Accueil
Sujets
Inscription
Connexion
Iza avy no mety ho anatin'ny GVT izao?
1. klitika
( 31/01/2009 12:28)
Aleo mba asiana vinavina eh
Répondre
répondu par
njara2007
le
31/01/2009 12:59
2. akamatiana
( 31/01/2009 12:37)
ze mpiady seza retra kou
Répondre
3. klitika
( 31/01/2009 12:40)
Ny somary nampihomehy aloha androany dia vao vita ny kabarin'i TGV izay nilaza koa fa izy izao no mibaiko ny tafika. Dia tonga ny tafika nanaparitaka ny ol, ary dia naka an'ireo fanamafisam-peo teo amin'ny lapihazo.
Ohatry ny video gag ilay izy
Répondre
4. mitoetra
( 31/01/2009 12:42)
makaleo be na r8 na TGV e!!!!
Répondre
5. njara2007
( 31/01/2009 12:59)
Nenay Didier RATSIRAKA ihany eh.... Ratsiraka Hatrany....
D hampio Didier Ratsiraka. :^)
Répondre
1
Répondre
©
Eugene Heriniaina
- serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0573