saropiaro
1. xxx
(
30/01/2009 14:16)
Mba mila torohevitra avy aminareo za ry zareo fa saropiaro be ny olona miaraka amikou nefa za tsy mampirafy azy fa manaja azy foana; tsy fantatro hoe misy miaraka aminy ve any de mody anafenany anizany no maha saropiaro azy nefa izy hitako tena manaja be ana sady ny olana kely eo aminay kou de izy mbola zandrikou 1 taona de ohatrany asiany olana foana amin'ny taonanay.
Za de zazavavy 25 taona no manotra aminareo de mba mila torohevitra avy aminareo sady valiny mahafa-po

répondu par Mirananirina le 31/01/2009 14:51
2. princesseN
(
31/01/2009 14:48)
xxx:
Mba mila torohevitra avy aminareo za ry zareo fa saropiaro be ny olona miaraka amikou nefa za tsy mampirafy azy fa manaja azy foana; tsy fantatro hoe misy miaraka aminy ve any de mody anafenany anizany no maha saropiaro azy nefa izy hitako tena manaja be ana sady ny olana kely eo aminay kou de izy mbola zandrikou 1 taona de ohatrany asiany olana foana amin'ny taonanay.
Za de zazavavy 25 taona no manotra aminareo de mba mila torohevitra avy aminareo sady valiny mahafa-po
d tena ts fantatro ndray alou ny antony mety hasaro-piaro azy ra zan f ny hvtr atoroko andry d zao ftsny oe resao izy eh!tsy misy afa-tsy zay,lazao fotsiny f tsy preuve d'amour mintsy zany ataony zany ra zay no tiany ambara aminao,mb asaivo manana fahatokisana anao izy ra tena tiany enao eh!anisan'ny basn'ny fitiavana ange ny"confiance" eh!sa nisy niteny tany aminy tany oe nahita anao niaraka t@ olon-kafa nef na izany az mb tokony anontany anao izy ra nisy zany d tokony zay teneninao no atokisany,zay ngamba no hvtr azoko omena anao f courrage
:-* :-* :-*
3. Lejoba
(
31/01/2009 14:49)
ataovy resaka carte sur table eh: iza no mahita na efa voafitaka tany izy dia fay. Na ianao no manana passé manahirana azy ka tsy mety afaka ao an-dohany.
Inoako fa tsy mahatoky ny tenany koa izy satria sao raisinao ho zazakely ka ahiany hitodika any @ "lehilahy lehibe" ianao.
Anontanio mivantana izy raha avy aminao no mahatonga izay na resak'ol, na avy aminy eh, tsisy ohatry ny fifanakalozan-kevitra

4. Mirananirina
(
31/01/2009 14:51)
rehefa tia ,dia tsy maintsy saropiaro............hoy i Mahaleo izay.
Ilay hoe zandriny aloha dia tsy misy dikany,misy aza 10 taona na mihoatra,nefa tsy misy olana.