Fampanantenan'ny TGV

1. hery ( 30/01/2009 16:34)
Vao hirotsaka ho maire-n'Antananarivo i Andry TGV dia nametraka fampanantenana vitsivitsy.
Herintaona izay no lasa... inona avy no vita?

Ireto ny fampanantenana http://hery.blaogy.com/post/4/3796


- Fanatsarana ny fiainana andavanandro ho an'ny maro an'isa ao anatin'ny
fifanajana fa tsy ao anatin'ny famoretana na fanaparam-pahefana
- FAMPITOMBOANA NY ASA,
- Fampitomboana ny FANDRIAMPAHALEMANA any amin'ireny faritra mena tena mampitaraina eto an-drenivohitra ireny noho izay tsy fisian'ny fandriampahalemana izay
- Fanorenana toerana azo ilalaovana sy ivelaran'ny sain'ny ankizy,
- Famitomboana ny toerana hanaovan'ny tanora fanatanjahan-tena sy hianlana voly,
- Fanomezana "COURS" maimaim-poana ho an'ny mpianatra rehetra manala fanadinana, na CEPE, na BEPC, na BACCALAUREAT izany, Fanafaingana ny fahazoana taratasy isan-karazany
- Fanatsarana sy fampitomboana ny toerana hivarotana mba tsy hifanenjika lava amin'ny polisy ny olona mitady fivelomana amin'ny alalan'ny varotra
- Fanatsarana ny fahazoana RANO FISOTRO MADIO eny amin'ny tokantrano tsirairay tena sahirana
- Fanafaingana ny fahazoan-dalana hanorina, na permis de construire ho an'ireo olona te-hanorina eto Antananarivo
- Fitsinjovana ny RAY AMAN-DRENY LEHIBE
- Fanatsarana ny fitaterana na ny fiara karetsaka izany, na ny fiara fitateram-bahoaka, ary fanamboarana toerana hijanonan'ny fiara

Ankoatr'ireo moa dia nisy ny fampanantenana ombieny ombieny isaky ny toerana (ohatra ny kianjabe eny Antsonjombe, Andohalo sns) izay tsy tafiditra ao anaty lisitra ofisialy ary inoako fa tsy hataony satria tsy mbola tena mahamaika.
répondu par belakely le 31/01/2009 01:30
2. xxx ( 30/01/2009 16:49)
De mbola vahiny @ politikan'ny Gasy ihany ve nareo zany ry Hery, Ireo mpanao politikatsika ireo no antsoina hoe NY ANDRIANA MAVO VAVA. Miala avy ao @ lehiben'ny fokotany ka miapaka any @ Ngahy Prezida
Tsy misy ankanavaka io an!!!
3. xxx ( 30/01/2009 17:22)
O Rahery a mbo misy fiangaviana ty ra mbo azo atao mba jereo daholo hoe ny sarin'i T G V refa izy miarahaba ny ol rehetra iny fa otsan'ny misy mba ilako azy azafady raha azo atao
4. Noue ( 30/01/2009 18:01)
mazava ho azy fa fampanantenan'ny tsisy saina dia samy miara mahita zao ny vokany eeee! ny ahy ny tena mampalahelo ahy dia ireo olona namohy ny ainy nefa moa ve nisy teny faran'zay kely monja nataony momba ireo olona MATY ???????
5. Noue ( 30/01/2009 18:10)
19h12 : Sur RFI Andry Rajoelina annonce ne pas être intéressé par le poste de président.
6. naughtyboy ( 30/01/2009 18:15)
nisy dia nisy noue fa aza dia aviavy @ zv tsy hay ,anjaranao ny manaraka loharanombaovao marina raha te ahafantatra
7. Noue ( 30/01/2009 18:34)
naughtyboy> jerevo aza ity eeee!!!

19h12 : Sur RFI Andry Rajoelina annonce ne pas être intéressé par le poste de président.
http://www.sobika.com/
dia mba jereo ny voalaza ao fa tsy zaho mahintsiny no aviavy ee!
8. Noue ( 30/01/2009 18:36)
19H15 : Sur Viva radio, Andry Tgv déclare qu'il proposera une solution le 31 janvier lors de la manifestation pour résoudre "très vite" la crise.
19h12 : Sur RFI Andry Rajoelina annonce ne pas être intéressé par le poste de président. Il annonce le soutient de 500 maires indépendant.
18H50 : Le Ministre de la Santé annonce la réhabilitation des grandes infrastructure hospitalières, Tsaratanana, puis HJRA.
17H15 : Mahajanga : un meeting Pro TGV se déroule sans incident
16H45 : 1 250 000 FMG pour un millier d'employés de Zoom, Citic, Supreme Center, Trading Center, autres boutiques d'Analeky du gouvernement
16H15 : Marc Ravalomanana réunit le staff de la région de Mahajanga et toute la sécurité à la Banque Centrale
16H00 : Manifestation organisée par des jeunes et des opérateurs indépendants sur la place du 13 mai pour le droit de travailler. Banderolles « Nous voulons travailler. arrêtez la grève s’il vous plaît ».
16H00 : Majunga, Le président s'est arreté devant le Lycée Philibert Tsiranana et a discuté brièvement avec les lycéens qui ont été sorti de classe à l'occasion
15H45 : Bain de foule pour le président à Mahajanga
15H10 : L'avion présidentiel a atteri à l'aéroport Philibert Tsiranana Amborovy Mahajanga
14H13 : Le nouveau chef de la gendarmerie réaffirme qu'il n'y a pas de commandos à Madagascar
14H10 : Rencontre ce matin entre les commercants de Supême Center et Citic et le ministre de l'économie. Des propositions d'aides ont été faites
14H00 : Le Ministre des Finances M. Haja Nirina RAZAFINJATO et le DG de la Banque Centrale confirment qu'il n'y a aucun risque de pénuries d'espèces
13H50 : Les revendications sont passés de gouvernement de transition à régime de transition.
13H42 : Benja Razafimahaleo, frère de Herizo Razafimahaleo était le porte parole du groupe ayant rencontré Andry Rajoelina
13H40 : Le communiqué suite a la rencontre au Carlton : lire ici
13H30 : Rencontre Carlton: donne tout pouvoir à Andry Rajolina pour un régime de transitation
13H00 : L'ex ministre Benjamin Andriamparany déclare qu'il faut mettre en place une force de proposition neutre
12H30 : Andry Rajoelina a rencontré la société civile au Carlton et différents partis
11h29 : Le port de Tuléar est réouvert depuis ce matin. Rien à signaler en ville.
11H25 : MAhajanga : tout est calme
11H05 : Quelques jets de pierre contre le cortège présidentiel à Toamasina. le Ministre Botozaza Pierrot, originaire de la ville "introuvable"
11H00 : Marc Ravalomanana a quitté Toamasina. il était accompagné de Ivohasina Razafimahefa, Bezara Manasse et le nouveau patron de la gendarmerie nationale Pily Gilbain.
10H00 : Marc Ravalomanana à Toamasina : bon accueil de la population à Ambolomadinika
09h30 : L'avion présidentiel Force One (2) a attéri à Tamatave
07H30 : Andry Rajoelina déclare qu'il faut " une nouvelle vision " pour Madagascar
07h23 : Andry Rajoelina propose une "transition démocratique" pour organiser des élections dans les 2 ans.
9. naughtyboy ( 30/01/2009 18:48)
eeeeeeeee aiza ao no misy milaza fa tsisy teny faran'zay kely monja nataony momba ireo olona MATY ???????
10. belakely ( 31/01/2009 01:30)
O raHery a : "hafa anie ny propagandy dia hafa ny tena izy e!"
angaha hadinonao izany??? : :D :D :D :D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1497