Ampidiro aloha ny tenimiafina
ADY SEZA NO TENA AMBADIK IZAO REHETRA IZAO....
1. xxx
(
29/01/2009 14:46)
Misy moa ny tia tena ,dia ao koa ny be fialonana ;...
Mivaralila ny isan tsokajiny hoy NY TARIKA NY NANAHARY izay ...dia ny vahoaka ny mihinan ny tadiny
Fa rehefa jerena dia ADY SEZA no tena ao ambadik izao FIKORONTANANA izao , un point c'est tout!!!
2. jiimm
(
29/01/2009 14:57)
Toerana mbola malalaka be io ka hiady seza!! fa nareo ve adala e?
3. xxx
(
29/01/2009 15:06)
jiimm:
Toerana mbola malalaka be io ka hiady seza!! fa nareo ve adala e?
Resaka ministére ry leiry e!ministére inona izao no mbà misy opposition?
4. jiimm
(
29/01/2009 15:22)
Aleo ary za hipetraka @ tany fa inty ny sezako omeko anao e!
5. fenouhy
(
29/01/2009 16:01)
@nay aty mbola misy seza rafia fa aza mipetra @tany izany ianao Jiimm e :^)
6. xxx
(
29/01/2009 17:45)
fenouhy:
@nay aty mbola misy seza rafia fa aza mipetra @tany izany ianao Jiimm e :^)
Te hanangana gouvernement de transition ny mpomba an i TGV ary te ho PM nizany gvt izany i TGV izay no condition napetrany !araho tsara