TGV: io fa manao letrezana am'zay!
1. Optik
(
31/01/2009 21:24)
Io ndray fa nihetsika ny gaigin'ny TGV :
"zah prezidà ozizy tetsy analagam anikeo" o^o
Nandramany daôly io fomba rehetra io handrangitana fa tsisy nahomby :
-Tampoka eo lazaina fa misy mivarotra i Gasikara
-Tampoka eo niova hoe : tsisy Demokrasia eto Gasikara
-Tampotampoka eo ndray : ndao higrevy (de navela hanao)
-Nony avy eo niova ny filamatra: Dory RNM , dory MBS, Robay ny tanàna
(nanantena an'i Ra8 hiaka-pofona be)
-de aveo lany bala de naka saina roa andro ....
Niandry an-Ra8 hiakapofona be Tsisy nampiova ny programan'ny Filoha Ra8 anefa izany fa tsy maintsy tohizana ny asa fampandrosoana hoy izy ary harenina ireny hagegen-dry zazamialasakana ireny.
De io fa rangitra sady efa manomboka lany atokona ry jiolahimboto de zao ndray hoe: "zah prezidà"
De inn ndray ny "cinéma"manaraka?
"zah hoa mpajaka"
ssssh, tafio lamba lereto fa an'ny tena ah!

répondu par sitlo le 01/02/2009 02:44
2. badboy
(
31/01/2009 21:57)
Io fa manomboka manameloka tsisy porofo :
Toa ohatry ny fombandRadidy io raha tsy diso aho ilay manameloka tsisy porof io!! Dia tohizan'ny ekipandRavalo indray izany!! Dadany izany fiovan'ny tantara izany!! Ilay raikalahy taloha notsoahan fa nanao fomba maloto no toa notahafina!! Ka raha marina fa izy no nanome baiko koa maninona no tsy asaina raisin'ny pra dia ampidirina mandat de dépôt??!! Sa io marina no fika entina hitadiavana ny fanagadrana azy?? Toa ho maivana!!
Tsy mila makany St Syr dia mahay ilay paika hoe mandroso in2 dia mihemotra in1 !!!! Tena mbola be ny zavatra tsy takatrao ranamana, sa kosa fahafinaretana manabaty sy manameloka tsisy porofo fotsiny!!
Aleo aho hiverina hamaky ny bd-ko mba hampihemotra ny saiko ka hahatonga ahy hanaiky ilay optik 2000!!! :-* :-* :-*
Nony avy eo niova ny filamatra: Dory RNM , dory MBS, Robay ny tanàna
(nanantena an'i Ra8 hiaka-pofona be)
Toa ohatry ny fombandRadidy io raha tsy diso aho ilay manameloka tsisy porof io!! Dia tohizan'ny ekipandRavalo indray izany!! Dadany izany fiovan'ny tantara izany!! Ilay raikalahy taloha notsoahan fa nanao fomba maloto no toa notahafina!! Ka raha marina fa izy no nanome baiko koa maninona no tsy asaina raisin'ny pra dia ampidirina mandat de dépôt??!! Sa io marina no fika entina hitadiavana ny fanagadrana azy?? Toa ho maivana!!
de aveo lany bala de naka saina roa andro ....:-D :-D :-D
Tsy mila makany St Syr dia mahay ilay paika hoe mandroso in2 dia mihemotra in1 !!!! Tena mbola be ny zavatra tsy takatrao ranamana, sa kosa fahafinaretana manabaty sy manameloka tsisy porofo fotsiny!!
Aleo aho hiverina hamaky ny bd-ko mba hampihemotra ny saiko ka hahatonga ahy hanaiky ilay optik 2000!!! :-* :-* :-*
3. sivisma
(
01/02/2009 00:04)
Adala mihitsy aloha amiko raha mbola izao no misy misafidy hoe Ravalo na Tgv e .Nareo ve dia kentrina mihitsy e????
Miala tsiny aho fa tena menatra aho raha hoatran'ireo zany no mbla hitondra ny fireneko.Tsy aleoko ary lé mpitsoka sifflet vao maraina iny na claire adala ao behoririka no filoha......
Ny jamba koa moa @ zao manao échauffement mafy mihitsy,atositosika esty sy eroa lé tézévé @ io, ito farany koa tsy mahafantatra izay hanjo azy ao aoriana....aza misy lesy zany ka.