Henatra ho an'ny firenena
1. Mandefitra
(
30/01/2009 09:13)
henatra lehibe ho an'ny firenena sy ny malagasy ny zava nitranga teto amintsika : ny mpiaramiasa moa tsy misalasala miteny hoe : "les malgaches sont des sauvages" ... ary marina ny azy raha ny zava misy hitany no jerena.
Ty misy sombiny ho saintsainintsika :
by C'est quoi ce pays? @ 30 Jan 2009 09:37 am
Bonjour chers malgaches! Mis au courant par ce triste évènement, je me permet de m'immiscier dans vos discussions afin de vous faire part de ce que je pense. Jamais, dans un pays du monde, on n'a vu un "politicien" aussi jeune qu'il soit, vouloir être premier ministre. Hahaha. C'est comme tous ces pays défavorisés avec des jeunes de 12ans qui portent une arme. On se sert de la jeuness malgache car ils n'ont pas de repères, et ont la tête remplie de soda, de musique et de richesse qu'ils voient dans les clips de rap U.S. Hahaha, on dit que quand il y a un président chez vous, vous pensez tout de suite que dans les mois à venir, vous aurez TOUS/CHACUN une villa, un bon 4x4 et de la bouffe 3 fois par jour. Votre maire vous dit que les malgaches ne mangent pas 3 fois par jour (vu sur TV5) ... mais attendez ... Est-ce que TOUS les pays africains ont 100 pour cent d'habitants qui mangent 3 fois par jour??? Laissez moi rire. Même en france, beaucoup ne mangent pas 3 fois par jour, et encore moins en europe de l'Est. Donc arrêtez de croire qu'on devient riche en ne foutant rien. Arrêtez de croire que quand vous venez en europe, vous devenez riches et célèbres, etc ... c'est plûtot le contraire qui s'avère vrai, en majorité précisons-le. Et soyez civilisés car le respect de la Démocratie, telle qu'elle a été concue, c'est d'abord le respect des biens de la cité. Et votre cité, fief de votre tant aimé jeune Maire,, elle est pillée, morte. Et parait-il que vous allez recommencer ce samedi ... Mais vous n'avez rien d'autre à faire de votre vie là bas? Au lieu de chercher du boulot, vous cassez tout ce qui vous offre de l'emploi, et après, vous choisissez de devenir chauffeurs de Taxi ou Nénènne, Gardien ... C'est avec la tête qu'on réfléchit, mais pas avec les mains. Votre démocratie "à l'Africaine" me fait pitié. Et quand un président ne déploie pas son armée pour ne pas blesser ces petits sauvages qui cassent leur pays, ces petits sauvages se disent que le président les a lachés, eux-mêmes qui haïssent celui qui crée l'emploi dans leur pays. Je trinque à votre santé!
Au fait, votre prophète de Maire, il était D.J. avant non? Et il n'a pas fait d'études supérieures c'est ça? Si vous ètes encore plus cons qu'un gars sans cervelle, alors là, ça me fait peur.

répondu par naughtyboy le 30/01/2009 18:25
2. nyavo2000
(
30/01/2009 09:21)
Ie ka ny adala nampandihizin'ilery ihany ireo lasa gaigy manaraka azy ireo.
3. xxx
(
30/01/2009 09:31)
u fait, votre prophète de Maire, il était D.J. avant non? Et il n'a pas fait d'études supérieures c'est ça? Si vous ètes encore plus cons qu'un gars sans cervelle, alors là, ça me fait peur.
Et meme Mr le President aussi n'a pas fini des etudes meme secondaires!
C'est un pays dirige par des sauvages aussi en vrai dire
4. tsiafoi1
(
30/01/2009 10:33)
Et meme Mr le President aussi n'a pas fini des etudes meme secondaires!
Eh oui! Mais le Président était un vrai paysan (takapa mpitery ronono) d'origine avant. Il connaît la pauvreté beaucoup plus que ce séduisant jeune Maire, snob qui ne vivait que des luxes, prétentieuse vie et les boîtes de nuit depuis son enfance.
Malgré son niveau d'étude, le Président est super intelligent.... Voilà pourquoi il arrive à multiplier son TIKO... Il arrive à négocier des grands projet tels que QMM, SHERITT, Exploitation pétrolière...
Le peuple a besoin d'un Chef intelligent mais pas un Prétentieux et orgueilleux comme TGV.
5. Mandefitra
(
30/01/2009 10:46)
Sady ny tsy azon-dra xxx dia zao :
- vahiny no nanome hevitra, kanefa mampahiratra ny masontsika izy hijery lavidavitra kokoa fa tsy hanantena miracle lava
- Tsy kolon-tsaina malagasy zany DJ zany, any @ boite zany ny makorelina no mpankany matetika, na ny zanaka deba te hanala azy, na ny mpifoka rongony ... ka asa raha mendrika tokoa ny hitondra firenena sy hitari-tolona ny olona toy izany.
- tsy fitiavan-tanindrazana ny fandoroana ny fananam-pirenena : ny rova, ny rnm ny tvm ... ny olona nahavanona zany na ny ati-doha nikotrika izany dia tsy mendrika akory ny hijanona eto madagasikara ... toy ilay iraika lahy taloha, ary io mbola tahafin'i tgv io.

6. xxx
(
30/01/2009 10:52)
zay asany taloha aza tenenina tsony fa ny maha mpandraharaha lehibe nahazo ny prix nobel an'i Andry ijerena azy !! tahaka ny tsy ijerena ny maha mpivaro-dronono mitapo-drano an'i ra8 taloha! ronono matsora! fa ny finiavany hanafaka atsika amn jadona sy ny fangoronantany sy fananan'olona tafahoatra teto no tena nampitroatra any malagasy
7. naughtyboy
(
30/01/2009 10:57)
fa ngaha mo refa vahiny de manana ny marina sa izy ireny no mahalala misy2 koko ny tokantranony malagasy noho isika tompony ?????
Tsy kolontsaina malagasy koa izany fahazarandratsy tsy mandoa hetrampanjakana izany izay efa naha boro anle8 t@ androny deba (i pierrot mo no nampihinana anlery) ary tsy mbola fay fa notohizana refa lasa filoha ,ny rehetra mandoa koa nahoana ela filoha no hiala
An an an ny tena nikotrika satria tsisy hevitra hafa azo nampiasaina ho valinkafatra afatsy ny ,fanimbana tanindrazana dia i le8 .
tsy lojika mintsiny izany oe olona hiditra v no hanimba ny trano sy ny fananana iasany,fa ny hiala ihany ka malahelo toerana efa tranga hita io t@ deba de narahiny le8,tsy azo avela roasina fotsiny izany i le8 fa 1 ihany no solution-ny mba ho lalàna mikatsaka ny rariny sy hitsiny no hanjaka ary takiany vahoaka dia
mialà i le8 atao garde à vue dia miandrasa fitsaràna dia tsy hisy intsony ny romoromo @ vahoaka HELOKA IBABOHANA HONO MODY RARINY,ARY NY RARINY ITOMPOANA MODY HELOKA

8. naughtyboy
(
30/01/2009 11:01)
farany i mandefitra moa no azony maorisiana andaharana otrany io fa tsy zà satria na ao aminy aza feno ny corruption ,ilay P.M dia saribakoly fotsiny,ny 4ms feno ny tananany ary varotra maizina @ rongony avy ao afrika atsimo ka miodina hatrany seychelles sy rodrigue ary ny fanadiovambola no tena mampandeha ny fiainany@ alalany ireo drug barons eto @ ranomasina indiana
9. Mandefitra
(
30/01/2009 11:26)
Tsy any zao resaka fa madagasikara sy ny ho aviny.
Rahampitso ngamba ny valin ny fanontaniana.
Fa efa nanaraka ilay dingana nolazaiko ny ffkm : efa niresaka t@ filoha izy, ary nangataka hihaona @ tgv .. tsy haiko raha efa tanteraka ity farany
Ny dingana manaraka dia miala @ mahaben ny tanana azy tgv satria tsy mendrika azy ntsony izany.
Zay no lalan tokana hampilamina ny tany ... ny ankotr'izay?

10. naughtyboy
(
30/01/2009 11:35)
tsy ao izany fa tsy izay no notakiany ireo vahoaka eraky ny faritany raha tsy diso aho,fa ny tokonana aloha no dinganina hanitsaka varavarana,ary fampiatoana any le8 naloany vahoaka @ fitondrana,fiambenana azy @ access ny banky sentraly,finansy sns..jiolahy efa boro manko lery io dia tsy mahazo alàlana hivoaka ny faritry gasikara mandrapahatongany fitsaràna dia milamm ny tany...
fanamarihana,tsy fanotaniana mila valiny akory ireo voalaza fa zv nisy sy niseho

11. Mandefitra
(
30/01/2009 11:49)
- Efa tany @ faritany nga moa tgv?
- Fantatry ny any antsiraka ve zany tgv zany? mety bandy DJ no hahafantaran izazah club tulear azy ngamba, ary bandy mpandoro rnm ho an zay mba nahara baovao tato ho ato.
Ka ny hetahetan ny mpibizina hoa aza lazaina hoe hetehetam-bahoaka sao misandoka ny tsy an'ny tena.
Ny ao Tana zao nanenina aby zay niseho nanohana an i tgv satria nivadika horera ny anao lahy ...
SAingy indrisy :
fa tara loatra vao tonga ny nenina
ny henatra sarotra hefenina
mangiana aloha f'efa voa
"hadalan'iza moa ndrematoa?"
hozy ny mpanakanto

12. nyavo2000
(
30/01/2009 11:54)
Ie mila ambenana ny banky sns ... fa ireny sisa izao no mbola tsy novakiana sy nodoran'ny TGV sy andry e!.
De izao, raha te haka vola amin'ny banque centrale izany ange r'ilay adala be ireto tsy hoe vola alaina amin'ny sobika no atao e! jeu d'écriture dia vita, satria ny banque centrale izany tsy mitahiry vola vahiny ao aminy fa manana compte any andafy hametrahana ireny, ordre de virement par SWIFT( raha hainao ny dikan'izany) dia vita ny tantara...saingy matahotra an'Andriamanitra ny mpitondra ary tsy hanao izany. Koa miandrasa eny raha sahy e! sao dia ianareo no andrasana.
Na ny billet de banque eto M/car aza dia voafetra ny tehirizina, fa mbola hafarana arakaraka ny fahapotehiny sns...
13. naughtyboy
(
30/01/2009 12:05)
- fa za ngaha niresaka TGV sa inona,vahoaka leony tsindry hazo lena no resaka eto fa aza avoana ,ny hetahetambahoaka no bizna resahiko hatrizay satria izy ireo no tompony: toy ny ,fampitsaharana ny didy jadona ,fisamborana ny filohany malaso ambony latabatra le8 sy fitsaràna ny asa ratsiny rehetra..
-asa na mbo nanaraka ny tantara i nyavo na tsia ,tsy resaka virement electronic na automatic no resaka fa oh. no omeko ny nanafitsainy deba ny 8 million US$ tao @ banky sentraly talohany nipitsihany ,ny mpitandro ny filaminana no efa miandry eny ary ampitomboana izany sao anaovany le8 hakingana tampoka toa ny any deba eo

14. naughtyboy
(
30/01/2009 12:08)
tsy cash akory io sao avadika indray ny resaka fa ireo azo avadika cash toy ny volamena ary ireo vatosoa sy tahiry hafa sns...
15. naughtyboy
(
30/01/2009 12:18)
voalaza
saingy matahotra an'Andriamanitra ny mpitondra ary tsy hanao izany.
na isolo vava azy eto aza nyavo tsarovy fa tsy adala ny rehetra ka hitoky @ saka fa trondro ny laoka,olona efa boro v tsy hangalatra eny nataony(le8) indray tokoa izany teo @ fitondrana ,mba aoka izay ty fivarotana saka beloha aman'olona ity fa tsy bado dolidoly akory ny eto ry nyavo ...sa te hanasa loha ny vahoaka oe olomasina sy matahotra an'A.tra le8 ???? aoka re

16. mion
(
30/01/2009 12:54)
Mba menatra ry ry TGVendrana reto fa ny vahiny aza maneso a, lisany oa de tsy lany henatra mintsy . efa hita ze vitan'lisany de mbola maloto hatrany @ tsinaim... ny fisainanana.
Na mpitery ronono ra8 na nobel ny TGV (tsy nobel zany alou leri e, za vao avy nijery liste ). Inn no vitan'ny TGV ankoatra ny casses tetsy sy teroa hatram zao alou??? VALIO raha mahita avaly, refa tsy mahita de nadana matory @ zay fa aza manao mstrbtion de cerveau hideadeafana eo.
diplôma tsy hay ny mampiasa azy lty risoriso a. Ary ny be diplôma refa tongaaty amiko ka tsy hainy ny mampiasa azy de ariary 2 ny karamany. Fa na tsy manana CEPE aza tonga ato amiko ka mahavita izay asaiko ataony izy de sahiko ny manome 1 milliara azy.
Tsoriko @ là fa tsy nahay inn inn mintsy io TGV io tany am-pianarana ary farany de voaroaka. Afaka jerena ny archives misy ny naotiny.
Mba nianatra ihany lisany nefa mbola tsy matsilo mintsy

17. naughtyboy
(
30/01/2009 18:25)
tsotra ny valiny io ,porofonla avoaka fa ny TGV no nanao ny pillage de ho gadraina tko izy reo,fa toa vavany ny mahita volana alohany biby fotsiny nenla
tsy takatr'ela ka tsoriko ny tsy nahalasa anla taiza n'aiza nefa i TGV zao aiza sa milay noho izy ela na manana sata tsara noho izy na efa nihazona andraikitra tsara noho izy @ fiarahamonina ??? satria diso toerana ny atidohanla lasa any @ fangetorana ra izao resak'ela zao no jerena:-D