Ny mpiasam-panjakana no namotika ity firenena ity
1. jiimm
(
31/01/2009 14:12)
Grevy lava reny hanonganam-panjakana fa tsy grevy natao hanitsiana ny rafitra tsy mety, hanitsiana ny mpitondra. Jereo ary raiso ho lesona ny zava-misy amin'ny tany mandroso. Tokony hiova ny fomba fijerinareo. Aza avela hataon'ny mpanao politika kilalao.
répondu par Herimiafina le 31/01/2009 15:44
3. naughtyboy
(
31/01/2009 15:15)
izay indrindra no analàna anle8 zao lesy ko ,mila ahitsy any amponja ny tenany ary ho oh. faranana fa tsy avela hitohy intsony ny rafitra tsy nety nataony izany ho oh. ny ho avy ,tsy asiana resabe intsony io fa ampy tokoa izay ny kilalao ratsy nataony 7 taona izay . Ho vavolombelona daholo lisany ireo fa aza maika hanatrika izany fitsarana ilay fahavalompirenena izany ,ho fatiny nasesiky tanany ihany le8 io .raha fetsy izy dia tsy mifikipikitra @ faux espoir(sosy) hijanona eo fa tsy ny aina no vonjena ,iza @ lisany TIM zao no hanao volontaire hanatibary azy refa avy eo eny tsiafahy ,siora aho fa tsisy na 1 aza fa seza very no mapibabaka anlisany an =)) =))
4. Herimiafina
(
31/01/2009 15:44)
Mbola hisy foana ny ohatr'izao raha tsy ny rafitra mihintsy no hovana tanteraka. Aiza ve nama knou efa 21ème siècle mbola raisina ho messia foana izay prezida rehetra, mbola mihevi-tena ho messia daholo koa izay lasa prezida rehetra. :^)
