholo, izahay mitsirararara @ tany ny akihibetongotra satria goaka ilay kiraro............. :-* :-* :-*
5. lemenakely
(
01/02/2009 09:50)
Hoy ny fiteny vazaha hoe : seules les têtes changent ..pas les manières
Aiza no hisy zava- banona ,
Ny mpamadika palitao tsy tenenina intsony!
Aiza no hisy zava- banona ,
Ny mpamadika palitao tsy tenenina intsony!
6. xxx
(
01/02/2009 10:44)
lemenakely:
Hoy ny fiteny vazaha hoe : seules les têtes changent ..pas les manières
Aiza no hisy zava- banona ,
Ny mpamadika palitao tsy tenenina intsony!
zay le oe politika ko ze manaiky ambakaina eo no fetsifetsena mbola misy foana ny donto manaraka an dra8 na i andry sady amizay le zefa foana no manaraka
7. badboy
(
01/02/2009 11:17)
Ka hanaraka an'iza ary?? Sa ianao anonymous no mety tena milay ndray??? :^) :^) :^)